Firenena tsy ilaina visa.

1. Herimiafina ( 27/07/2006 14:38)
Hono hoa ry ireto! Mba saika hanontany zavatra iray hampitomboana ny zavatra efa hay.

Misy ve? Ary aiza avy no firenena manana fifanarahana amin'i Madagasikara ka tsy ilaina visa intsony ny miditra ao aminy raha ohatra ka teratany gasy ny tena ary maniry hanao tourisma?

Misaotra mialoha! :-*
novalian'i RDTSM ny 15/07/2011 13:46
2. cutie ( 27/07/2006 14:42)
Tsy misy :-D
3. Herimiafina ( 27/07/2006 14:44)
Kiriozité no nahatonga io fanontaniana io satria toa misy hono any ho any, afrika sy oseana indiana iny raha tsy diso aho, fa iza ilay Firenena? :wink:
4. cutie ( 27/07/2006 14:45)
Zaire:-D
5. Herimiafina ( 27/07/2006 14:49)
Ny Mambo virus dia otrik'aretina iray izay mamely ny rantsantanana ka mahatonga ny olona voany tsy hahay hanoratra afatsy teny iray monja na roa farafahabetsany, hehehehehe=))=))
6. cutie ( 27/07/2006 14:50)
ka i HM mitady ny tsy misy :-D
7. Herimiafina ( 27/07/2006 14:51)
Tairo ary hanao bet tsika sy njy fa misy io, zah siora fa misy io! hehehehe:-D
8. cutie ( 27/07/2006 14:54)
koa tsy tedavina raha misy, no mbola anontaniana eto:-D
9. Herimiafina ( 27/07/2006 14:58)
farano eo fa aleo ny hafa mba hiteny retsy fa manjary mitombo be loatra ny isa an! hehehehe=))=))
10. cutie ( 27/07/2006 14:59)
:-D:-D:-D:-D
te hanampi-bava koa i HM
11. dailynews ( 27/07/2006 15:09)
ny nosy morisy HM a, vao izaho tany dago teo koa vao nahalala izany fa na izaho aza gaga. olona roa samihafa no nilaza izany tamiko izay mpakany...dia ho nampiresaka ve izy ireo, izaho aloha tsy ni verifier e
12. Herimiafina ( 27/07/2006 15:13)
Misaotra retsy Daily an! Efa azoazoko veroka fa ireo Nosy manodidina antsika ireo no mety misy an'io fifanarahana io, misy ankoatrin'ny Nosy Maorisy ve retsy nefa? i Comores, Seychelles, sns, ary any Afrika? :-*
13. pissoa ( 27/07/2006 15:29)
Io Morisy io ihany koa no haiko aloha hatramin'izao. :-*

Herimiafina:
Tairo ary hanao bet tsika sy njy fa misy io, zah siora fa misy io! hehehehe
Inn ny bet nataonareo fa njy mahazo :P:-D:-D:-D
14. dailynews ( 27/07/2006 15:30)
dia tsy haiko indray aloha ny amin izay, ngamba !
15. cutie ( 27/07/2006 15:34)
Efa tao an-tsaiko daholo reo :-D:-D:-D
16. Herimiafina ( 27/07/2006 15:36)
Misaotra retsy Daily an! :-*
17. Ralay ( 27/07/2006 16:20)
Tsy mino aho hoe ile Maurice tsy mila visa ho an'ny gasy raha tsy hoe accord vao haingana kely satria mahafantatra olona mipetraka any aho mbola mila manamboatra carte de séjour vao tafajanona nefa efa aman-taonany izy no tany.
18. Herimiafina ( 27/07/2006 16:47)
Ralay> io hoe tsy mila visa io anie tsy midika hoe afaka mianatra na miasa any tsy misy taratasy e.

Betsaka mantsy ny atay andafy ohatra ny efa misy tany samy manana accord dai tsy ilana visa intsony ny miditra ao aminy.

Ny olona mizaka ny zompirenena frantsay ohatra dai afaka mivezivezy USA, CANADA, Australie tsy mila visa raha hano tourisma, fa kosa raha hainatra na hiasa dia tsy maintsy mila taratasy ihany, iny mantsy misy idirany betsaka kokoa amin'ny resaka immigration.
19. pissoa ( 27/07/2006 16:49)
Toa marina ny tenin'i Ralay. Fa ito kay no izy:
Visa required except for:-
...
(l) Holders of Passports of the following countries may be granted a visa of two weeks on arrival :-

Albania, Madagascar, Bulgaria, Romania, Comores Ex USSR**, Fiji
20. pissoa ( 27/07/2006 16:50)
:-D:-D:-D laharana faha- l io fa tsy (l) :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9135