Firenena tsy ilaina visa.

41. joace91 ( 28/07/2006 07:19)
fa i cutie no iza no mila securité ? ampiasao ny sandry otrany olona rehetra :lol:
42. vale ( 28/07/2006 09:57)
:-D:-D:lol:

cutie a, tsy tianjy ve? izao indray aza e> mba mijery ny biby tsy fahita raha tsy any afrika, ohatra ny zèbre, giraffe , etc,, sa tsisy ve any:roll::?:
43. MTN ( 28/07/2006 11:19)
Ny dinika manokana aza retsy fa mila visa ah!
44. pissoa ( 28/07/2006 15:18)
Herimiafina, Malawi koa kay tsy mila visa tsika gasy.
45. cutie ( 28/07/2006 19:37)
joace91 [ Valio ] 28-07-2006 12:19:01
Lohateny : Re : Firenena tsy ilaina visa.
fa i cutie no iza no mila securité ? ampiasao ny sandry otrany olona rehetra

ary enao no iza no manontany:lol::lol::lol:
46. cutie ( 28/07/2006 19:38)
Mpandefa : vale [ Valio ] 28-07-2006 14:57:06
Lohateny : Re : Firenena tsy ilaina visa.


cutie a, tsy tianjy ve? izao indray aza e> mba mijery ny biby tsy fahita raha tsy any afrika, ohatra ny zèbre, giraffe , etc,, sa tsisy ve any

tsa haiko :roll:
47. Herimiafina ( 28/07/2006 22:19)
Tena misaotra betsaka ry zareo fa fenofeno injay ny fahaizana amampahalalana klé! :-*

O ry le cutie an! Njy angaha tsy hoe te-hanao safari any Afrika njay klé? :^)
48. cutie ( 28/07/2006 22:24)
tsy any Zaire alou e e, maty any :oops:
49. Herimiafina ( 28/07/2006 22:28)
Mandalo mamangy an'i Kabila fotsiny e! :^)
50. cutie ( 28/07/2006 22:31)
non:-D
51. Herimiafina ( 28/07/2006 22:32)
Ary raha any zah de tsy handeha koa ve mba hiaro ahy sao maninn maninn any zah ? :^)
52. cutie ( 28/07/2006 22:34)
non, arovy ny tenanao :-D
53. xxx ( 29/07/2006 09:46)
Fa aiza ihany ity Zaire resahinareo ity :roll: Nampoiziko efa ela be no Congo fa tsy Zaire Zaire izany.
54. Herimiafina ( 29/07/2006 12:24)
Congo RDC no tian'i xxx tenenina sa Congo ilay iray? :-D
55. xxx ( 29/07/2006 12:29)
DRC fa ny Congo (Brazaville) tsy mbola nantsoina Zaire izany :roll:
56. Herimiafina ( 29/07/2006 12:35)
Azavao hoe ny hevitrao fa ilaiko io tantara io! :wink:
57. xxx ( 29/07/2006 12:51)
http://fr.wikipedia.org/wiki/R%C3%A9publique_d%C3%A9mocratique_du_Congo raha ilaina.
58. Herimiafina ( 29/07/2006 12:53)
Melsssi retsy ry xxx, ary njy angaha mbola mianatra asabotsy foana e? :-*
59. xxx ( 29/07/2006 12:56)
Ie.
60. Herimiafina ( 29/07/2006 13:11)
Hody any Daho ihany sa tsia hijery an'i dada sy neny? :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3649