SALADY

1. ravakamalala ( 12/06/2006 16:05)
manomboka ny hafanana aty frantsa. rehefa mafana ohatran izao ny andro dia malaina ny hahandro sakafo satria na dia ilay mijanona ao andakozia aza dia manompotra, ny mampirehitra four moa dia fadiana, hany ka salady foana no atao.

Inona no recette na salade fantatrareo?

ny a zao ny fanaoko, salade ampiarahina amin ny gésiers de volaille confit dia asiana noix koa, dia vinaigrette, zay fotsiny no atao sakafo dia ampiarahina am mofo.
novalian'i cutie ny 25/08/2006 21:16
2. fasaly ( 12/06/2006 16:35)
taboulet :
karakaraina toy ny fanao azy io de ampiarahina am ingrediens tetehina madinika de asaisoné-na am citron sira , atao mangatsika tsara anaty firogo vao tena milay amzao andro mafàna zao,
ny ingrediens amperahina aminy ohatra poivron vert, rouge tetehina madinika kely mintsy de kotomila, asiana feuille de menthe, tongolo voatetika madinika kely ihany kou de io d'efa mety sady mahavoky tsara
no matsiro beuhhhhh! oay! semoule de couscous reny no karakaraina toy ny fanao azay andavanandro eto an!:wink:
3. fasaly ( 12/06/2006 16:37)
zay mila fanazavàna io taboulet io mazava koukou de averiko ny fanavoana azy fa juste milaza ny salady azo hanina amzao andro mafàna beu zao fotriny zà:wink:
4. diamondra27 ( 12/06/2006 16:41)
ny ahy salade verte+ tomate+mozzarella avec sauce vinaigrette bien relevé

de ze misy ao atao salade doly e!
na riz zany na paty na blé na katsaka na légumes

pomme de terre atao salady
haricot vert atao salade
karoty hihihihi
céleri
coeur de palmier
be de be e!
ze misy mety daholo

de ny fruit koa azo atao salade tsara
afangarohy daholo ny agrume
na fruit différentes kolera



be de be e! fa mazotoa
5. Herimiafina ( 12/06/2006 17:12)
ravakamalala:

manomboka ny hafanana aty frantsa. rehefa mafana ohatran izao ny andro dia malaina ny hahandro sakafo satria na dia ilay mijanona ao andakozia aza dia manompotra, ny mampirehitra four moa dia fadiana, hany ka salady foana no atao.

Inona no recette na salade fantatrareo?

ny a zao ny fanaoko, salade ampiarahina amin ny gésiers de volaille confit dia asiana noix koa, dia vinaigrette, zay fotsiny no atao sakafo dia ampiarahina am mofo.


Hummmm, cordon bleu an! hummm
AQsiana apero J&B kely izy tena favy! :@
6. fiaritiana ( 12/06/2006 17:13)
zà mila an io taboulet io ry fasaly mba tiako handramana a!
7. fasaly ( 12/06/2006 18:36)
fiaritiana ity aza lay izy e!
mila karakaraina kalou ny semoules de couscous aky a!
aza maka anlay madinika lotra na lay vaventy loatra amlay semoules e!:wink:

ataovy ao anaty kovetana na bol na salade lehibe ny semoules de mamanà rano mafàna tsara.
Tondratondray rano mafàna ary lay semloules, tsy indray harotsaka fa tondrahana tsikelikely fa hibontsina ho masaka ny rano mafàna anondrahana azy iny ny semoules, somary asio mena kely au fure et à mesure mba tsy hiraikitra lay semoues an!
de tohizo foana ny tondraka rano madinika ambaraha-masaka izay itiavanao anlay semoules zany an!
aroaroina foana hifangaro mandrintra ny fanondrahana azy an! fa tandremo diso tondraka lotra fa lasa boledaka be de tsy azo hanina fa lasa sabeda:wink:
de rehefa vita tsara amin'ny ilaina azy ny semoules io de homàno ny ingrediens toa izao.

- teteho madinika faranzay madinika kely mahintsy ny:
poivron rouge, poivron vert, feuille de la menthe,
oignon, coriandre na kotomila hoy itsika,afaka asiaba persil ihany koa tetehina madina kely dooly an!tena faranzay madinika presk haché e!
ireo d'efa ampy hanome gout sy couleur hampazoto homana azy de aza adino ny mandraraka ranona citron kely sady mitahiry azy tsy hasiso no manome gout azy fa aza hatao betsaka, de raha somary maina lotra lay salade taboulet de ampio menanka dely salé-o araka zay tianao de hummmmmm beuh!
ataovy ao anaty frigo aloha izy hangatsika tsara sady ho manitra hanentoento ao anaty frigo ao ny fofony hiihi!
8. Fiffi ( 12/06/2006 18:48)
:miam::miam::miam::miam:http://www.aufeminin.com/m/cuisine/recette-cuisine-salade.html http://www.epicurien.be/recettes/fruits-legumes/salades-crudites/recette-salade.asp
9. Fiffi ( 12/06/2006 18:49)
http://www.aufeminin.com/m/cuisine/recette-cuisine-salade.html
10. Fiffi ( 12/06/2006 18:49)
sady bdb ny choix ao an! :miam::miam::miam:
11. bibilax ( 12/06/2006 19:44)
slt daholo tandremo fotsiny ry zalahy ho anareo banga fa sao lasa ohabolana hoe : tafaraka ny samy malama toy banga sy ny salady a hihihihhihahahahaaa
12. Fiffi ( 12/06/2006 20:18)
:-D:-D:-D
13. Herimiafina ( 12/06/2006 21:07)
Salady russe, salade de museau, hummmm :-*
14. vale ( 13/06/2006 00:35)
salade de museau,:miam:mmmmmmm

Voatabia mozzarella:

sady tsotra no tsy mandany fotoana!
-tetehina atao rondelles ny voatabia
-tetehina toizay koa ny fromage
-manao vinaigrette(le mahazatra no tena tsara,oigon+citron,huile,poivre dia vita!)
-herbes de provence (mety aby!)
anjaranao mamorina ny décoration ze tiana!!

raha noananoana dia hohanina @ mofo, mande tsara koa tsisy n'in,n'in!

Salade verte sy fenouille(tetehina izay itiavana azy: atao somary manify ftsn)tsotra be, toy ny fanao salade laitue sns, asiana vinaigrette + persil plat.
vita!

SALADE CONCOMBRE sy katsaka eh!(+ voatabia)tsara koh!

SALADE BETTERAVE:

:oops:lay efa bolongany voakarakara ny ahy aloha ny fataoko fa kamovavy ngamba!
tetehina en petit dé, asio vinaigrette amzay , poivre kely dia vita!
raha olona tsy mora mahazo poids, azo hasiana maionezy kely!mazotoa.

15. vale ( 13/06/2006 00:55)
SALADE verte+ concombre koa,
ho any ol 3 na 4,
>tetehina ny salade(1), tetehina ny concombre(1) (rondelles)
asio ny vinaigrette(moutarde 1/2 sotrokely,vinaigre,sira,menaka oliva na tsotra koa mety ), persil frisé. vita!

Lasary karôty koa eh+ persil frisé, hampiana oeufs dur tetehina rondelles mba havoky tsara!
Raha tsy mitandrina ligne moa, azo hampiana maionezy sy mofo!

SALADE ZAVOKA:
Tsy masaka be loatra:
tetehina lavalava,tetehina lavalava ny voatabia,tetehina lava koa ny oigons atao manify tsara,asio ny vinaigrette(1/2 moutarde +sel +menaka oliva na ze tiana,colza, tournesol,,, afatsy ny arachide,hihi!)
asiana kotomila ny raviny(ihany) tsy tetehina.vita.

SALADE TOMATE (farainzay mora vita)
Atao rondelles, asiana ny vinaigrette,oigons rondelles, herbe zay tiana, ampiana oeuf dur mba havoky tsara,vita.(mofo raha ilaina koa!)











16. vale ( 13/06/2006 01:21)
Mbola sakafo mangatsiaka ihany ity:
tsy mandany fotoana, nefa matsiro,
RADIS izany:
-sasao tsara ny radis esory izay manelingelina lohany oh, fa tsy ny hodiny akory! ataovy ao anaty vilia,isakiny radis iray maka noix na beurre kely, hohanina @ mofo:miam:. Fa ftsn tsy de tsara hohanina matetika raha olona mitandrina ligne,
17. vale ( 13/06/2006 01:30)
SALADE DE RIZ

rehefa masaka ny vary, kobano rano matimaty ,tsihifo @ pasoara (asio legioma voatetika fanao salady, herbe, vinaigrettes)vita.:miam:

SALADE AGRUMES

maka, pemplemousse(mba ho menemena tsara), oranges, teteho salasalany, asiana citron pressé kely + sira+ poivra+ menaka colza.mazotoa!!


18. diamondra27 ( 13/06/2006 04:34)
vale: wééééééééé miam miam
de bon ap e!:miam::miam::miam::-*:-*
19. tisera ( 13/06/2006 04:56)
:miam::miam::miam::miam::miam::miam: be daholo ; ts'isy ampiana intsony fa dia manao sy mihinana sisa
20. diamondra27 ( 13/06/2006 05:05)
vale: asio le salade de fruits rouges akia a!
na salade de fruits tsotra @izao de asiana glace sy chantilly kely , tena hummmmmmmm

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0098