Malahelo koa aho izany.

81. Fiffi ( 25/03/2006 06:39)
pissoa: fa nahoana no hiandry rehefa any dago vao hanandrana an'io ? ndry angaha tsy mba misy olona tonga avy any , fianakaviana ohatra ? dia asaina mitondra , fa ny ahy kosa aloha dia mahita foana aho an! be dia be ny maniry ho azy ao an-zaridaina fa tandremo fotsiny tsy hafangaro @ beladona !
82. dadabe ( 25/03/2006 14:58)
:roll::roll::roll:
83. pissoa ( 25/03/2006 15:03)
An3, tsy hanandrana an'zany aty zah ry fiffi kle :-D:-D:-D Ngo de :snif::snif::snif: eo kou zah :-*
84. Fiffi ( 25/03/2006 17:16)
pissoa: zah aloha efa zatra eh! nefa maninona aho zao ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D fa :miam::miam::miam:
85. Veloo ( 26/03/2006 02:39)
pissoa a aza handramana :wink::-o:°)
86. Fiffi ( 26/03/2006 06:17)
andeha anao an'io kely aho zao , ro an! :miam::miam:
87. pissoa ( 26/03/2006 08:20)
Fa maninn ry Veloo? Misy hena ve? Zah mihinan-kena ka :wink:
88. andry08 ( 26/03/2006 08:31)
Aiza ianareo no mahita voanjobory?
89. Fiffi ( 26/03/2006 09:20)
afarana ka! misy magazay koa eto patis mivarotra !
90. pissoa ( 26/03/2006 12:19)
Fiffi, raha zah no manafatra olona mihitsy no afarako fa tsy voanjobory kle :-D:-D:-D:-D
91. lapino ( 26/03/2006 12:34)
Raha za no mahazo vandrobory am'zao, tsy hitako intsony izay olona kle :miam::miam::miam:
92. pissoa ( 26/03/2006 12:49)
Hihihi, izany ve http://perso.wanadoo.fr/maki-maki/images/porc.jpg ary e :-*:-*:-D:-D:-D
93. boubounezy ( 26/03/2006 21:31)
ny zavatra fantatro dé milay any canada no sady be asa be na ny androtokony fiainany aza any amabaniny tany fa tsisy otrany maita ny olotiny ra tena ty marina ny oul 1 fa ny ambany vohitra sy ny vary mena sy ny tetika hena be matavy mbola vôsedra fona refa eo anilany tina ka asa enao ra mba mety misy itovizana @ko na de kely fotsiny aza ry herimiafina dé aza afenina wa ny hery ao anatinao ao é!;-)




Herimiafina:

Tena te hahita trano mitafo bozaka izaho, te handia tany mena, tanimbary. Ela aho izay tsy nahita sarety, ela aho izay tsy nahita olona tsy mikiraro miaina akaikin'ny tany, ny natiora.:snif::snif:
Ela izay tsy nihevoka fofona setroka kitay tao andakozia, mangirifiry maso fa tsy mahazaka setroka. Te hahita ambanivohitra aho izany klé. Indrisy mantsy fa tsy afaka mody. tsss:twisted::twisted:



94. Fiffi ( 27/03/2006 04:56)
pissoa: zah kosa angaha akia nilaza hoe voanjobory afarana eo @ toeran'olona ? fa mba rehefa misy olona ho avy ireny dia mba manafatra akia an! :)
95. pissoa ( 27/03/2006 05:05)
Zah mananihaaaaaaany :-*:-*:-D:-D:-D
96. Fiffi ( 27/03/2006 05:10)
zah ko! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*:-*
97. pissoa ( 27/03/2006 14:02)
Fiffi :-*:-*:-D:-D:-D:-D
Dia ny ahy kou kay ry zareo le milahatra sy mihinana mokary au coco eny Ankatso no mampanembona anah :) Maaaaatsiro an :miam::miam:
98. Fiffi ( 27/03/2006 14:27)
pissoa: :-*:-*:-* ny ahy akia le mihinana mofo menakely vao mafana be iny an! de le milahatra mividy mangahazo :miam::miam::miam:
99. pissoa ( 27/03/2006 19:40)
Hihihi, toa izy rehetra rehefa atao ny kajikajy e :-D:-D:-D
100. Fiffi ( 27/03/2006 20:24)
pissoa: wayyy ! nanao ilay mofobolina akia zah an! ntsss bdb ilay izy fa ho an'olona au moins 15 :-D:-D nefa izahay 2 fotsiny :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5906