Misy ve Andriamanitra

101. cutie ( 01/06/2006 11:24)
prime tsy olona izy :P
102. cutie ( 01/06/2006 11:25)
nga moa izy tsy lazainareo we Atra:P
103. cutie ( 01/06/2006 11:26)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 01-06-2006 16:13:11
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
cutie azo lazaina hoe diso dôly zay rht ts mitovy am christianime satri tadidio fa ny religion

fa manin no atao we diso :wink:
104. prime ( 01/06/2006 11:42)
cutie>Ie Andriamanitra Izy kah! "Izaho sy ny Ray (Jehovah) dia iray ihany" hoy Izy nanambara ny tenany. Raha natao batisa Izy dia hoy ilay feo avy any an-danitra "ity no Zanako malalako..."
Olona koa Izy satria natera-behivavy, noforaina, nandalo fahazazàna, natao batisa, nalaina fanahy (ohatry ny mahazo antsika isanandro), nifaly, nisakafo ohatr'ahy sy ianao, nalahelo, nety tezitra koa (tsarovy fa tsy faly Izy raha nahita ireo mpivarotra tao an-tempoly), nety maty toy ny maty rehetra, efa nalevina tany am-pasana, fa teo no nanehoany ny mahaAndriamanitra Azy satria na ny fahafatesana aza resiny ka nitsanganany t@ maty ary rehefa avy nampianatra ny mpianatra dia niakatra (io ilay ankalazaina @ "ascension")ho any an-danitra velona nandray ny fahefàny maha Mpanjaka Azy, Tompon'ny hary rehetra na ny an-danitra na ny ety an-tany... tsy tsianjery izany fa "manuscrits" maro (ankoatry ny baiboly) no manamarina fa tena nisy ary olona vatana ohatr'ahy sy ianao Jesosy fa tsy fanahy manidintsidina na "imagination" na "dieu imaginaire" ohatry ny an'ny hindouiste...
mamzelkely> ie ao anaty "coran" tokoa aza mbola manambara an'i Kristy amin'ny nahampaminany lehibe azy... :D
105. cutie ( 01/06/2006 11:44)
prime efa haiko io e, ka ahona @ zay le ary ambony ery aza ??
Ampitovinao @ JK zany ry bouddha sy ny tariny :-D:-D:-D
106. mamzelkely ( 01/06/2006 11:45)
cutie ka satri io efa nazavaiko io we ny fiantombohany de christianisme enfin du moins zay no fahalalko azy sy ny fenarana nataoko alou ee :roll:

prime si Jesoa dia Andriamanitra naka nofo tamin'ny alalan'i masina maria reniny, fa zanak'Andriamanitra izy sa enao nahita we zanak'olobelona de ts olombelona izy fa biby :-w aiza kosa ee!! matoa izy lasa olombelona dia tonga mba hanvotra antsika ;) ka qui dis zanak'Andriamnitra izy donc Andriamnitra izy zany fa las aolombelona mba ho fanavotana antsika :)
107. cutie ( 01/06/2006 11:49)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 01-06-2006 16:13:11
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
cutie azo lazaina hoe diso dôly zay rht ts mitovy am christianime satri tadidio fa ny religion dia avy am Christianisme dôly ny fiatombohany ary avy am baiboly saingy we ny fomba fandraisany an le zvt vôsoratra ao am baiboly no mahatonga an 'ireny religion samy manana ny azy reny na io islamisme io aza anie e de avy ao am baiboly ee saingy we pour euh i mahomet no prophète au lieu de jesus sady miangy avy am baiboly dôly le izy

du moins zay aloh ny fandraissako azy ee mety ho diso za aaa

ka za tsy manaiky an'zany we diso daholo ze tsy mitovy ny kristiana zany
ahona no ahafataran-jy fa ny ny an'ny kristiana no tena marina???
108. khoto ( 01/06/2006 12:06)
Fahatahorana ny fahafatesana ny namoronan'olona an'io satria mba revirevuny ny hoe tsy tokony hisy maty izany: Efa fiainan'ny zavaboary rehetra izany (farafaharatsiny mi recycler)na ny biby tsy manana notion an'io aza maty , na ny tany aza mbola ho levona: ny fotoana (période) nany fotsiny samihafa mety @ tapitrisa taona ny sasany, mety iray segondra ny iray! Anxieux le olona dia aleo mba asiana koa izay e! ankoatry ny fahabadoany moa io!Milamina fotsiny isika dia milay ny fiainana e!
109. prime ( 01/06/2006 12:16)
mamzelkely> tsy mamaky tsara an!!! mba vakio tsara aloha vao miteny fa manjary mampamerin-teny ka manalava resaka fotsiny...:)
Ie Andriamanitra Izy kah! "Izaho sy ny Ray (Jehovah) dia iray ihany" hoy Izy nanambara ny tenany. Raha natao batisa Izy dia hoy ilay feo avy any an-danitra "ity no Zanako malalako..."

Jesosy Kristy dia Andriamanitra satria Izy mihitsy no nanambara ny tenany...
Jesosy Kristy dia olona toa ahy sy ianao ary ny ambaranao aza vao maika manamafy an'izany fa olona natera-behivavy Izy na dia Zanak'Andriamanitra aza ka nirahina namita ny asan'Andriamanitra araka ny lazainao dia ny hamonjy ny very...
cutie> ianao anie no nampitovy Azy t@ ry bouddha sy ny tariny e!
Iray ihany Atra amiko manko fa ny anarana entina ilazan azy no samihafa araky ny finoanny tsiraitray.
hoy ianao... ka toa mody avadikao hoe izaho indray no mampitovy azy sa mba te hanala azy fotsiny ianao aloha???:-P
110. cutie ( 01/06/2006 12:20)
:-D:-D:-D:-D
tsy hainao nga fa za tena mpanala zy mitsy eto :P
ny tiko lazaina @ le anarana samihafa le langue ka :-D:-D:-D
fa enao no nilaza we andriaminitry ny bouddiste bouddha,de avy eo enao nanontany we jesoa kristy nga tsy olona?
111. mandrindra ( 01/06/2006 12:23)
maro ny hecvitra naroso teto fa tsy mbola hitako izay porofo mivaingana fa misy an'izany andriamnaitra izany. iray aza efa tsy voaporofo dia mbola misy milaza hoe be dia be sy isankarazany ry zalahy ireo
112. Herimiafina ( 01/06/2006 12:24)
cutie:

: Herimiafina [ Valio ] 01-06-2006 02:02:20
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
Hoy i cutie:

za zao mahalala oul bdb tsy mino, de in zao ny pble @ zany


Tsy misy probleme kah, nanamora fiaianna izy izany dia izay, mba handramo ihany ny sarosarotra na dia izany aza sao dia lany andro misafidy izay moramora eo ihany, ny fianana mansty fohy dia fohy.
"rien ne sert de partir à point, il faut courrir"

ahona no ilazanao fa manamora fiainana izy zany??
hainao nga ny fiainan'izy reo :roll:
ny fiainan'ny mpino zany mora :-D:-D:-D:-D:-D


Manamora fiainana kah, tsy ilaina fantarina akory izay fomba fiainanany any fa tonga dia hita hoe manamora fiainana, hehehehe:-D:-D

Mora anie ny tsy mino e, fa ny mino hoa sarotra be, dia refa kamo hiditra amin
113. mamzelkely ( 01/06/2006 12:30)
prime:

Fa hono ho'aho, Jesosy Kristy angaha tsy olona?????
:wink:



mamaky za ka io question anao no navaliko fa zay sendra tany ambony tany no ts haiko :°)
114. cutie ( 01/06/2006 12:31)
:-D:-D:-D:-D tsy mila fantarina akory hono, didy jadona fotsiny :-D:-D
Ary ny fiainan'i HM ve mora sa sarotra:roll::roll::roll:
115. Herimiafina ( 01/06/2006 12:34)
Asa retsy aleo i HM ihany no hamantatra izany e! hehehehe:-D
116. mamzelkely ( 01/06/2006 12:35)
cutie:

ka za tsy manaiky an'zany we diso daholo ze tsy mitovy ny kristiana zany
ahona no ahafataran-jy fa ny ny an'ny kristiana no tena marina???



mahatonga ahy miteny we diso izy dia satria ts mifanaraka am zavatra hinoko toy ny ilazako we diso izay olona ts mino ny fisian'Andriamanitra satria zay ny fatatro ary zay no nampianarina ahy fa misy Izy fa asaivo miconvaicre anah izy we marina ny zvt ataony sy lazainy dia amizay fotôna zay za ts hiteny tsony we diso 8) fa pour le moment alou tant que mbola tsisy maha-convaicre anah dia lazaiko fa diso satria na ny argument entiny aza dia somary maivana 8)
117. cutie ( 01/06/2006 12:36)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 01-06-2006 17:34:36
Lohateny : Re : Misy ve Andriamanitra
Asa retsy aleo i HM ihany no hamantatra izany e! hehehehe

zany an,ka ahona aza no ilazanao le fianan'olonkafa e :-D:-D:-D
118. cutie ( 01/06/2006 12:38)
mamzelkely

mahatonga ahy miteny we diso izy dia satria ts mifanaraka am zavatra hinoko toy ny ilazako we diso izay olona ts mino ny fisian'Andriamanitra satria zay ny fatatro ary zay no nampianarina ahy fa misy Izy fa asaivo miconvaicre anah izy we marina ny zvt ataony sy lazainy dia amizay fotôna zay za ts hiteny tsony we diso fa pour le moment alou tant que mbola tsisy maha-convaicre anah dia lazaiko fa diso satria na ny argument entiny aza dia somary maivana

ka zay mitsy anie e, we tsy mifanaraka @ zavatra inoako de diso:roll::roll::roll:
zany ve no atao we tena kristiana???:roll::roll::roll:
119. prime ( 01/06/2006 12:41)
cutie> ie dia novaliako hoe Andriamanitra Izy aloha, dia novaliako hoe olona Izy avy eo, ka teo no tsy nampitovy hevitra antsika koh... ny anao rehefa hoe olona dia tsy andriamanitra na rehefa andriamanitra tsy olona. Fa Jesosy dia Andriamanitra sady olona, "fa tsy maintsy ho faty aloha ny Zanak'olona...".
Dia izay no nahatonga ahy niteny hoe tsy mitovy Izy sy ry bouddha sy ny tariny...:-D:-D:-D
Fa milay koa ilay manala azy kah fa ity lohahevitra ity mantsy sarotsarotra ny mandinika azy ka lasa "sérieux" ilay kôzy...:D :-*
mamzelkely> :-*
120. cutie ( 01/06/2006 12:46)
Mpandefa : prime [ Valio ] 01-06-2006 [quote]cutie> ie dia novaliako hoe Andriamanitra Izy aloha, dia novaliako hoe olona Izy avy eo, ka teo no tsy nampitovy hevitra antsika koh... ny anao rehefa hoe olona dia tsy andriamanitra na rehefa andriamanitra tsy olona. Fa Jesosy dia Andriamanitra sady olona, "fa tsy maintsy ho faty aloha ny Zanak'olona...".

tsy azoko we tsy maintsy ho faty aloha ny zanak'oul?
ny ahy JK Atra fa tsy olona zany aloha e :P
Dia izay no nahatonga ahy niteny hoe tsy mitovy Izy sy ry bouddha sy ny tariny...

tsy mitovy izy fa nampitovinao e :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.1577