SALADY
83. mandrindra
(
29/06/2006 20:09)
voalohany aloha dia ilay filentehany no hita, ny hita faharoan dia ny hatsarany :-D:-D:-D
86. boubounezy
(
30/06/2006 12:47)
ny anah alou dé aleoko staeck salady mintsy e! fa na zany aza bétsaka ny azo atao salady
salade : taretare @ nofonkena omby
salade : taretare @ nofonkena omby
87. boubounezy
(
30/06/2006 12:56)
salade de thon
mais
fanné de radis, sy navet
soja, pousse de soja, lentille,
anatsonga, choux chinois, poivron, pomme
terre, pétale de rosier, capucine, pouce de
bambou, friuts de mers, poirrot sns2... zé
tsy vôtaisa mahazo mifidy manaramp(l) dôly
lé nofonkena volazako teo ambony manta fa tsy masaka a!:-P:-P
mais
fanné de radis, sy navet
soja, pousse de soja, lentille,
anatsonga, choux chinois, poivron, pomme
terre, pétale de rosier, capucine, pouce de
bambou, friuts de mers, poirrot sns2... zé
tsy vôtaisa mahazo mifidy manaramp(l) dôly
lé nofonkena volazako teo ambony manta fa tsy masaka a!:-P:-P
88. cutie
(
30/06/2006 20:07)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 30-06-2006 14:05:42
Lohateny : Re : SALADY
sa tsy izay no hitanao
non:oops::-D
91. boubounezy
(
04/07/2006 17:17)
nofokena omby kia totona @ vodiny antsy dé teteana madinika, alona sauce vinaigaite dé asina oditra kisou efa masaka nandraona t@ rano sy sira kely teteana lava2 eo @ 3 na4cm eo, asina kotomila, persil dé atao appéritif, na entrée ny sakafo. bon'app:-P
92. cutie
(
04/07/2006 18:45)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 04-07-2006 17:32:57
Lohateny : Re : SALADY
cutie, raha tsy izay dia mba lazao hoe
za nga mahita :-D
95. mandrindra
(
06/07/2006 08:47)
ianao no anontaniako hoe izay tsapa indray lazaina fa tsy izay hita ko:lol:
