Misy ve Andriamanitra

81. majesty ( 01/06/2006 04:26)
Fiffi:miombon'kevitra amin'toi kou za amin'iny
82. Fiffi ( 01/06/2006 05:10)
majesty: satria tsy hitako izay hinoana an'i Ra8 aloha an! raha mba fara-faharatsiny heu... raha mpitondra fiangonana izy....
83. diamondra27 ( 01/06/2006 05:32)
cutie: Ny olona rehetra araka ny fahalalako azy dia samy manana ny andriamaniny avy. Ka ny fanontaniako eto dia hoe: ilay Andriamanitra ahoana no tian'i Ralay ho fantatra oe : misy sa tsy misy?
Dia arakarak'izay no azo amaliana azy fa manjary tsy mitovy ilay resaka.

Ireo voalaza etsy ambony ireo dia toa ny Andriamanitry ny Kristiana no ezahina hazavaina.

lapino: ekeko ilay fanazavanao saingy ny tiako hanampiana azy dia hoe: misy ny olona mino ny masoandro ary io masoandro io no ataony ho Andriamaniny.
Ny sasany firavaka iambozonana no andriamaniny, ny sasany olona efa maty etc..... ka raha tsy manao na manana ireo izy dia hafahafa ny fiainany.
Ny an'ny sasany "je crois en l'homme", de ny sasany boudà, allah ...
84. Fiffi ( 01/06/2006 05:34)
nga Andriamanitra tsy iray hiany ?
85. bichette ( 01/06/2006 06:01)
misy Andriamanitra
86. Fiffi ( 01/06/2006 06:06)
marina
87. sasa ( 01/06/2006 09:27)
marina izany satria tsy diso
88. Fiffi ( 01/06/2006 09:36)
hoy i prime atsy ambadika atsy hoe:

Misy Andriamanitra, ny porofo dia izaho manoratra sy ny momba ahy ary ny asany tamiko... ^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^
89. prime ( 01/06/2006 09:37)
Filôzôfa mihitsy sasa izany an!!!:D
90. Fiffi ( 01/06/2006 09:40)
fa i prime kosa inona ? fa nahay namaly kosa aloha enao an! :) =D=D=D=D
91. prime ( 01/06/2006 09:54)
Inona no tian'i Fiffi fantarina? ilay hoe "inona" no tsy azoko kely? :D
92. cutie ( 01/06/2006 10:29)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 01-06-2006 10:32:15
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
cutie: Ny olona rehetra araka ny fahalalako azy dia samy manana ny andriamaniny avy. Ka ny fanontaniako eto dia hoe: ilay Andriamanitra ahoana no tian'i Ralay ho fantatra oe : misy sa tsy misy?
Dia arakarak'izay no azo amaliana azy fa manjary tsy mitovy ilay resaka.

za ndray alou tsy mahalala an'zany we samy manana ny andriamniny avy zany e
Nga tsy iray ihany le Atra?
Sa refa tsy mpino de we voatery we manana Atra hafa. lalina ndray zany :-D:-D:-D:-D
Fa iza moa reo olona rehetra lazain-dry reo?
Refa tsy protestant,sy katolika sy ny tariny ve ?:roll::roll::roll:
oups
adino ry zareo adventista:lol:
93. prime ( 01/06/2006 10:38)
cutie> ho an'ny kristiana dia samy mahalala ihany hoe iza ilay Andriamanitra resahina, fa samihafa mihitsy ny andriamanitra misy araka ny finoana...
Ny an'ny bodista hafa, ny an'ny "hindouiste" hafa, ny an'ny gasy aza hafa (mino an'andriamanitra sy ny razana...), ny an'ny "rastafarien" hafa, ny an'ny sekta maro isankarazany hafa (ohatra ny "scientologue", ny "mooniste" sns)... raha tsy ireo voatanisa ireo... fa tsy hoe ho an'ny tsy mpino loatra... fa na ny milaza tsy mino an'Andriamanitra aza toa mba mino ny tenany ihany farafahakeliny...:-o
94. cutie ( 01/06/2006 10:44)
de iza hono ny andrimanitry ny bodista?:roll::roll:
95. cutie ( 01/06/2006 10:47)
sao de le anarana Atra samihafa araky ny finoana misy aza no tian'i prime lazaina ?
Raha io de ekeko manko:P
Iray ihany Atra amiko manko fa ny anarana entina ilazan azy no samihafa araky ny finoanny tsiraitray.
FA ny matetika mahadiso de refa tsy mitovy @ kristiana de lazaina fa diso.:P
96. mamzelkely ( 01/06/2006 10:58)
za alou de mino ny fisian an 'Andriamanitra g pas besoin de preuve scientifik amizany satri tsapako ny asany amiko na am an'inn zany na amin'inn zay ftsn
97. prime ( 01/06/2006 10:59)
ho an'ny kristiana tokoa aloha dia izay e!
ho an'ny bodista dia mazava hoa azy fa i "bouddha".
Ary eo no mahatonga ahy milaza hoe samihafa satria i "bouddha" sy ny révérend "Moon" sy ingahy "Haile Selassie" tsy hitovy mihitsy amin'i Kristy... I kelimalaza sy ry "dieu du temple solaire" tsy hitovy mihitsy amin'i Jehovah...
Sa hoy ianao hoe iray izany rehetra tanisaiko izany (vao sombitsombiny ireo an) fa mba samy manana ny mahazatra azy... toa tsy iray no fijeriko azy kooh...
:-P
98. cutie ( 01/06/2006 11:04)
diso be ianao ry prime a:-D:-D:-D:-D:-D
bouddha tsy Atra mitsy satria olona
Atra nga olona??
nahona no tonga de miteny we reo ny andriamanitry ry zareo??
Zay wa le mahavoa ny kristiana, refa tsy mitovy ny an-dry zareo de lazaina fa diso :P
99. mamzelkely ( 01/06/2006 11:13)
cutie azo lazaina hoe diso dôly zay rht ts mitovy am christianime satri tadidio fa ny religion dia avy am Christianisme dôly ny fiatombohany ary avy am baiboly saingy we ny fomba fandraisany an le zvt vôsoratra ao am baiboly no mahatonga an 'ireny religion samy manana ny azy reny na io islamisme io aza anie e de avy ao am baiboly ee saingy we pour euh i mahomet no prophète au lieu de jesus sady miangy avy am baiboly dôly le izy

du moins zay aloh ny fandraissako azy ee mety ho diso za aaa:°)
100. prime ( 01/06/2006 11:14)
Fa hono ho'aho, Jesosy Kristy angaha tsy olona?????
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452