ho an'i vaika

61. prime ( 08/08/2006 10:37)
ny sasany sokola tsy entina fa tonga d tsôda b... :°)
ny sasany b kenonkenona... 8-)
ny sasany tenda d ny hafatra av atelina koa... :miam:
taraiky eo elà ra-vaika mba kôz e!!! :lol:
zah koa... :-$
62. pissoa ( 08/08/2006 13:47)
Vaika:
pissoa : tsy re-ko tsara fa ahoana hoe e ? Aiza hoe no misy betsabetsa be de be e ? Fety be zany ve ?:-D:-D:-D
Hihihi - tsy zany no teniko teo ... teneniko mafy be izany? :roll::-D:-D:-D
63. Vaika ( 08/08/2006 13:57)
pissoa : fa inona no tenenin-njy ? dradradradrao mihintsy ankia !:-D:-D:-D
64. Vaika ( 08/08/2006 14:02)
prime : tena mba vonjeo marina aho leitsy fa ho votsotra eto ity afera ity ny hiafarany.
ary i toi koa nahoana no :-$ ?
Haaaayyyyy veeeee ! zay vao azoko : :-$ :-D:-D:-D
65. kelly13 ( 08/08/2006 18:00)
za tsy mahazo fa tsisy lanterne, mbola niady t@ edf za d tsisy jiro hihihihi
66. simplex ( 08/08/2006 18:49)
kelly13:

za tsy mahazo fa tsisy lanterne, mbola niady t@ edf za d tsisy jiro hihihihi

:-w:-w:-w hummmm
Vaika: lasa elah mamaky an'ilay boky manuel haingana :-D:-D:-D

67. Fiffi ( 09/08/2006 03:39)
:-D
68. mamzelkely ( 09/08/2006 05:07)
vaika ts annif anjoany tamn'io kay ka fa mba te hanoroka anah bdd angah :-D:-D

simplex non non ra misy manome zavatsoa anao kingah miteny we "apina tompoko ôôoô" :°)
69. Vaika ( 09/08/2006 10:39)
simp : akuna matata leitsy e ! relax, don't korapaka, tout va bien ! Inona ary ty misendôtra be ihany ity nefa tsy misy blema akory. Smile baina a !
Izay ilay atao amin'ilay "lalao ankafizintsika" hoe :
tsy misy menace akory dia ny ankama efa mizara efatra dia mi-jouer ilay coup perdant fa nikoropaka loatra ! COOL !;-)

fiffi : mihomehy tany vaky ?
70. cutie ( 09/08/2006 10:47)
vaika, mba fintino kely we le voalaza ato fa tsy misy arako :lol:
71. Vaika ( 09/08/2006 10:53)
mamz : noheveriko fa anniverseran-njy mihintsy fa i bedada toa tena nanao vol plané mihintsy tamin'ilay plongeon be, nitoraka oroka ho an-njy koh !:-D:-D:-D



72. mamzelkely ( 09/08/2006 10:53)
vaika misy jeu lalaovana njay nga ato hummmmmmmmm alazako njay aaa :-D:-D apina znay le sôkôla miampy gateau :-D:-D
73. Vaika ( 09/08/2006 11:04)
mamz : alan-njy amin'iza njay aza aho ?

cutie : raha fintinina dia maty ny jiro de nanjavona ilay sôkôla !:-D:-D:-D
74. simplex ( 09/08/2006 11:05)
Vaika: chef oui chef ^:^^:^

75. Vaika ( 09/08/2006 11:20)
simp : analan'i toi mihintsy aho an !:-D:-D:-D

Positive attitude ho'a !:-D:-D:-D
76. simplex ( 09/08/2006 11:23)
Vaika: aiza ndray zany :D za ary mba miteny hoe marina zany sefo.
Alefaso klou dadabe hantitra kaly atoandro any @ mamz fa efa kely sisa de halazany :-D:-D:-D:-D
77. cutie ( 09/08/2006 11:37)
cutie : raha fintinina dia maty ny jiro de nanjavona ilay sôkôla !

de avelao ho faty ny jiro e :-D
sady za tsy mila sokola :-D
78. Vaika ( 09/08/2006 11:38)
simp : raha mission tahak'izao kosa toa tena azo hitokisana tsara i bedada a !
dadabe ô ! aiza i toi fa mila anao ny firenena e ?
79. Vaika ( 09/08/2006 11:48)
cutie : de ahoana koa nakia fa intéressant be zany:^)
80. Fiffi ( 09/08/2006 11:58)
Vaika: ny inona ? hummmm! tandremo zany an! sa tsy zany ry Kelly ? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.175