Misy ve Andriamanitra

121. mamzelkely ( 01/06/2006 13:01)
cutie:

ka zay mitsy anie e, we tsy mifanaraka @ zavatra inoako de diso
zany ve no atao we tena kristiana???



ka zao aza ee omeko ohara injy, lazao ahy ra marina aza ny ataony finoana sasany we mamono olona au nom de Dieu zany ve ts fijery diso (raha marina zany dia ialako tsiny aza ee!!) fa amiko zany ts ho marina velively satria mba manana ny hajany ihany ny olombelona

faharoa manaraka an zany fa manin mo no interdiser-na ny olona ts afaka hanao bijoux ohatra satria lazaina fa ts mifanaraka am zvt tedavin fiangonana ve sa aôna???

en tant que chrétienne justement za ts manaiky an zay satri matoa ny zvt nomen'Andriamnitra anao dia natao apiasaina ary matoa tsika nomen'Andriamnitra fanahy dia ts natao hitovy am biby ka hoe hofatifaty fôna :roll:
122. prime ( 01/06/2006 13:05)
Ie Andriamanitra Izy kah! "Izaho sy ny Ray (Jehovah) dia iray ihany" hoy Izy nanambara ny tenany. Raha natao batisa Izy dia hoy ilay feo avy any an-danitra "ity no Zanako malalako..."
Olona koa Izy satria natera-behivavy, noforaina, nandalo fahazazàna, natao batisa, nalaina fanahy (ohatry ny mahazo antsika isanandro), nifaly, nisakafo ohatr'ahy sy ianao, nalahelo, nety tezitra koa (tsarovy fa tsy faly Izy raha nahita ireo mpivarotra tao an-tempoly), nety maty toy ny maty rehetra, efa nalevina tany am-pasana, fa teo no nanehoany ny mahaAndriamanitra Azy satria na ny fahafatesana aza resiny ka nitsanganany t@ maty ary rehefa avy nampianatra ny mpianatra dia niakatra (io ilay ankalazaina @ "ascension"ho any an-danitra velona nandray ny fahefàny maha Mpanjaka Azy, Tompon'ny hary rehetra na ny an-danitra na ny ety an-tany...

dia hoy ianao hoe :
prime efa haiko io e

ny votoatin'ny baiboly dia ny manambara ny mahaAndriamanitra an'i Kristy, tonga "Zanak'olona" (Izy tenany no nanambara azy ohatry io satria nateraka ho olona Izy) hamonjy ny very... efa hainao koa angamba... fa izao, rehefa resy lahatra ianao aloha hoe Andriamanitra Izy dia izay no zava-dehibe... Ny mahaolona Azy indray dia tsotra, vakio fotsiny ny baiboly (filazantsara) dia ho hitanao fa fantatra ao hatramin'ny razambeny hatrany amin'i Davida Mpanjaka...
Ny hoe nampitoviako, angamba eritreritrao sy fomba fijerinao izany, (ka mitovy ireo aminao)
Iray ihany Atra amiko manko fa ny anarana entina ilazan azy no samihafa araky ny finoanny tsiraitray.

fa sanatria amiko ny hampitovy ny Tompo sy ny mpanompo, ny Mpanjaka sy ny mpanompo, ny Andriamanitra sy ny nohariany, Andriamanitra sy ny sampy... :D
123. cutie ( 01/06/2006 13:08)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 01-06-2006 18:01:05
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
Hoy i cutie:

ka zay mitsy anie e, we tsy mifanaraka @ zavatra inoako de diso
zany ve no atao we tena kristiana???




ka zao aza ee omeko ohara injy, lazao ahy ra marina aza ny ataony finoana sasany we mamono olona au nom de Dieu zany ve ts fijery diso (raha marina zany dia ialako tsiny aza ee!!) fa amiko zany ts ho marina velively satria mba manana ny hajany ihany ny olombelona

faharoa manaraka an zany fa manin mo no interdiser-na ny olona ts afaka hanao bijoux ohatra satria lazaina fa ts mifanaraka am zvt tedavin fiangonana ve sa aôna???

en tant que chrétienne justement za ts manaiky an zay satri matoa ny zvt nomen'Andriamnitra anao dia natao apiasaina ary matoa tsika nomen'Andriamnitra fanahy dia ts natao hitovy am biby ka hoe hofatifaty fôna

non , za tsy mahay ny finoan'ny sasany, zany no antony tsy hitsarako we diso sa marina ny an-dry zareo.
124. cutie ( 01/06/2006 13:12)
prime

Voalaza teo :
Iray ihany Atra amiko manko fa ny anarana entina ilazan azy no samihafa araky ny finoanny tsiraitray.


fa sanatria amiko ny hampitovy ny Tompo sy ny mpanompo, ny Mpanjaka sy ny mpanompo, ny Andriamanitra sy ny nohariany, Andriamanitra sy ny sampy...

De anao rery zany
Iza ny tompo?? de iza ny mpanompo? de iza ny mpanjaka?
125. prime ( 01/06/2006 13:14)
cutie ô, kalma ho'aho fa dinika anie ity e!:-D:-D:-D
126. mamzelkely ( 01/06/2006 13:15)
cutie za ko ts de mahay fa le peu que je c momba azy reo dia hitako we ts de mety lotra le fomba donc ts mety, mila esprit critik ihany ange am fiainana ee na de ts de hainao aza satria enao manana ny conviction anao c tout aleo ho ahy ny ahy ra diso za
127. cutie ( 01/06/2006 13:18)
Mpandefa : prime [ Valio ] 01-06-2006 18:14:09
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
cutie ô, kalma ho'aho fa dinika anie ity e!

za kalma ka, manontany anao fotsiny za, @ zay tratrako ery ambony ery :-D:-D:-D:-D
128. cutie ( 01/06/2006 13:19)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 01-06-2006 18:15:42
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
cutie za ko ts de mahay fa le peu que je c momba azy reo dia hitako we ts de mety lotra le fomba donc ts mety, mila esprit critik ihany ange am fiainana ee na de ts de hainao aza satria enao manana ny conviction anao c tout aleo ho ahy ny ahy ra diso za

esprit kritika a??
ka raah esprit kritika marina moa ka hanin, nefa njy aza tsy mahay akory hoy njy :roll::roll::roll:
129. mamzelkely ( 01/06/2006 13:21)
oziz za we le peu que je c wa de io peu que je c io no crtiké-ko satria hitako we ts mety
130. prime ( 01/06/2006 13:23)
Ny Tompo dia Andriamanitra, Andriamanitra dia Jesosy Kristy, Jesosy Kristy dia Mpanjaka...
Ny nohariany dia ny zavaboahary rehetra, ny mpanompo dia ny anjely sy ny olombelona ary ny rehetra eo ambany fahefàny na ny hita na ny tsy hita... (na i bouddha io, na ny sary vongany io, na iza io na iza io...)
131. cutie ( 01/06/2006 13:25)
prime
ie mpanompo reo sasany reo zany fa enao wa no nilaza ery ambony ery we andriamanitry ry zareo io:P
132. cutie ( 01/06/2006 13:26)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 01-06-2006 18:21:28
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
oziz za we le peu que je c wa de io peu que je c io no crtiké-ko satria hitako we ts mety

mazotoa mi -critika aza
zany nga no nampianarina anareo tany am-pengonana:P
133. prime ( 01/06/2006 13:32)
Ie manana ny mpino azy izy ka izay no maha-andriamanitra an'ireo ho an'izay mpino azy. Ary raha nahamarika ianao dia nataoko "Andriamanitra" avec "A" no iantsoako an'i Kristy fa "andriamanitra" avec "a" no iantsoako an'ireo... :D
134. mamzelkely ( 01/06/2006 13:32)
misaotra:)
nga mo vôtery any ampengonana no ampianarana ny micritk zvt akia aa na am fiainana andavan'andro rht aza ary zay ihany ko ny fianarana nataoko de zay ny anah lazaiko ny ahy refa hitako fa ts mety za nga mo mi-convaincre olona we araho ny fisainako refa ts mety dia lazaina de aveo le olna no miezaka mi-convaincre ahy hoe ka zao anie no mahatonga ahy manao an'io ee c tout c pô compliké8)

fa io samy manana ny conviction-ny ka ny fisainan'ny olona anie ts vôtery hitovy ee 8)
135. Herimiafina ( 01/06/2006 13:32)
Eeeeeh, ry lanitra malala o, ny sasany mi-critique ny tsy miangona moa ny sasany micritique ny miangona. Olona roa mitovy ihany saingy miezaka ny ho samy hafa, meme moule no nanamboarana azy hehehehe:-D

136. cutie ( 01/06/2006 13:35)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 01-06-2006 18:32:53
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
misaotra
nga mo vôtery any ampengonana no ampianarana ny micritk zvt akia aa na am fiainana andavan'andro rht aza ary zay ihany ko ny fianarana nataoko de zay ny anah lazaiko ny ahy refa hitako fa ts mety za nga mo mi-convaincre olona we araho ny fisainako refa ts mety dia lazaina de aveo le olna no miezaka mi-convaincre ahy hoe ka zao anie no mahatonga ahy manao an'io ee c tout c pô compliké

fa io samy manana ny conviction-ny ka ny fisainan'ny olona anie ts vôtery hitovy ee
Miverina

efa haiko mitsy fa io no havalin-jy
adinoko manko no nilaza we tsy critika @fiainana andavan'andro le izy
kritika kristiana no tiko lazaina.:P
137. cutie ( 01/06/2006 13:36)
Mpandefa : prime [ Valio ] 01-06-2006 18:32:07
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
Ie manana ny mpino azy izy ka izay no maha-andriamanitra an'ireo ho an'izay mpino azy. Ary raha nahamarika ianao dia nataoko "Andriamanitra" avec "A" no iantsoako an'i Kristy fa "andriamanitra" avec "a" no iantsoako an'ireo

ka ny tsy azoko anie, de enao miseho mahay we, reo no inoany e , sa mitsara ety ivelany fotsiny 8)
138. prime ( 01/06/2006 13:45)
karazam-pivavahana misy ireo na lavinao na ekenao, tsy dia "important" loatra izany, zon'ny rehetra ny mitsara sy ny tsy mitsara... Fa izaho tsy hitsara fa manambara fa misy ireo dia izay...
Fa na ny razana malagasy aza ataon'ny olona ho andriamanitra...
139. cutie ( 01/06/2006 13:46)
zany an, manambara:-D:-D:-D:-D
140. prime ( 01/06/2006 13:47)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0852