Misy ve Andriamanitra
61. pika
(
31/05/2006 11:07)
ny olona ts11 dia tsy maintsy manana Atra izay heverina fa mahery noho izy sy afaka ny hitahy sy hiharo azy
fa io Atra ny ts11 io no mety samihafa: mety ho tapankazo, vola, razana efa maty, sns .... noho izany dia misy Atra fa ilay Jesoa Kristy angamba no mety tsy hinon-dRalay fa diniho anie ny fiainanao e iza no tompoinao bebekokoa?

62. Fiffi
(
31/05/2006 14:06)
Fiffi:
AndriamanitraRalay: maninona kay rehefa manoratra hoe Andriamanitra ianao no hataonao majiskill ?Ka ny masoandro anie hita ny asany fa Andriamanitra tsy hita zay ataony fa mandrebireby saimbahoaka fotsiny e.Fa inona ny zavatra nataon'Andriamanitra anao no nolazainao fa mandrebireby saimbahoaka fotsiny Izy ? (Andriamanitro ô , mamelà azy fa tsy fantany izay lazainy)Inona no porofo fa Andriamanitra no namorona ny atome sy ny zavaboahary.Sambatra izay mino nefa tsy nahita.Manaja ny eritreritrao zah ary tsy mandresy lahatra anao tsy hino fa izay no atao hoe finoana fa zah aloha tsy mino einona marina no hatao hoe finoana hoy ianao ?Zah miantehitra amiko ihany fa tsy miantehitra amin'Andriamanitrade inona anefa ny antony namoahanao ity dinika ity ? Fandrebirebena ny mpino an'Andriamanitra ve ? Efa fantatrao tsara mihintsy zany fa tsy hiantehetra amin'Andriamanitra ianao ka naninona no nametra ny fanontaniana ? Sa handrebirebena ny olona fotsiny ?[q
hiandry an'i paoly eo raha izay no andrasana hay moa efa tsy paoly intsony zao no andrasana fa i BenoitHay misy zavatra handrasanao an'i Benoit ve ?
Naveriko eto ireo fa mba te-hahafantatra ny valin-tenin'i Ralay aho.
63. diamondra27
(
31/05/2006 15:25)
lapino:ie ny andriamanitry ny tsy mpino dia sary vongana, na gris gris na volana na n'importe koi
sns...
sns...
65. Ralay
(
31/05/2006 16:31)
Fiffi: Mba fanajana ho an'izay mino an'Atra no anaovana azy majiskil fa tsy hoe haka kil aloha e :-D
Nosokafako ity ry fiffi satria dinika ohatry ny dinika rehetra ihany fa tsy hoe akory fandrebirebena vahoaka sa mahatsiaro voarebireby ianao rehefa milaza ny hevitrao @ dinika tsy mitovy @ hevitrao? Raha izany dia afaka tsy mamaly njy fa mamaky fotsiny dia mitsiky :D de ampy :lol:
Mahafapo anjy ve ny valiteniko fiffi? Ny hevitra no miady fa isika tsy miady an :*

66. lapino
(
31/05/2006 16:32)
Cutie,
Raha tsy mahafantatra tsinona ilay olona, dia mety ho tsy mba nanana ny safidy ny hino na tsy hino, fa tonga dia lasa any amin'ny tsy finoana. Dia mampalahelo raha ny tsy fahalalana no mamaritra ny lalany.
Ireny olona ireny dia mino ny fisian'Andriamanitra ka, ary te-hivavaka amin'Andriamanitra koa ambonin'izay. Saingy mitady izay hi-matérialiser-ny an'Andriamanitra izy, dia izay no fahadisoany.
Mandrindra sy Ralay, ny mino fa misy Andriamanitra dia zavatra iray izay (ny devoly koa aza hono mino). Ny miantehitra na miankina aminy zavatra iray hafa koa.
Amiko aloha tsy misy pble izany ka! Raha ohatra misy olona tsy nahafantatra ny momba an'Andriamanitra, dia izay no pble. Fa raha efa nampahafantarina izy no tsy mino, dia pble an'azy irery izay sisa.
Raha tsy mahafantatra tsinona ilay olona, dia mety ho tsy mba nanana ny safidy ny hino na tsy hino, fa tonga dia lasa any amin'ny tsy finoana. Dia mampalahelo raha ny tsy fahalalana no mamaritra ny lalany.
diamondra27:
lapino:ie ny andriamanitry ny tsy mpino dia sary vongana, na gris gris na volana na n'importe koi sns...
Ireny olona ireny dia mino ny fisian'Andriamanitra ka, ary te-hivavaka amin'Andriamanitra koa ambonin'izay. Saingy mitady izay hi-matérialiser-ny an'Andriamanitra izy, dia izay no fahadisoany.
Mandrindra sy Ralay, ny mino fa misy Andriamanitra dia zavatra iray izay (ny devoly koa aza hono mino). Ny miantehitra na miankina aminy zavatra iray hafa koa.
67. cutie
(
31/05/2006 16:40)
lapino
Raha tsy mahafantatra tsinona ilay olona, dia mety ho tsy mba nanana ny safidy ny hino na tsy hino, fa tonga dia lasa any amin\'ny tsy finoana. Dia mampalahelo raha ny tsy fahalalana no mamaritra ny lalany.
safidy nga izy io fa tsy finoana:P
68. Achia
(
31/05/2006 16:44)
Oay tena tara aho @ le resaka . Ny mbola tiako haverina kely @ Ralay oa le mpanao magie e! efa nisy ve siantifika afaka nanaporofo ny asan'izireny le mpanao magie noire mitsy zany a ? na koa we afaka manaporofo ve ianao oe taratasy azo hovana voromailala ?
69. lapino
(
31/05/2006 16:55)
Cutie, misafidy ianao hoe hino sa tsy hino ka! Sa ny tian'i Cutie hotenenina ve hoe raha mino na raha tsy mino dia tsy fanahy iniana?
70. khoto
(
31/05/2006 16:58)
Tsy misy fahamarinany izany fa ny maso no miova :rien ne se perd ....Nahoana izy raha mahavita tsy manaiky izay hanaovan'ny olona azy fa be fombafomba (befikafika izany!; tsy objectif tahaka ny porofo hoe 1+1=2) Lainga ireo magie ireo f'aza manaiky fitahiny sanatria!Very @ izany! Jereo fa misy ange ny fanova maso e, ny hypnotisme sns
71. Achia
(
31/05/2006 17:06)
Khoto a fa inona no ao ambadik'ireny e ? tsy misy fanovamaso zany reny e fa tsy maharitra ny fiasany . Iza no manome pouvoire azy ahafahany manao magie ary enao olontsotra @ zao ve mahavita
72. khoto
(
31/05/2006 17:30)
Ralay a> ny zavatra atao hoe "misy" dia azo porofoina! fa raha hoe "mino an'izao ve ianao"? dia safidy izay! ka io andriamanitra anontanianao io tsy mamaly iry voalohany, noho izany tsy misy! fa izao fotsiny: Problema goavana ho an'ny olona raha ambara erantany sy ekena io : misy ny goavana very fihinanana!! ka tsy maintsy atao izay hampiely azy !Dia izay!
Fa tsy ataontsika problema io fa andao samy hanao ny soa fotsiny dia ampy!
Fa tsy ataontsika problema io fa andao samy hanao ny soa fotsiny dia ampy!
73. cutie
(
31/05/2006 17:35)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 31-05-2006 21:55:57
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
Cutie, misafidy ianao hoe hino sa tsy hino ka! Sa ny tian'i Cutie hotenenina ve hoe raha mino na raha tsy mino dia tsy fanahy iniana?
ie tsy fanahiniana:P
74. cutie
(
31/05/2006 17:36)
Mpandefa : khoto [ Valio ] 31-05-2006 22:30:21
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
Ralay a> ny zavatra atao hoe "misy" dia azo porofoina! fa raha hoe "mino an'izao ve ianao"? dia safidy izay! ka io andriamanitra anontanianao io tsy mamaly iry voalohany, noho izany tsy misy! fa izao fotsiny: Problema goavana ho an'ny olona raha ambara erantany sy ekena io : misy ny goavana very fihinanana!! ka tsy maintsy atao izay hampiely azy !Dia izay!
Fa tsy ataontsika problema io fa andao samy hanao ny soa fotsiny dia ampy!
miombon-kievitra @khoto za:P
75. Fiffi
(
31/05/2006 17:55)
hery:hery: marina ny anao .
Ho an'izay mino.
Fa angamba...
Tsara raha aseho azy ny tombontsoa hitanao rehefa mino. Sy ny fatiantoka efa hitanao tamin'ianao saika tsy nino, na nanadino ny finoana.
Resaka expériences no mandresy lahatra kokoa noho ny resaka hevitra...
Ralay: misaotra anao aloha zany aho , fa kosa , zah aloha tsy nanana heritreritra na dia kely aza hoe hiady @ ity dinika ity , indrindra fivavahana sy finoana rahateo moa izy ity.
Dia mba izao ary aloha ny antony hinoako an'Andriamanitra.
-Marina fa notezaina t@ finoana an'Andriamanitra aho , natao batisa fony mbola kely . Isaorako ary tsy ho ampy mihintsy ny fisaoraka an'ireo RAD-ko nanao an'izany satria tena nahitako fahasambarana eo @ fiainako mihintsy ny finoana .
-Eny na dia nisy aza ireo halahelo , fianakaviana nody mandry , ny hisaorako an'Andriamanitra fotsiny de ny nandray azy ireo ho any @ fanjakan'ny lanitra , ary mino aho fa sambatra izy ireo , tena mbola sambatra be tokoa satria lasa nody any an-tranon'ny Ray.
-Expériansa azoko koh ity : Be ny fahoriana nahazo ny fianakaviana , nefa nohon'ny finoana an'Andriamanitra dia , tao hiany ny halahelo nefa tao koa ny hafaliana satria mino an'Andriamanitra ny tena.
-Marina fa hoe efa nisy ny filazana hoe "Misy marina ve Andriamanitra" ? nohon'ny fahoriana nitranga , nefa raha tena nandinin-tena tsara avy eo dia nangatam-pamelana noho io fanontaniana napetraka io .
Avy eo nefa dia tonga saina ary vao maika nanamafy ilay finoaana izany .
Ny tombontsoa azoko noho izany ? Faly aho isan'andro fa nahita lalana mazava eo ambanin'ny masoko , ka hijorako hatrany , ary mandrakizay.:)
76. Herimiafina
(
31/05/2006 21:02)
cutie:
za zao mahalala oul bdb tsy mino, de in zao ny pble @ zany:roll:
Tsy misy probleme kah, nanamora fiaianna izy izany dia izay, mba handramo ihany ny sarosarotra na dia izany aza sao dia lany andro misafidy izay moramora eo ihany, ny fianana mansty fohy dia fohy. :-D
"rien ne sert de partir à point, il faut courrir"
77. cutie
(
31/05/2006 21:18)
: Herimiafina [ Valio ] 01-06-2006 02:02:20
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
Hoy i cutie:
za zao mahalala oul bdb tsy mino, de in zao ny pble @ zany
Tsy misy probleme kah, nanamora fiaianna izy izany dia izay, mba handramo ihany ny sarosarotra na dia izany aza sao dia lany andro misafidy izay moramora eo ihany, ny fianana mansty fohy dia fohy.
"rien ne sert de partir à point, il faut courrir"
ahona no ilazanao fa manamora fiainana izy zany??
hainao nga ny fiainan'izy reo :roll:
ny fiainan'ny mpino zany mora :-D:-D:-D:-D:-D
78. Fiffi
(
01/06/2006 03:12)
avadiko ato ilay fanontaniana napetrak'i majesty atsy am-badika atsy hoe :
Iza no afaka manome porofo fa tsy misy Andriamanitra ?
Iza no afaka manome porofo fa tsy misy Andriamanitra ?