SALADY
41. diamondra27
(
14/06/2006 08:04)
inona aloha le oe: tomate cerise sao de tsy fantan'ny olona sasany e!
fa misy tomate mitovy @ le tomate cerise ihany koa fa mavomavo le izy sy tomate poire ihany koa ( voatabia kely mavomavo sy manao sous forme poire ireo lazaiko ireo)de mety azo ampiadiana tsara ny kolera @ 'zay rehefa manao décoration an!

43. Fiffi
(
14/06/2006 13:19)
ny tomates cerises de misy karazany 2 , ny lokony io an! ao ny mavo , de ao ny mena ! samy tomates cerises hiany fa 2 varitées samy hafa fotsiny . Ny tsirony tsy miova. Ny fomba fampiasana azy tsy miova koh .
44. vale
(
14/06/2006 15:56)
diamondra27:diam: be dia be koa ny zvt mety tsy fantatry ny ol ao, fa nga io ihany:roll:?
inona aloha le oe: tomate cerise sao de tsy fantan'ny olona sasany e!
fa misy tomate mitovy @ le tomate cerise ihany koa fa mavomavo le izy sy tomate poire ihany koa ( voatabia kely mavomavo sy manao sous forme poire ireo lazaiko ireo)de mety azo ampiadiana tsara ny kolera @ 'zay rehefa manao décoration an!
45. tisera
(
14/06/2006 16:22)
raha izaho aloha no misy tsy fantatro ry vale dia anontaniako eto hoe inona ity na ity fa aleo mantsy manontanitany foa toy izay manaonao foana!
46. vale
(
14/06/2006 16:39)
tisera:Tisera: haaay!! efa nahazo resety misy tomates cerises ihany aho teto an, fa saotra na dzany aza! tsara be koa ny salade hanandrano an,:miam::miam:mmmmh
vale>>> atao haindokaindony eny lé tomate cerise f'angaha dia misy hoe inona. Tsara koa an: salades vertes mélangées (frisée , scarole , laitue , batavia etc....)+ feta na fromage de brebis de même type dia tomate cesise sy olives asiana sauce kely @ ilay menak'ilay feta+citron : afaka ampiana champignons de Paris manta voatetika .
Ary mampatsiahy ny any Dago indray : anandrano (cresson) + rondelles voatabia hazo (ts'haiko hoe inona no filazan'io variété io aty Frantsa fa refa hitako ent @ mpivarotra dia fantatro) dia rondelles -na échalotes manify nalona vinaigitra + oeufs durs.
dia ny champigon de paris koa kay ve zany azo hafangaro am salady!mmmmh!;-)
47. vale
(
14/06/2006 16:47)
tisera::Dmarina io!!
raha izaho aloha no misy tsy fantatro ry vale dia anontaniako eto hoe inona ity na ity fa aleo mantsy manontanitany foa toy izay manaonao foana!
48. vale
(
14/06/2006 20:47)
booboo:booboo: hay ve éé!hihi!saotra btsk!!
vale > laitue sy frisée reny no ndray fataoko fa mety aby zay karazana salady tianao ampiasaina kah. Lé atody atao oeuf dur dia tetehina kiboribory @ kofehy ireny. Afaka atao eo amboniny manaingo azy fotsiny lé atody raha tsy tianao afangaro miaraka @ lé sauce vinaigrette izy.
49. vale
(
14/06/2006 20:50)
diamondra27::-D:-D:-D:-D:-D:-D
ravakamalala: tssssss atao anaty frigo mangatsiaka be fotsiny zany le salade de fruits raha izany vao aroso
tsy mba hisy fringale kely akory ve? sorbet njay ary afangaro azy e!
le refa tena mamay be iny nge de tenter kely hany @ le glasy sy chantilly e!
io fa tratrako @ le froge blanc ôooooooo:-D:-D:-D:wink:
50. vale
(
14/06/2006 20:55)
Fiffi::-*:-*:-*n mbola mciiiii, ihany tam le recette nomenjy anah @ tomate cerises annn!!:-*
ny tomates cerises de misy karazany 2 , ny lokony io an! ao ny mavo , de ao ny mena ! samy tomates cerises hiany fa 2 varitées samy hafa fotsiny . Ny tsirony tsy miova. Ny fomba fampiasana azy tsy miova koh .
51. vale
(
15/06/2006 16:25)
mandrindra:mandrindra: ié!! ny sardines koa mahasolo ny anchois:wink:!!
ity indray dia tena tsotra be. tetehana en rondelle ny voatabia dia asiana en quarties ny vosary makirana. eo ambonin'ilay dabia dia asiana anchois iray dia rarahina ranomboasary makirana kely isaky ny hihinana.
52. cutie
(
15/06/2006 17:04)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-06-2006 13:39:30
Lohateny : Re : SALADY
ity indray dia tena tsotra be. tetehana en rondelle ny voatabia dia asiana en quarties ny vosary makirana. eo ambonin'ilay dabia dia asiana anchois iray dia rarahina ranomboasary makirana kely isaky ny hihinana.
madilo be za :-D
ampiarahina @ margarita io zao milay :-D
53. mandrindra
(
16/06/2006 11:39)
cutie, dia alaivo antsaina hoe eo andavaran'ny bungalow, mitazana ny fiakaran'ny ranomasina sy ny filetehan'ny masoandro, hmmmmmmm.
vale, io indray tena araka ny tsirairay fa ny ahy ilay anchois mihitsy no tena tiako, satria ny sirabe-ny mifangaro amin'ny hamamin'ny dabia, tsindrin'ny makirana kely an, ayayayayay
vale, io indray tena araka ny tsirairay fa ny ahy ilay anchois mihitsy no tena tiako, satria ny sirabe-ny mifangaro amin'ny hamamin'ny dabia, tsindrin'ny makirana kely an, ayayayayay
55. cutie
(
16/06/2006 13:55)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 16-06-2006 16:39:15
Lohateny : Re : SALADY
cutie, dia alaivo antsaina hoe eo andavaran'ny bungalow, mitazana ny fiakaran'ny ranomasina sy ny filetehan'ny masoandro, hmmmmmmm
efa nalaina:-D
60. mandrindra
(
16/06/2006 20:12)
aleo aza izy hilentika tsara any aloha e, avy eo hita eo ihany :-D:-D:-D