Malahelo koa aho izany.

161. cutie ( 02/04/2006 19:38)
:-D:-D:-D:-D
162. Herimiafina ( 02/04/2006 19:44)
de tsinoranorana, de cocombre de mer de oursin natono dia trondro entin'.ny mapnjonon'i Fenerive est de endasina eny amorondranomasina, hummm :miam::miam:
163. cutie ( 02/04/2006 19:47)
tsy nanofy akory zao io :-D:-D:-D
164. Herimiafina ( 02/04/2006 19:49)
Atsangako ny tanako sy ny tongotro fa tena nanonofy aho alina fa tsy ireo no nofiko kah! hehehehe=))=))
165. lanto ( 02/04/2006 19:52)
Hay ve HM mba malahelo izany :)
166. Herimiafina ( 02/04/2006 19:55)
Tena marina izany akia ry lanto an! Tena lasa nalahelo zah ny farany e! tena misy karazana plezira fahita tany Dago tsy hita mihintsy aty andafy aty e! kanefa koa misy karazana plezira tsy hita any, de kanefa koa tsy maintsy mifidy e! de refa le plezira izay no tiana de adinoina aloha le iray de torak'izay hatrany.

Fa tsy misy halelovako otran'ilay misotro bebeks eny amin,ny Avenue klé. :snif::snif:
167. lanto ( 02/04/2006 20:08)
:-*
Le plezira any ange tsotra, mora vidy, hita na d tsy tadiavina :) ohatra hoe mirava d mihinana masikita eny am bord vao mody, na mamorona fitsangatsangana any foulpointe de tsy mitondra n'inn n'inn fa any mihinana zay hita, mitangorongorona d raikitra ny hira sy dihy .... Saika isan'andro fa tsy mahatsapa izany raha tsy alavitra :( Aza tomany herimiafina f'iza njay no hampimé anay ? :) foana !
168. Herimiafina ( 02/04/2006 20:11)
lanto: Hihihihi!
Fa ny tena favy le refa te hahandro kaly de eny anjaridaina no mitsimpona an! tsy maintsy misy anana kely ao, epinard totoina dia hoahnina amin,ny omellette, humm :miam::miam:
Aty indray, isaky ny noana de mamoaka carte aloha, tssssss, hehehehehe:-D:-D
169. lanto ( 03/04/2006 06:40)
Hay ny an'i herimiafina tena alahelon-kanina ihihiih
Ary mba hitanareo ve hoe matsiro ny mangahazo an-tranon'olona ? Na le aterin'ny mpiray tanana amin'ny efatra iny, na le angatahina :P Fa raha le atao ao an-tarno angamba mamon'ny fofony :lol:
170. Fiffi ( 03/04/2006 06:46)
Lanto: i Herimiafina kosa aloha dia hita fa mpankafia sakafo gasy an! fa zao koa an! asa re fa dia mahagaga tokoa fa na manao izay azonao hatao rehetra aza ianao dia ohatran'ny an'ny hafa foana no mbola tsara , mety ao koa angamba ny fanajana an'ilay nanao azy ? ao koa angamba ny fahazarantsika manao ilay izy ka ny an'ny hafa misy indro kely no fanaovany azy dia lasa natsiro kely , na koa ange mety ny vilany nandrahoana azy dia efa mampisy ny tsy hitovizan'ny tsirony eh! fa na izany kosa aza :miam::miam::miam: daholo eh! :)
171. Herimiafina ( 03/04/2006 12:38)
Fa ny tena hitako mahamanimanina ahy koa dia ilay manenjika lolo eny antampotanety de le misambotra valala! Eeeehhh aiza ary re no misy valala aty e? :snif::snif:
172. Fiffi ( 04/04/2006 15:28)
Herimiafina: aty misy an! ndryyyyyy
173. Herimiafina ( 04/04/2006 17:41)
Eeeeeeh! Mahonena be anie e! Mi-s'ennuyer andro aman'alina, Tanora nanenjika lolo ity ka antitra vao fotsy volo klé, mba marina e! ahumm ahummm :-w:-w
174. Fiffi ( 04/04/2006 18:41)
Herimiafina: fa tandremo kosa ity an!
175. lanto ( 04/04/2006 18:41)
nareo kou manjary mampahatsiahy le karazam-balala ireny :-D misy tsy sahiko nosamborina mihitsy le valalam-pasana sy valala boka ireny; valalanamboa, de maintso kely bitika ireny hoe mahavery zandry ( noheveriko hoe very sy hita mihitsy io).
fiffi> zah mbola tsy nahita valala taty sa ve zah no tsy mijery ? tsy azoko antsaina akory zay endriny.
176. Fiffi ( 04/04/2006 18:44)
Lanto: zany ve ? wadrayyy !! nefa aty amiko aty aloha dia misy karazany maromaro hiany eh! ao ny valala ngezabe maintso be iny , ao koa ny criquets marron , ao koa ny somary gris ireny. Fa ialy maintso ngeza be ireny no tena betsaka aty. Misy koa ny mante religieuse , ny angidina fa io tena ngezabe mihintsy an!
177. fanaina ( 04/05/2006 13:04)
lanto izaho koa tsy mbola nahita valala taty soavalivy ihany mba tazako!!
fa raha ilay valalanamboa indray de efa nosamboriko de mba nanandrana hoe andraso hoe jerena izany very zandry, tsy very zandry ankory aza aho fa vao maika niampy ny zandry 8O:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.119