SALADY

21. ravakamalala ( 13/06/2006 07:23)
mampatavy ny chantilly ry diam a!!
lé salade na pamplemousse io no ohatran ny tiako andramana indray!

22. sipagasy ( 13/06/2006 07:43)
tena mahay mahanjo daholo kay ny a,ndriambavilanitry ny serasera ato annnn, mankasitraka e!!
23. booboo ( 13/06/2006 07:45)
-afangaro aby ny salady, voatabia voatetika, tongolo be voatetika, katsaka, atody, sauce vinaigrette na zay sauce tianao ary pignons de pain na croûtons dia afaka asiana olives kounkou zà fa tsy tia dé tsy asiako mitsy.


24. booboo ( 13/06/2006 07:52)
-Tetehina ny voatabia dia asiana sira ( atao anaty bol be ireny ). " Décortiquer-na " koa ny crevettes.

" macérer-na " anatina jus de citron ny menthe dia arotsaka avy teo ny yaourt nature iraika sy ny menaka kely.

Tsihifina lé voatabia dia rarahina lé sauce io ambony io. tetehina " en allumettes " ny pomme iraika lé somary marikivy no fataoko.

Dia rehefa handroso azy dia voabia klou dia atao eo amboniny ilay paoma dia zay crevettes miaraka @ feuille de menthe.


25. ravakamalala ( 13/06/2006 08:36)
booboo> iéééé, lé crouton io koa efa henoko

fromage blanc en creme na tsotra, asiana an lé soupe a l'oignon maina iny( lé mbola ao anaty sachet an), alona 1 alina ao anaty frigo, d atao sauce na crevette sy concombre miaraka
26. mandrindra ( 13/06/2006 08:39)
ity indray dia tena tsotra be. tetehana en rondelle ny voatabia dia asiana en quarties ny vosary makirana. eo ambonin'ilay dabia dia asiana anchois iray dia rarahina ranomboasary makirana kely isaky ny hihinana.
27. diamondra27 ( 13/06/2006 09:26)
ravakamalala: tssssss atao anaty frigo mangatsiaka be fotsiny zany le salade de fruits raha izany vao aroso

tsy mba hisy fringale kely akory ve? sorbet njay ary afangaro azy e!

le refa tena mamay be iny nge de tenter kely hany @ le glasy sy chantilly e!

io fa tratrako @ le froge blanc ôooooooo:-D:-D:-D:wink:
28. ravakamalala ( 13/06/2006 09:45)
diam > ndry aaaannnnn :-D:-D:-D

tsy blem rangah lé mampatavy fa izay indray mihinana ve haninn an!!
29. Fiffi ( 13/06/2006 11:01)
celeri-rave à la pomme

500 g de céleri-rave
1 pomme
1 yaourt maigre satiné
1 cuil. à dessert de moutarde forte de Dijon
1 cuil. à soupe de cerfeuil haché
1 cuil. à soupe de jus de citron
1 pincée de sucre
sel, poivre.
Rapena ny celeti sy ny pomme de hafangaro daholo.:miam::miam:
30. Fiffi ( 13/06/2006 11:05)
gésier confit.
Gésier canard confit
salade frisée
crouton
tomate en rondelle

tetehena ny gésier confit de hafanaina de hapetraka eo ambon'ny salade frisée , hasiana crouton sy voatabia . Haroso mafana :miam::miam::miam:
31. tisera ( 13/06/2006 12:00)
melon mangatsiaka tsara sy jambon cru ary tomate cerise .
32. ravakamalala ( 13/06/2006 12:35)
fiffi > tena favy be oa io!!!
33. vale ( 13/06/2006 15:55)
diamondra27:

vale: asio le salade de fruits rouges akia a!
na salade de fruits tsotra @izao de asiana glace sy chantilly kely , tena hummmmmmmm


diam::-*, ié, ny desera ve izany sa:roll:?
tena miam be aky à:miam::miam::miam:


34. vale ( 13/06/2006 15:59)
tisera:

melon mangatsiaka tsara sy jambon cru ary tomate cerise .
ié,:miam::miam:be koa!(dia atao ahoana ny tomate @zany?:))
ny efa nandramako manko dia melon fonosina ny jambon:miam:fotsiny,dia efa tena tsara an!!


35. vale ( 13/06/2006 16:24)
sipagasy:

tena mahay mahanjo daholo kay ny a,ndriambavilanitry ny serasera ato annnn, mankasitraka e!!
saotra e, dia mazotoa homana!


36. vale ( 13/06/2006 16:26)
Fiffi:

celeri-rave à la pomme

500 g de céleri-rave
1 pomme
1 yaourt maigre satiné
1 cuil. à dessert de moutarde forte de Dijon
1 cuil. à soupe de cerfeuil haché
1 cuil. à soupe de jus de citron
1 pincée de sucre
sel, poivre.
Rapena ny celeti sy ny pomme de hafangaro daholo.:miam::miam:
fiffi: melsiiiii!(l):-*:-*:-*:-*


37. vale ( 13/06/2006 16:29)
Fiffi:

gésier confit.
Gésier canard confit
salade frisée
crouton
tomate en rondelle

tetehena ny gésier confit de hafanaina de hapetraka eo ambon'ny salade frisée , hasiana crouton sy voatabia . Haroso mafana :miam::miam::miam:
:miam::miam::miam::-*:-*


38. vale ( 13/06/2006 16:42)
booboo:

-afangaro aby ny salady, voatabia voatetika, tongolo be voatetika, katsaka, atody, sauce vinaigrette na zay sauce tianao ary pignons de pain na croûtons dia afaka asiana olives kounkou zà fa tsy tia dé tsy asiako mitsy.



booboo: inona le salady hafangaro:)?, dia ny fikarakarana ilay atody koa ahoana?:),saotra!



39. booboo ( 14/06/2006 04:26)
vale > laitue sy frisée reny no ndray fataoko fa mety aby zay karazana salady tianao ampiasaina kah. Lé atody atao oeuf dur dia tetehina kiboribory @ kofehy ireny. Afaka atao eo amboniny manaingo azy fotsiny lé atody raha tsy tianao afangaro miaraka @ lé sauce vinaigrette izy.
40. tisera ( 14/06/2006 04:59)
vale>>> atao haindokaindony eny lé tomate cerise f'angaha dia misy hoe inona. Tsara koa an: salades vertes mélangées (frisée , scarole , laitue , batavia etc....)+ feta na fromage de brebis de même type dia tomate cesise sy olives asiana sauce kely @ ilay menak'ilay feta+citron : afaka ampiana champignons de Paris manta voatetika .
Ary mampatsiahy ny any Dago indray : anandrano (cresson) + rondelles voatabia hazo (ts'haiko hoe inona no filazan'io variété io aty Frantsa fa refa hitako ent @ mpivarotra dia fantatro) dia rondelles -na échalotes manify nalona vinaigitra + oeufs durs.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083