Firenena tsy ilaina visa.

141. kitjo ( 31/07/2006 18:12)
Tsy haiko raha efa nisy niteny any aloha any fa Singapour sy Malaisie tsy mila visa ny Malagasy mankaty fa eo amin' ny immigraton airport vao mameno taratasy fts
142. miangalyandria ( 31/07/2006 18:15)
fa tourisme fotsiny ve ry kitjo ???
143. kitjo ( 01/08/2006 13:36)
ie tourisme, 1mois renouvelable 1fois

fa ngah tsy hoe anaovana vacance fts?

raha hiasa na hipetraka tsy maintsy mila visa k,
sady aty aloha impossible ny hoe anaovana cland
144. Ralay ( 01/08/2006 14:05)
Sao dia manana idée de prix ny billet njy ry kitjo mankany aminareo miala any dago fa mba mikasa ny ho any ny tenanay.
145. Fiffi ( 02/08/2006 04:49)
Ralay: de raha mahita enao de aza hadino ny aty :wink::-D:-D:-D
146. kitjo ( 03/08/2006 04:15)
ralay> 8millions mahery kely eo t@ za tany Dago teo Air Mauritius.
EScale Mauritius.

Fa aza mandeha Air Mad fa lafo b mihitsy raha mankaty sady mandreraka be ny escale ao Thailande rah atsy hoe hiantsena ao angah dia mivoaka ny aeroport

Avy eto indray mandeha bus fts mankao Malaisie.
Raha andehandeha manodidina (Thailande, Indonesie, Vietnam ..) dia afaka mandeha Budget Airline mora be

Tongava e!
147. Fiffi ( 03/08/2006 04:40)
kitjo: raha vao misy resaka Thaïlande de miverina ao an-tsaina foana le tsunami iny an! :(
148. cutie ( 03/08/2006 10:00)
vietnam zao no tiako handehanana:P
149. Fiffi ( 03/08/2006 10:30)
lasa kely maso any ndry an! :-D:-D de hiova fitenenana indray zany ve ? lasa hoe ti-ti-tangola ? :-D:-D:-D:-D
150. cutie ( 03/08/2006 10:44)
:-D:-D:-D:-D
tsy kely maso kosa ry zareo e
151. Fiffi ( 04/08/2006 04:29)
:-D
152. kitjo ( 05/08/2006 07:25)
cutie> sady vietnam mora fiainana be (hotel, sakafo sns)

fiffi> toerana iray ihany tao thailande (phuket) no tena tratran tsunami be fa bdb ny toerana fitsangatsanganana any k, mba hoe tsy misy risque lotra

iznay hoe ny Bird Flu le giripam-borona no atahorana fts Indonesie d misy kely ko Thailande, fa toerana vitsy ambanivohitra ary zany fa tsy tafakatra an-tanandehibe
153. Herimiafina ( 05/08/2006 13:03)
Misaotra betsaka anareo nanoro fa dai nitombo tokoa ny konesansa jeneraliko! :-*
154. cutie ( 05/08/2006 18:05)
Mpandefa : kitjo [ Valio ] 05-08-2006 12:25:46
Lohateny : Re : Firenena tsy ilaina visa.
cutie> sady vietnam mora fiainana be (hotel, sakafo sns)

sady ny sakafo milay be :miam:
155. malalatinasoa ( 06/08/2006 02:43)
merci kitjo fa nitombo ndray ny fahalalana.

Ralay> nga mou lasa singapour njay le izy :wink:
156. LazaDaddy ( 07/08/2006 00:32)
any Nosilava koa tsy mila visas
157. malalatinasoa ( 07/08/2006 03:34)
LazaDaddy:

any Nosilava koa tsy mila visas



:-D:-D:-D
158. LazaDaddy ( 07/08/2006 18:04)
malalatinasoa> diso ve aho? toa tsy mila visas d'entree any ka, ny sortie no asa...hahaha!
159. malalatinasoa ( 10/08/2006 00:27)
LazaDaddy:

malalatinasoa> diso ve aho? toa tsy mila visas d'entree any ka, ny sortie no asa...hahaha!



Eny @ fitsarana no maka ny visa d'entree sy sortie kou... danza be, aleo milamina lol
160. LazaDaddy ( 10/08/2006 00:43)
efa nahazo visas tany angaha i malalatinasoa? hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5202