Malahelo koa aho izany.

21. Veloo ( 15/03/2006 17:37)
mamzel za ko an :-*:-*
22. Fiffi ( 15/03/2006 19:45)
mamz aza hadino zah an! :-*:-*:-*
23. mamzelkely ( 16/03/2006 12:26)
nyh tena mety ry reto de aleo za no makany aa amizay mba billet iray ihany no vidina de itonjako magazo ze te ina-mangazo itonjako setroka zay mila:-D :-*:-*:-*
24. pissoa ( 16/03/2006 12:38)
Zah hitonjao mangazo bobaka be ... dia asio mangazo maina mba maharitra elaela :lol::lol: Dia asio mangazo lena kounkou atao bononoka kay kle :-D:-D:-D
25. fasaly ( 16/03/2006 13:38)
Herimiafina:

Tena te hahita trano mitafo bozaka izaho, te handia tany mena, tanimbary. Ela aho izay tsy nahita sarety, ela aho izay tsy nahita olona tsy mikiraro miaina akaikin'ny tany, ny natiora.:snif::snif:
Ela izay tsy nihevoka fofona setroka kitay tao andakozia, mangirifiry maso fa tsy mahazaka setroka. Te hahita ambanivohitra aho izany klé. Indrisy mantsy fa tsy afaka mody. tsss:twisted::twisted:



ntsooooooo...!
gigina fa aza tomany an! efa tsy hoe ela sisa ka!
jajary manahelo beuh kou nge zà euh!!!!!:cry:
anjoany aho zao io naheno fofona kitay beuh mahintsy de vo nalahelo beuh kounkou!
gigina hery fa hiaraka hody tsika hankafy anzay rehetsa zany:cry::-*
26. ari.malala ( 16/03/2006 13:50)
mampanaelo ana nareo, sa handefasako an'zany rehetra izany par mail daolo nareo? Ny tena mety @le manina setroka anie d manaova afona kitay ao antrano anaty cheminet e :)
27. Fiffi ( 16/03/2006 17:48)
le mangazo maina dia rehefa andrahohina dia lasa menamena :miam::miam::miam: io no tikao de katsaka koa!
28. annie ( 16/03/2006 18:06)
ny mangahazo maina tokoa no tena tsy mba hita aty e? tena antaonany maro tokoa no tsy nihinana an'izany?ampiarahana @ ronono velona mmmmmmmm
29. Fiffi ( 16/03/2006 20:34)
tena tsy mahita an'izany mihintsy aty an! fa io mangazo maina io ve ny mangazo tsotra hiany no hamahina dia lasa menamena tahak'izao ?
30. fasaly ( 17/03/2006 05:31)
iéuh! managahazo tsotra namaina aky a! de nitsakitsahina mba ho potipo:wink:tika
31. mamzelkely ( 17/03/2006 05:41)
inn klou ty bononoka ry pissoa fa ts haiko zany :roll::-D:-D

de aôna njay ny dissérence entre mangahazo maina sy lena zany :roll::-D:-D

de alefaso ny commande ary ee:°)
32. pissoa ( 17/03/2006 05:46)
Hihihi, mamzel angaha tsy mahafantatra bononoka? :-D:-D mangahazo ohatran'ny masiso kely zay akia izany bononoka an :-D:-D:-D
33. Fiffi ( 17/03/2006 06:15)
fasaly: nitsakitsahina ?
Herimiafina; efa mba nitony kely ve aloha ilay fo ? efa mba nihena ve ny halahelo ? mba eto daholo izahay fa aza malahelo intsony an! :*:*
34. mamzelkely ( 17/03/2006 06:16)
vô maika manjavozavo k'ty :roll::-D:-D

différence io abony io fa ts dissérence an :-D
35. fasaly ( 17/03/2006 19:00)
:-D:-D:-D
36. fasaly ( 17/03/2006 19:02)
fiffi: iéuh hitsakitsahina reny ka izay no mahapotipotikaazy otranreny:-D:-D
hihihihi!

eny tokou wa! nakaiza njay ary i hery zay?????
elalea njay tsy nandalo malaehulo beuh zay!!!!!:cry::cry::cry:
37. Fiffi ( 17/03/2006 19:16)
fasaly: :-D:-D ka manao kiraro sa tonga dia tongotra fotsiny @ zao ? tandremo ary sao dia mihinana hodi-tongotra ao rehefa mahandro an! :-D:-D:-D:-D Eny tokoa wa ? fa lasa aiza i Herimiafina eh! dia lasa izahay sy fasaly indray no malahelo ato :(:(:(
38. Herimiafina ( 17/03/2006 19:37)
Eeeeh! Dia misaotra betsaka ry zareo niara-nahatsiaro teto an!
Tena hay kay tsy zah irery no voan'ny aza manadinon'i Gasikara klé. :roll::roll::roll::roll:

NB: le bononoka hitsakitsahina iny mihintsy no maha-favy azy. hehehehe:-D:-D
39. Fiffi ( 17/03/2006 19:47)
Herimiafina: heverinay sy fasaly lasa nihinana mangazo maina tan dia tsy nizara anie ianao eh! dia :(:( izahay :-D
40. dezaka ( 17/03/2006 19:48)

miara mizara halahelo eto izany tsika kou , ny mangahazo maina lasa mena ve tsy asina fakana taretra ry zareo no majha lasa mena zy e s za no tsy mahatadidy


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4585