SALADY

61. cutie ( 16/06/2006 20:16)
:-D^^^^^^
62. mandrindra ( 16/06/2006 20:23)
aza dia mikiakiaka loatra ka:°)
63. cutie ( 17/06/2006 09:33)
fa manin:-D
64. mandrindra ( 17/06/2006 10:58)
sao tsy milentika be eo fa mihemotra tampoka io :-D:-D
65. cutie ( 17/06/2006 15:14)
:-D:-D:-D:-D:-D
tena tsss
66. vale ( 17/06/2006 16:32)
ravakamalala:

manomboka ny hafanana aty frantsa. rehefa mafana ohatran izao ny andro dia malaina ny hahandro sakafo satria na dia ilay mijanona ao andakozia aza dia manompotra, ny mampirehitra four moa dia fadiana, hany ka salady foana no atao.

Inona no recette na salade fantatrareo?

ny a zao ny fanaoko, salade ampiarahina amin ny gésiers de volaille confit dia asiana noix koa, dia vinaigrette, zay fotsiny no atao sakafo dia ampiarahina am mofo.
ravaka: mbola misy akia ity raha mety2 @ndry à;-)
SALADE Pomme de terre& Mozzarella
olona 4:
ovy 8 (à chair ferme)
4 voatabia
250 mozzarella
huile oliva
se,poivre du moulin
basilic

Ampangotrahy 20 à 25mn ny ovy anaty rano misy sira. Ampandalovy rano mangatsiaka avy eo.Voasy, teteho en rondelles ny ovy.
teteho toizay koa ny voatabia sy ny mozzarella.
Rehefa anaty vilia dia: apetraka mba hanao cercle >> apetraka ny tranche ny ovy, avy eo ny mozzarella, avy eo ny tomates koa.
Asuio ny sira +poivre, raraho filet-ny huile oliva. Décoreo @ ny feuille ny basilic afovoany, aroso mangatsiaka. vita dia mazotoa homana:D!


67. vale ( 17/06/2006 16:34)
mandrindra:

cutie, dia alaivo antsaina hoe eo andavaran'ny bungalow, mitazana ny fiakaran'ny ranomasina sy ny filetehan'ny masoandro, hmmmmmmm.

vale, io indray tena araka ny tsirairay fa ny ahy ilay anchois mihitsy no tena tiako, satria ny sirabe-ny mifangaro amin'ny hamamin'ny dabia, tsindrin'ny makirana kely an, ayayayayay
ié, kah!!:wink:mmmmmmmmmm:miam::miam:


68. mandrindra ( 20/06/2006 08:42)
cutie, hitanao fa tsy nikiakiaka intsony ianao dia nilentika tsara le izy :°)
69. cutie ( 21/06/2006 11:49)
=))=))=))=))fa tapa-tsinay
70. mandrindra ( 22/06/2006 08:04)
aza miolakolaka tahakan'io re e :-D:-D
71. diamondra27 ( 22/06/2006 09:48)
ary salady laisoa rapé asiana sosy vinegrety sy persil
72. booboo ( 22/06/2006 10:08)
diamondra27 > tiako beeeeeeeeeee mitsy io raha iraika io :miam::miam::miam:
73. tisera ( 22/06/2006 10:09)
:miam::miam::miam: sady mampahia hono io laisoa manta io ho an'izay botabota ohatra ahy
74. diamondra27 ( 22/06/2006 12:49)
booboo sy tisera:ie azafady fa laisoa fotsy le izy an!

de le laisoa mena koa toa misy manao salady
75. booboo ( 22/06/2006 13:53)
nenà refa laisoa fotsiny défa mety amiko aby fa lé rouge klou ôtra rà mandriaka be zany refa aroso e :^)
76. cutie ( 22/06/2006 15:27)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 22-06-2006 13:04:18
Lohateny : Re : SALADY
aza miolakolaka tahakan'io re e

fa tokony hanin:-D:-D:-D
77. mandrindra ( 23/06/2006 09:03)
aleo na mihorirana fotsiny na mitsilany fa io mivadibadika io manakona ka tsy hitako tsara ilay filetehany =))=))=))
78. cutie ( 23/06/2006 14:09)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
79. mandrindra ( 23/06/2006 14:16)
fa tsy azoko njay io pôzitiô hoe ny loha io fotsiny no mitranga :-D:-D
80. cutie ( 23/06/2006 19:04)
za koa tsy mahazo :-D
aleo le mihorirana:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084