Firenena tsy ilaina visa.
62. Herimiafina
(
29/07/2006 13:17)
Any koa tsy ialna visa kah, fa raha manana nasionalité hafa dai tsy maintsy mampiseho passeport anakiroa.
Gravy e, gasy ihany nefa tsy maintsy mangataka visa vao afaka mody! :^)
Gravy e, gasy ihany nefa tsy maintsy mangataka visa vao afaka mody! :^)
63. xxx
(
29/07/2006 13:22)
HM:
Any koa tsy ialna visa kah
Efa haiko hoe io no hotenenin'lah satria ny saika teniko teo oe HS io na tsy mila visa aza :-D:-D:-D
Tsy gravy izany ka. Ny any amin'ny firenena hafa hoe rehefa manana nasionalite hafa ianao dia tsy maintsy ariana ny nasionalite-nao any amin'ilay tena tanindrazanao.
64. Herimiafina
(
29/07/2006 13:26)
Japon sy ny namany iny! fa raha dago aloha dia manahirana le manana pasipaoro bedabe klé, iza no ampiasaina?
65. xxx
(
29/07/2006 13:28)
Ka ny fomba hananan'lah pasipaoro bebabe koa angaha tsy manahira e? :-D:-D:-D
66. Herimiafina
(
29/07/2006 13:28)
Tsy izaho iznay kah, zah aza tsy manana pasipaoro, lessé passé no ananako! :^)
68. Herimiafina
(
29/07/2006 13:33)
Tsoahy ary klou le hoe "hanana'lah" pasipaoro f'aza lozana mafy loha be zistifikasion eo. =))=))
Sangisangy iny an! Fa hono hoa, efa vita ihany ve retsy ry pissoa izao milina fanamboarana pasipaoro ao Dago izao fa maika ny hampaisa pasipaoro zah klé, efa ho tapitra le lessé passé tsinona? :^)
Sangisangy iny an! Fa hono hoa, efa vita ihany ve retsy ry pissoa izao milina fanamboarana pasipaoro ao Dago izao fa maika ny hampaisa pasipaoro zah klé, efa ho tapitra le lessé passé tsinona? :^)
70. Herimiafina
(
29/07/2006 13:37)
Ny olona tena mahay tsy mila miasa amin'ny fanamboarana pasipaoro! lol =))=))
71. xxx
(
29/07/2006 13:38)
Tsoahy ary klou le hoe "hanana'lah" pasipaoro f'aza lozana mafy loha be zistifikasion eo.Fa maninona no tsoahina? Mianara njy teny gasy refa tsy mahay hoe tsy elah no tiako nambara teo :-D:-D:-D
72. Herimiafina
(
29/07/2006 13:42)
tsy elah=hananan'lah.
Ataovy teny frantsay rehefa tsy mahay manazava amin'ny teny gasy fa aza atsipy any amin'ny olona ny tsy fahaizana de aza be zistification hoa! lol =))=))
Ataovy teny frantsay rehefa tsy mahay manazava amin'ny teny gasy fa aza atsipy any amin'ny olona ny tsy fahaizana de aza be zistification hoa! lol =))=))
74. Herimiafina
(
29/07/2006 13:48)
Aoka leisy izay fa mivilana ilay resaka klé, sa ahoana hoy elah? :-*
78. Herimiafina
(
29/07/2006 14:54)
Fa masaka kosa leisy le hoe misy firenena afaka tsy angatahana visa an! rehefa hody dia amin'izy ireny no manao escale dai afaka mandehandeha tsara alohan'ny handehanana any Dago! :wink:
79. xxx
(
29/07/2006 15:02)
Mety be aminjy, fa ny raha amiko dia hanao escale aiza retsy rehefa hody nefa akaiky kely. Vao maika lany vola be indray :-D