SALADY
101. nenipita
(
08/07/2006 09:03)
salut daoly an, mba midira koaz ry reto ao amin'ny yaourt fa aza de salady fona so de leo eo indray ange e, laingako zany fa merci doly tamin'ny fampianarana, izao ange tena fampianarana andaniam-bola be any an-kafa any fa de misotra antsika retra miara-manome izay hay re e tohizo hatrany ny fifankatiavanatsika e, za mahay de mampianatra ny tsy mahay na koa manoro-hevitra izay tokony hatoro , zany on bisous, bisous daoly akia
107. nenipita
(
18/07/2006 11:50)
diamondra a , andrahona ve ny laisoa ny fanaovanareo azy sa le manta?
112. mandrindra
(
21/07/2006 11:53)
cutie, mahazo ratsatanana iray ihany no ampiasaina sa tsy maintsy izy dimy :-D:-D:-D
nenipita, fa misy inona e :wink:
nenipita, fa misy inona e :wink:
114. mandrindra
(
21/07/2006 12:34)
ary saika tanana havia no ampiasaiko, kay havanana le izy :-D:-D:-D
