Firenena tsy ilaina visa.

21. Herimiafina ( 27/07/2006 16:55)
Favy kosa izany an! Io mihintsy no notadiaviko anie fa tsy hanorimponenana any Maorisy tsy akory e! Io two weeks io dia efa favy be e! :wink:
22. cutie ( 27/07/2006 17:00)
Any La reunion hono milay be:lol:
23. Herimiafina ( 27/07/2006 17:04)
Mitovy amin'io koa mntsy ny droit ny Frantsay ohatra raha ho any Australie e, mahazo weeks vitsivitsy, stara mihintsy ireny accord ireny klé.

La Reunion retsy ry cutie tsy tiako kah! Aleoko La Môrisy ihany! :wink:
24. cutie ( 27/07/2006 17:18)
Mga efa tany :roll:
25. Herimiafina ( 27/07/2006 17:27)
Tsy mbola tany ary tsy ho any, be frime be io tany iray io klé, :^)
26. cutie ( 27/07/2006 17:28)
:-D:-D:-D:-D
27. Herimiafina ( 27/07/2006 17:49)
Mbola any Martinika angaha njy izao ry cutie? :^)
28. cutie ( 27/07/2006 17:50)
ie:-$
29. Herimiafina ( 27/07/2006 17:56)
Ary rahoviana ihany no andeha ho any Honduras? :^)
30. cutie ( 27/07/2006 17:59)
refa mahazo visa:lol:
31. hery ( 27/07/2006 19:30)
Uganda koa no toa tsy mila visa ny gasy. Tamin'ny nipetrahako tany Kenya dia tsy mandoa visa izay gasy mandeha any Uganda. Gaga ihany aho. Any Zaire (Congo) izay nolazain'i cutie aloha efa mandoa.
32. cutie ( 27/07/2006 19:55)
Iza koA anefa no handeha hitsangatsangana any Zaire e :roll::lol:
33. vale ( 27/07/2006 20:19)
cutie: mba mijery olona hafa volon-koditra koh, sa tsy tianjy?:°):°)
34. vale ( 27/07/2006 20:21)
Herimiafina:

Ralay> io hoe tsy mila visa io anie tsy midika hoe afaka mianatra na miasa any tsy misy taratasy e.

Betsaka mantsy ny atay andafy ohatra ny efa misy tany samy manana accord dai tsy ilana visa intsony ny miditra ao aminy.

Ny olona mizaka ny zompirenena frantsay ohatra dai afaka mivezivezy USA, CANADA, Australie tsy mila visa raha hano tourisma, fa kosa raha hainatra na hiasa dia tsy maintsy mila taratasy ihany, iny mantsy misy idirany betsaka kokoa amin'ny resaka immigration.
ié!!


35. cutie ( 27/07/2006 20:25)
: vale [ Valio ] 28-07-2006 01:19:29
Lohateny : Re : Firenena tsy ilaina visa.
cutie: mba mijery olona hafa volon-koditra koh, sa tsy tianjy?

tsy tiako :-D
36. hery ( 27/07/2006 20:56)
Misy olona mitsangatsangana any kah. Sarotra ho an'ny olona mihaingitraingitra sy miavonavona aloha ny tia ny any e :-) Fa misy olona tena mandeha any hitsangatsangana... sady manao asa soa. Ny adidy vita, ny fahafinaretana azo.
37. cutie ( 27/07/2006 21:00)
fa mila visa :lol:
38. LazaDaddy ( 27/07/2006 21:43)
ary tsy hitako ilay nosoratako teo 8O fa angamba mbola miandry visa vao azo jeren'ny besinimaro. hahaha!
39. soanja ( 28/07/2006 00:09)
Raha tsy diso aho tsy nangataka visa aho niditra an'i Costa Rica, Jamaica ary i Haiti raha tsy efa teny amin'ny Aeroport. Tao South Africa afaka nipetraka telo andro. Tahak'izay koa i Kenya sy Tanzania.
Saingy efa elabe izany fa efa 8 taona lasa ka mety nisy fiovana angamba.
40. cutie ( 28/07/2006 00:10)
Mpandefa : hery [ Valio ] 28-07-2006 01:56:04
Lohateny : Re : Firenena tsy ilaina visa.
Misy olona mitsangatsangana any kah. Sarotra ho an'ny olona mihaingitraingitra sy miavonavona aloha ny tia ny any e Fa misy olona tena mandeha any hitsangatsangana... sady manao asa soa. Ny adidy vita, ny fahafinaretana azo.

de ny securite ahona :roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2108