Firenena tsy ilaina visa.
81. xxx
(
29/07/2006 15:16)
Angaha efa niresahan'lah ihany le akaman'lah ireny?
Ny ahy leisy izao le tany mafana be ireny no tiako aleha an - Sudan ohatra, fa tsy azo ataoko escale ho any Dago :(:-D
Ny ahy leisy izao le tany mafana be ireny no tiako aleha an - Sudan ohatra, fa tsy azo ataoko escale ho any Dago :(:-D
82. Herimiafina
(
29/07/2006 15:25)
Manao esale Sudan de Mandeha Arabie Saodita kely de France de Dago kah!
Fa tandremo ao Arabie Saodita fa savaian ambony ambany ny raopilanina an! :wink:
Fa tandremo ao Arabie Saodita fa savaian ambony ambany ny raopilanina an! :wink:
84. Herimiafina
(
29/07/2006 15:38)
Misy mpianatra mpanakarena be leisy knou! Zah mahalala bandy isaky ny vakansa ileiry miondrana etsy sy eroa foana klé.
fa elah anie afaka manao stand by dia lasa mihena atsasany ny frais leisy e! :-*
fa elah anie afaka manao stand by dia lasa mihena atsasany ny frais leisy e! :-*
86. Herimiafina
(
29/07/2006 15:41)
Zah koa retsy tsy mba manana kanefa te hanao vakansa klé, efa ho 10 taona izay tsy nisy vakansa vanona mihintsy e! :-*
87. xxx
(
29/07/2006 15:49)
Njy aza nanao agro dia nandendeha be tao Dago knou ... tsy mila visa :-D
88. Herimiafina
(
29/07/2006 15:52)
Iny njay nentohana kah, dia tsy quoi, fa le manao agro erantany no olana! :-D
89. xxx
(
29/07/2006 15:56)
:-D:-D:-D
Mandeha conferences leisy izao no fanaovana agro eran-tany an, fa saingy sao variana mandendeha ka tsy vita indray ny tena fianarana kle :-D
Mandeha conferences leisy izao no fanaovana agro eran-tany an, fa saingy sao variana mandendeha ka tsy vita indray ny tena fianarana kle :-D
90. Herimiafina
(
29/07/2006 16:00)
Ka zah tsy mahay n'inon'inona, donendrina be ratsy naoty :oops: sady tsy mahay manao tsolotra de tsy mety lany amin'ireny klé, :oops:ity iray ity aza izao tena hoe vitamboka be fotsiny klé, zah aza gaga hoe mba lany handeha taty klé. :oops::-*
92. Herimiafina
(
29/07/2006 16:05)
Mba tena marina anie retsy izany e, zah tsy revin'ny prof teny Ankatso teny mihintsy klé, tsy haiko na zah le tsy mahay n'inon'inona angamba klé. :oops:
93. xxx
(
29/07/2006 16:07)
Efa mivilana izany resantsika sy njy izany fa ndao njay klou hiresaka visa :oops::-*
94. Herimiafina
(
29/07/2006 16:09)
Tsy misy zavatra halako toy ny fangatahana visa eto antany eto, aleoko kokoa magatabady klé. Iny na forcé aza mba milay ihany raha manja le sipa! :roll:
96. Herimiafina
(
29/07/2006 16:14)
Samy be kritera na visa na sipa fa aleoko kriterana sipa klé, ny an'ny visa injainjay kritera mila voa tsy hary e! :roll: :-*
97. xxx
(
29/07/2006 16:17)
Ontso - tsy be kritera izany ny sipa :twisted: Fa ny visa aloha misy mila voa tsy hary mihitsy e :-D
98. Herimiafina
(
29/07/2006 16:21)
Izany ve leisy, hay ve e, hay tsy be kritera ny sipa an, ary le tsy manjary ireny izany namitaka anah raha izany an! :oops:
Fa le visa klou feno zavatra tsy manjary betsaka e, misy ambaratongantaona izany de misy ambaratongambola de misy ambaratongampahaizana le. :evil:
Fa le visa klou feno zavatra tsy manjary betsaka e, misy ambaratongantaona izany de misy ambaratongambola de misy ambaratongampahaizana le. :evil:
100. Herimiafina
(
29/07/2006 16:25)
Raha efa soarasoara de mety tsy mahazo visa e, na raha mbola papoose de tsy maintsy mila andrabaininy na rabaofiny any!
Miankina amin'ilay tany aleha io, misy koa aza ambaratonga-ntseksa klé, raha vava de kely ohatra ny chance satria tany be makorelina ilay aleha! :roll::oops:
Miankina amin'ilay tany aleha io, misy koa aza ambaratonga-ntseksa klé, raha vava de kely ohatra ny chance satria tany be makorelina ilay aleha! :roll::oops: