ho an'i vaika
265. Vaika
(
19/09/2006 22:15)
Misy hira izay (new wave ? tsy tadidiko) : de tsy mahay teny anglisy de hoe "ganagana mody" no titre-ny. Enfin, je ne sais pô !
267. prime
(
20/09/2006 11:32)
Vaika> =))
cutie> te hampiady biby eo... vao hoe in izany...:°):-D:-D
cutie> te hampiady biby eo... vao hoe in izany...:°):-D:-D
269. prime
(
10/10/2006 13:46)
d ento mody ny ary ny akohonao rehefa tsy ampiadiana intsony e...:-P:-D:-D
273. prime
(
20/10/2006 11:42)
fa i cutie ela2 tokoa an... fa taiza foana tao ho ao?
Hita tsindray2 ary @ dinika hafa ary ihany fa lasa mahalana an...
Hita tsindray2 ary @ dinika hafa ary ihany fa lasa mahalana an...
274. Fiffi
(
20/10/2006 14:44)
Vaika:zah koa nandalo fotsiny fa de mifanaraha nareo ry prime sy cutie an!
prime : nandalo fotsiny aho f'azafady e ! Ampiadiho ao ny bibinareo koh ! :^):^):^)