SALADY

121. cutie ( 27/07/2006 21:05)
efa tsy izy tsony zany :-D
122. mandrindra ( 27/07/2006 21:11)
fa misy firy ny rantsana ary:wink::-D
123. cutie ( 27/07/2006 21:17)
folo:-D
124. mandrindra ( 27/07/2006 21:22)
fa angaha ny ambo,ny ihany no isaina:wink::-D:-D
125. cutie ( 28/07/2006 00:17)
tanana no resahintsika eto zao :-D
126. mandrindra ( 01/08/2006 19:14)
ka misy tanana ambany fa novaindry zalahy kay ny anarany :-D:-D:-D
127. cutie ( 01/08/2006 19:28)
in ny anarany :-D
de iza ty zalahy :roll:
128. mandrindra ( 01/08/2006 19:32)
tongotra no arany :-D:-D:-D
ry zalahy :roll: euhh aleo atao hoe ny natolo e :wink:
129. cutie ( 01/08/2006 19:39)
:-D:-D:-D:-D
tsy ho tafiditra mitsy raha miampy an'reo:-D
130. mandrindra ( 01/08/2006 19:53)
aleo atao toy ny tsy misy ireo e:wink:
131. cutie ( 01/08/2006 19:56)
fa in no misy ?:lol:
132. mandrindra ( 01/08/2006 20:01)
izay ilaina ihany :-D
133. cutie ( 01/08/2006 20:08)
de in aza le ilaina:-D
134. mandrindra ( 01/08/2006 20:12)
rantsana ka :lol:
135. cutie ( 01/08/2006 20:20)
firy:lol:
136. mandrindra ( 01/08/2006 20:26)
andrasoa aloha isaiko:wink:
137. cutie ( 01/08/2006 20:33)
ok:wink:
138. mandrindra ( 01/08/2006 20:35)
iray
139. cutie ( 01/08/2006 20:44)
:-D:-D:-D
140. mandrindra ( 01/08/2006 20:47)
roa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0519