Malahelo koa aho izany.
62. Herimiafina
(
24/03/2006 18:03)
Ie, any aminay feno "kina-pona" maniry, rehefa masaka ny "kina-pona" de tamy aho! hehehehe=))=))
63. Veloo
(
24/03/2006 18:05)
zany no tena oe tsy mandalo katsa maina mihitsy ... dia mba tsara doly ve zany hena nohan'ela zany lety?8O
64. Herimiafina
(
24/03/2006 18:08)
Angaha moa de hoe voatery ho tsara fa le hoe manao fikarohana fotsiny no tena mba nitiavako azy e!
Siora zah izao fa nareo ireo mbola tsy nisy nihinana ravina Hasina (Dracaenae sp) natao ketsaketsa an!=))
De nanao salade fleur capucine, de nihinana tarondro!
Favy an! tena malahelo njay zah zany klé. :snif::snif:

65. Veloo
(
24/03/2006 18:15)
:roll::roll::roll:
inn ndray ary zany ravina Hasina, tarondro zany? ny capucine mba efa nohaniko ka.
Mandana mody kely any dago rehefa malahelo eeeeee:-D:-D:-D
inn ndray ary zany ravina Hasina, tarondro zany? ny capucine mba efa nohaniko ka.
Mandana mody kely any dago rehefa malahelo eeeeee:-D:-D:-D
67. Veloo
(
24/03/2006 18:23)
:twisted: beurrrrrrr kkk njy ty tsssssssssss
ravina hasina tsy fantatro wa
ravina hasina tsy fantatro wa
68. pissoa
(
24/03/2006 18:24)
Herimiafina::-w:-w=))
Ie, any aminay feno "kina-pona" maniry, rehefa masaka ny "kina-pona" de tamy aho! hehehehe
69. Herimiafina
(
24/03/2006 18:30)
Hasina akia Dracenaean. Hazo maniry any amintsika any Dago any de ny laingony malemilemy no hohanina atao ro, atao ketsaketsa.:{
http://www.turbosquid.com/FullPreview/Index.cfm/ID/286625
http://www.turbosquid.com/FullPreview/Index.cfm/ID/286625
70. Veloo
(
24/03/2006 18:42)
mbola tsy aiko ndray io ka ...zako mantsy mantsy ty mihinana anana na inn na inn izay natoraly dia haniko ka afa tsy ny hena hihihiih
71. Herimiafina
(
24/03/2006 18:44)
Ny hena any dago salama tsara daholo kah!
Sady tsy misy somatotropine sy anabolisant otsan'ny aty!
Mihinana anie ndroky an'ireny henan'akoho natao rony tamin,ny sakamalaho ireny e! hummmmm:miam::miam:
Sady tsy misy somatotropine sy anabolisant otsan'ny aty!
Mihinana anie ndroky an'ireny henan'akoho natao rony tamin,ny sakamalaho ireny e! hummmmm:miam::miam:
72. booboo
(
24/03/2006 18:48)
kay ve fihinana reny ? be energie positive, oun , reny...ouz ny tary mino ny raha ôtra reny... sy zà :°)
73. Herimiafina
(
24/03/2006 18:53)
Tandremo fa matetika koa ny hasina hono mitondra vintana ratsy ihany knou.
Tantaraiko: Misy fahoriana mandalo matetika teo amin'ny fianankaviambe-nay de niteny ny Ray amandReny be mpiandry ny tanana hoe tapaho io hasina io fa io no mitondra loza, dia notapahina tokoa.
Izaho tsy hiteny hoe mino na tsy mino satria sady tsy hananako ny porofo maha-marina izany ary tsy ahananako ny porofo tsy maha-marina an,izay! (l)

75. Herimiafina
(
24/03/2006 19:20)
hehehehe=))=))
Ka maninona anefa raha hohanina ry Veloo?
Fa zah hoa mitady le DZAMANJAR tena izy avy any Nosy Bé ireny e! le tena tonga de 95°GL, favy an, asiana lavanila ao anatiny de mivadika menamena ny lokony, hummmm.
Anjekaky oo :{:{
lasa pinara i HM.

77. Fiffi
(
25/03/2006 05:52)
Herimiafina: ary ianao tena mpankafia sakafo gasy an! tsara aloha eh! mbola hafa hiany wa ny sakafo gasy eh! avia aty ary hanaovako henakisao sy anamamy sa voanjobory sa ravitoto ? sa te ihinana composée ? :miam::miam::miam::miam::miam::miam::miam:
78. pissoa
(
25/03/2006 06:12)
Hena kisoa sy anamamy ve tsara ry Fiffi?
Ny ahy aloha ny hitiavako ny anamamy ilay asiana rony iny e, hmmmmmm, na anamamy tsisy fangarony aza fa asiana sira kely fotsiny!
Nefa ny hena kisoa ve asiana rony tsy :-D:-D:-D:-D be :roll:
Ny ahy aloha ny hitiavako ny anamamy ilay asiana rony iny e, hmmmmmm, na anamamy tsisy fangarony aza fa asiana sira kely fotsiny!
Nefa ny hena kisoa ve asiana rony tsy :-D:-D:-D:-D be :roll:
79. Fiffi
(
25/03/2006 06:19)
pissoa: an3 tsy hasiana rony io ka! fa hatao ketsaketsa, tena :miam::miam::miam:
80. pissoa
(
25/03/2006 06:30)
Zah re mbola tsy nanandrana an'izany mihitsy an!
Hihihi, andramako rehefa any Dago :-D:-D:-D
Hihihi, andramako rehefa any Dago :-D:-D:-D