ho an'i vaika
21. Herimiafina
(
06/08/2006 15:42)
Efa rahampitso sahady isika anio knou. Mahazo bizoroka sa tsy mahazo? :-*
23. Vaika
(
06/08/2006 18:28)
HM sy Diams koa lasa love story be mihintsy an !:D:D:D
Ialahy ry HM manafina partenaire an !:-D:-D:-D
bedada : maimaika kosa lesy ela fa sao tara train kle ! Ialahy sisa zao no handrasana e !
Ialahy ry HM manafina partenaire an !:-D:-D:-D
bedada : maimaika kosa lesy ela fa sao tara train kle ! Ialahy sisa zao no handrasana e !
26. pissoa
(
07/08/2006 05:53)
Bonne fety i Vaika ... :-*:-*:-*
Dia mirary fahombiazana hatrany ho anao - sy ilay sekoly fampianarana mikaoty sipa e ;-):-D:-D:-D
Dia mirary fahombiazana hatrany ho anao - sy ilay sekoly fampianarana mikaoty sipa e ;-):-D:-D:-D
27. mamzelkely
(
07/08/2006 05:58)
bon annif tara kely vaika:-*:-*
fa zany we mahita kilazalaza ano ôôôôôô omenareo sôkôlà za de hangina ry vaika sy kelly13 :°):-D:-D
fa zany we mahita kilazalaza ano ôôôôôô omenareo sôkôlà za de hangina ry vaika sy kelly13 :°):-D:-D
28. kelly13
(
07/08/2006 06:21)
hahahaha!!! simplex, omaly le annif-ny fa tsy androany ka! :)
mamzelkely>kilazalaza @ iza? zay sy vaika tsy tia sôkôla d tsy mba manome sôkôla zany! hihihihi
sa tsy zany ry vaika cheri!!!
mamzelkely>kilazalaza @ iza? zay sy vaika tsy tia sôkôla d tsy mba manome sôkôla zany! hihihihi
sa tsy zany ry vaika cheri!!!
29. mamzelkely
(
07/08/2006 06:37)
vaika chéri mbola tr ao fa mamzkely alou no eto de entina minana glasy zany za refa ôtsan'izay sinon de hummmmmmmmmm:°):-D:-D
32. Vaika
(
07/08/2006 07:26)
Pissoa : merci ankia a !
Mamz : hum hum ! Njy manao chantage an !:-D
kelly13 : oui ankia chérie a ! tsika moa tsy tia chocolat ô ?:-D
je t'embrasse tendrement ankia ry malala a :*:*:*
je t'adore !!!(l)(l)(l)
Mamz : hum hum ! Njy manao chantage an !:-D
kelly13 : oui ankia chérie a ! tsika moa tsy tia chocolat ô ?:-D
je t'embrasse tendrement ankia ry malala a :*:*:*
je t'adore !!!(l)(l)(l)
33. mamzelkely
(
07/08/2006 07:28)
vaika ieuu zany no napenarin kelly anah hoe de ra vô ts sôkôla zany de inn re eee :roll::-D:-D
34. diamondra27
(
07/08/2006 08:08)
:-D:-D:-D:-D
mamz: de biscuit na gatô
kelly::wink:
pissoa: njy tsy manaraka le atao fa matahotra an: efa hoe: tsy ity:-*:-* no atao fa ity :*:*:*:*
:-D:-D
vaika: tena manafina marina toi fa saika tsy hiteny ihany aho,de tena bomba be refa mipoaka

36. simplex
(
07/08/2006 08:59)
kelly: soa ihany za fa efa niarahaba omaly ra zany :°):°)
Tsatsy ny fety lesy Vaika a, =D=D=D
37. pissoa
(
07/08/2006 09:10)
diamondra27:Matahotra be mihitsy zah fa misy zamouro be ato knou :cry:
pissoa: njy tsy manaraka le atao fa matahotra an: efa hoe: tsy ity:-*:-* no atao fa ity :*:*:*:*
:-D:-D
Aleo tsy eto imasom-bahoaka e :-$=))=))=))
38. Vaika
(
07/08/2006 09:52)
prime : okay leitsy a !
simp : ;-)
diams : tsy nanaifna izany aho ankia a :°):-D
pissoa : an ?:-D:-D:-D
mamz : bà kely mitefotefoka aza e ! de njy moa henjy be tsy miteniteny ô ? Tsara fanahy anie mamz io re olona e !:°):-D:-D:-D

39. Vaika
(
07/08/2006 09:56)
kelly13 :(l)
Ô Lucifer !
Oh ! laisse moi rien qu'une fois
Glisser mes doigts dans les cheveux d'Esméralda...
(Notre Dame de Paris)
C'est toi ankia mon Esméralda à moi a !:*:*:*
Ô Lucifer !
Oh ! laisse moi rien qu'une fois
Glisser mes doigts dans les cheveux d'Esméralda...
(Notre Dame de Paris)
C'est toi ankia mon Esméralda à moi a !:*:*:*
40. mamzelkely
(
07/08/2006 10:10)
vaika non non ts ampy anah zany bas kely mifotetaka be zany :-D:-D