Firenena tsy ilaina visa.

161. bibilax ( 29/09/2006 12:44)
slt any maurice azo andehanana tsara, fa refa tonga any @ port vao maka visa izay tinao , anotaniany fotsiny enao de efa vita fa tsy misy olana raha any , ok , raha any lareunion indray tsy possible fa mila maka visa ao @ ambassade de france enao nefa raha lareunion no nadehanana fa tsy france ohatra kely finoana aho ny ahazoanao visa indrindra raha vevavy enao no mangataka , , izaho manoratra efa nipetraka t@ ireo nosy lazaiko ireo efa ela fa izany no any raha tsy hoe efa niova angaha , sady ny gasy efa malaza ratsy koa anie any e ,
162. takelaka ( 26/11/2006 10:29)
Tany Mexique aho ary niantso ny ambassade du Mexique alohan'ny nandehanako fa milaza ireo fa tsy mila visa ny tera-tany malagasy raha ho avy anao tourisme.
163. slimbaina ( 06/12/2006 06:50)
Malaisie,Singapore tsy mila visa
164. nancie000 ( 02/02/2007 13:13)
Herimiafina:

Hono hoa ry ireto! Mba saika hanontany zavatra iray hampitomboana ny zavatra efa hay.

Misy ve? Ary aiza avy no firenena manana fifanarahana amin'i Madagasikara ka tsy ilaina visa intsony ny miditra ao aminy raha ohatra ka teratany gasy ny tena ary maniry hanao tourisma?

Misaotra mialoha! :-*



Guatemala ohatra
165. nancie000 ( 02/02/2007 13:16)
Malaisie ihany koa ho an'ny sejour touristique pour une durée d'un mois.
166. 147 ( 04/02/2007 19:51)
singapour ka
167. simplex ( 04/02/2007 20:00)

Comoro :roll:
168. RDTSM ( 15/07/2011 13:46)
Fanontaniana kely ry kitjo!
Tsy izany mantsy manana mission izay aho atao any Vietnam. Aty Madagascar anefa tsy misy Embassade dia inona no torohevitrao?
Hitako ihany ilay hoe tsy mila Visa, mety izay angamba raha 1 volana. Ny ahy anefa efa-bolana be izao. Mety azao atao ve ny manao "en ligne". dia sao dia mba afaka manoro agence na site manao izany ianao?
kitjo:

Tsy haiko raha efa nisy niteny any aloha any fa Singapour sy Malaisie tsy mila visa ny Malagasy mankaty fa eo amin' ny immigraton airport vao mameno taratasy fts
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5551