Malahelo koa aho izany.

141. cutie ( 01/04/2006 19:12)
de ampiarao @ le :@:@:@ koa:-D:-D:-D:-D
142. Fiffi ( 01/04/2006 19:14)
an3 ! zah aloaha tsy lasa @ io eh!
143. cutie ( 01/04/2006 19:16)
@ izy roa ve ry fiffi???:-*
144. pissoa ( 01/04/2006 19:27)
Hihihi, hitan-dry ry Fiffi, memezan-dry zah nefa jereo ny tenenin'i Herimiafina :-D:-D:-D
145. Herimiafina ( 01/04/2006 19:47)
Oay! Sady ny toaka vady tsy mamitaka an! Tonga dia mandefa directa any amin'ny lanitra fahafito, tsy mimenomenona, tsy zaraina amindry zalahy. hehehe=))=))
146. pissoa ( 01/04/2006 19:49)
Hihihi, ndryyyy, izany rehetra izany angaha mahazo anao daholo amin'iny vadinao iny kle =))=))
147. Herimiafina ( 01/04/2006 19:56)
Vadiko iza ry pissoa! Azafady kely an! Aleoko ihany akoholahimbohitra fa iny manjamanaja kokoa, tsy ahitana olana, hehehehe=))=))
148. pissoa ( 02/04/2006 03:07)
Hihihi, zah njay no anontanianao ny vadinao? =)) mianatry ny maditsa mihitsy enao ity an :evil:=))=))=))
149. Veloo ( 02/04/2006 03:28)
heri mandambady?8O:-D:-D:-D:-D
150. pissoa ( 02/04/2006 03:33)
Ngah kou njy tsy nahafantatra =))=))
151. Veloo ( 02/04/2006 03:55)
pissoa an2 anjy ve?:-D:-D:-D
152. pissoa ( 02/04/2006 04:25)
Hihihi, tena tsy zah akia an :snif::snif::-D:-D:-D:-D
153. Fiffi ( 02/04/2006 04:45)
pissoa: kay tena gravy be io Herimiafina io an! :-D:-D:-D:-D manambady taoka :roll::-D:-D:-D:-D
cutie: tsy voako akia ireo an! satria ny iray aloha efa najanoko tanteraka eh! fa le toaka aloha tsy namako io an! :-D:-D:-D:-D
154. Herimiafina ( 02/04/2006 17:37)
Ny toaka sy ny sigara mantsy ny maha-namako azy de tsy mba mimenomenona na mandatsandatsa e! hehehe=))=))
155. Fiffi ( 02/04/2006 17:54)
andeha koa zah zany hifoka sigara sy hisotro taoka kle hehehehehehe :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
156. Herimiafina ( 02/04/2006 17:56)
Non, tsy mahazo raha tsy eo imasoko de miara-mirevy.
Fiffi: :*:*:*:*
157. Fiffi ( 02/04/2006 18:05)
raha mba mahafaka ny halaheloko moa ny fisotroana taoko sy ny fifohana sigara , maninona moa ? dia aleo zany handramana :-D
158. Herimiafina ( 02/04/2006 18:13)
F'angaha hanafaka alahelo no tanjona! Zavatra hafa mihintsy kah, diplaomasia, misy business be mivoaka avy eo, contrat voa-sonia, sns, hehehehe=))=))
159. cutie ( 02/04/2006 18:44)
cutie: tsy voako akia ireo an! satria ny iray aloha efa najanoko tanteraka eh! fa le toaka aloha tsy namako io an!

Fiffi azoko :P
160. Herimiafina ( 02/04/2006 19:32)
Fa izany eo ihany fa nanonofy aho alina e! nanonofy mosakiky ry reto an! mosakisky sy saosy vo0andro, hummmm, tonga de tsy nisy tsirony le akoho nendasina ny maraina klé, hehehehe=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3867