Malahelo koa aho izany.

41. Fiffi ( 17/03/2006 19:52)
dezaka: tsy tadidiko koa io an! fa noheveriko aza hoe misy mangazo efa mena tahak'izao mihintsy nefa aloha mbola tsy nahita aho eh! fa ny nihinana kosa aloha dia tena efa wayyy :miam::miam::miam:
42. Herimiafina ( 17/03/2006 19:56)
Ilay hodiny iny no mahamena ny mangahazo maina rehefa andrahoina kah, andrahoina amankodiny mantsy izy satria maina ka sarotra voasana be.
Ny hoditra mangahazo kanefa dia misy acide cianhydrika ka mety iny no maha-menamena azy.:P

Ary nareo ve fahiny tsy mba nanao aponga tamin'ny tain'omby ry zareo? Na mitsimpona taion'omby hatao solona kitay handrahoina sakafo.

Ary nareo koa ve mba nandeha nihaza sookona sy hasora hatao laoka hariva? Pirina lena? Sahobakaka? sns
43. Fiffi ( 17/03/2006 20:09)
Ary nareo ve fahiny tsy mba nanao aponga tamin'ny tain'omby ry zareo? Na mitsimpona taion'omby hatao solona kitay handrahoina sakafo.
zany ve ?toa mbola tsy nahita an'io indray aho an! fa kitay aloha no hitako eh! any ambanivohitra dia manao feu de camps ini tena mahafinaritra ery. Inona ity sokona ry Hery ? ny sobakaka aloha dia hatramin'izao aho mbola mihinana eh! "cuisse de nymphe" :miam::miam:
44. Herimiafina ( 17/03/2006 20:26)
Le tain'omby maina iny akia no hatao solona combustible indraindray any ambanivohitra an!
Le sokona indray herrisson akia an, matsiro be.
de ny anay koa rehefa tsy mahazo trondro dia saobakaka sy orana ary fozandranomamy no jonoinay.

Fa tsy misy tiako ohatr'ilay manihika pirina kely sy trondro iny an, de le makany antsenan'i Talata Morokay e! favy an! hummmm:-D
45. fasaly ( 17/03/2006 20:43)
zà kounkou efa nihinana sokona fa matsiro beuh marina an! hummmmmmmmmilelatanana mahintsy zà kouuuuu:miam::miam::miam:
46. Herimiafina ( 17/03/2006 20:49)
Ary njy ve efa mba namely fanihy, do, jaboady ry fasalay, izany rehetra izany efa nandramako avokoa fahiny e!
Le jaboady natao tsaky toaka gasy fa nisy mpanao toaka gasy malaza izay mantsy tao antanana fahiny e!
47. dadabe ( 18/03/2006 04:27)
hummmm mirevy less lah ty letie e:miam::miam::miam::@
48. Fiffi ( 18/03/2006 06:38)
inona indray ary ity jaboady ity ry Hery ?
49. mamzelkely ( 22/03/2006 06:49)
za zany aty dagi fa tsisy haiko reo zvt lazain herimiafina reo klé ty e:oops::roll:
50. ari.malala ( 22/03/2006 07:00)
Ary mihinakinampoana mints ty Herimiafina ty an! jaboady hanina? fona kle! Ts zany mo ry Hery le mamoaka fofona masiso b rehefa hiaro tena? D ohatran'ny ahoana k ony tsiron'ny fanihy? za zany efa natoron'ny ol we ny menak'ireny ony mahafaka asthme, fa ny zanako naika voan'ny asthme, fa dain, ts nety ah ka!
51. Fiffi ( 22/03/2006 07:11)
putois ve ?
52. ari.malala ( 22/03/2006 07:17)
ny jaboady? raha tsy diso ah, fa tsy tadidiko
53. Fiffi ( 22/03/2006 07:19)
:-D:-D:-D:-D tsy mahay koa eh!
54. zoara ( 24/03/2006 14:47)
ny jaboady ry reto toa saka "sauvage" no fahalalako azy
55. Veloo ( 24/03/2006 17:21)
ari. =))=))=))=))=))
heri aky manonofy ririnina a=))=))=))
56. Herimiafina ( 24/03/2006 17:25)
Jaboady dia otsan,ny putois sy blaireau, mitovitovy habe amin'ny saka ary manana rambo-ngidro izy.
Mpanafika tranon'akoho amamborona io biby io ary tsy tian'ny tambanivohitra fadiranovana. Rehefa hiaro tena izy de misy tsiranoka mivoaka ny rambony ary maimbo dia maimbo tokoa.

Ilay nohaninay voadonan'ny fiara fa tsy nisy niainana tao amin'ity tanana kely roapolo tafotrano fa naloto ny rivotra mandrapaha-voadoro ny volon'ilay izy.

Ary nareo ve ry zareo tsy efa mba nihinana masikitana autruche sy voay kosa klé, de do natao ritra! favy an! hummmm:miam::miam:
57. Fiffi ( 24/03/2006 17:39)
ny autruche aloha dia efa ninana zah , atao steack :miam::miam: satria aleko indray minana an'io toy izay ny vache folle :-D:-D:-D
Herimiafina: efa mba tohina ve aloha ny halahelonao ? :*:*:*
58. Herimiafina ( 24/03/2006 17:44)
Tena mitoetra ilay alahelo e! Lasa malahelo botakely sy Dzama 52°GL indray izaho izao klé, asiana tsaky masikita saosy rougaille kely izy tena. hummmm.

De avy eo manala azy kely eny amorondrano mandro miaraka amin'ny akanjo, favy an! hehehehe:-D:-D
59. Fiffi ( 24/03/2006 17:49)
fa angaha tsy frizy any ? :-D:-D:-D sa manao bain de minuit ve ? :-D:-D:-D
60. Herimiafina ( 24/03/2006 17:54)
An3, le any Dago io teneniko io kah, mamely kely toaka gasy gôzômel na gilomidro ao amin-dry Dety ao ambany atsinana de avy eo mandeha eny amin,nmy ranon'i Mantasoa e! favy an! hummmm:miam::miam:
Toa sady halelovako na revy na kaly na sipa na toerana klé, hehehehe:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2418