Misy ve Andriamanitra
141. cutie
(
01/06/2006 13:50)
fa tsy azoko foana na de zany aza, tsy misy manazava mitsy ve ranga:lol::-D:-D:-D:-D
142. Herimiafina
(
01/06/2006 13:53)
Ino raha tsy azonao drako? Ianao tokana vao de mahavaly raha hanontanianao. :-D
147. Herimiafina
(
01/06/2006 14:14)
Ary izy mametraka fanontaniana efa voavaliny efa elabe an! hehehehe=))
148. cutie
(
01/06/2006 14:17)
HM, tsy azonao ny fanontaniko, fa aza misahirana eo :-D
i prime no tiako hamaly azy :-D
i prime no tiako hamaly azy :-D
149. Herimiafina
(
01/06/2006 14:19)
Tena tsy mino ny fisian'ny fanontanianao izaho ry cutie an! hehehehe:-D
Ny antony dia tsotra: i prime no anontanianao fa tsy izaho. hehehehe:-D
Ny antony dia tsotra: i prime no anontanianao fa tsy izaho. hehehehe:-D
151. prime
(
02/06/2006 03:40)
Efa azona tokoa ilay izy fa mba manala azy ianao an!!!;-)
Ianao efa niteny hoe izaho mino an'i Jesosy ho Andriamanitra ka tsy efa voavaly ve izany ny fanontanianao sa inona no mbola tsy azonao fa tsy azoko, marina any io...?????:lol:
Ianao efa niteny hoe izaho mino an'i Jesosy ho Andriamanitra ka tsy efa voavaly ve izany ny fanontanianao sa inona no mbola tsy azonao fa tsy azoko, marina any io...?????:lol:
154. mamzelkely
(
02/06/2006 13:34)
cutie:
efa haiko mitsy fa io no havalin-jy
adinoko manko no nilaza we tsy critika @fiainana andavan'andro le izy
kritika kristiana no tiko lazaina.
ka fiainana kristianina ange cutie iainana toy ny fiainana andavandro ee donc rasiko toy ny kritika ny fiainana an'andavanandro ny kritika kristiana :)
155. prime
(
02/06/2006 14:08)
cutie> zava-dehibe ny inoanao fa misy Andriamanitra dia indrindra moa hoe Jesosy... Ny mahaolona Azy dia aza raharahiana intsony satria hankarary an-doha anao fotsiny eo... :D 8)
Fiffi> mitohy ny resaka ato kah! i cutie fotsiny no nisy fanontaniana maromaro napetrany dia lasa resaka entre azy sy ny olona rehetra manoratra sisa... Io izao mamzelkely koa mbola miezaka mifanazava aminy koh!!! 8)

156. cutie
(
02/06/2006 18:04)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
kamo be za, nefa saika hanao non an'i mamzell njay, sy prime:-D:-D:-D:-D:-D
kamo be za, nefa saika hanao non an'i mamzell njay, sy prime:-D:-D:-D:-D:-D
157. cutie
(
02/06/2006 18:37)
Mpandefa : prime [ Valio ] 02-06-2006 19:08:54
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
cutie> zava-dehibe ny inoanao fa misy Andriamanitra dia indrindra moa hoe Jesosy... Ny mahaolona Azy dia aza raharahiana intsony satria hankarary an-doha anao fotsiny eo...
ka izy tsy olona amiko koa in njay aza ry prime:-D:-D:-D
159. prime
(
06/06/2006 11:18)
Dia ataovy toy ny tsy olona Izy e! Andriamanitra Izy dia ampy izay...:-D:-D:-D:-D