amant-maîtresse
81. dadabe
(
12/03/2006 03:41)
ny antsika diams miaraka foana a:roll:,antsaha tsa mifandao ,antanana tsa mifanary a:wink:(l):*
85. tovolahy007
(
13/03/2006 02:32)
manaona!
io zany de tonga @ le fiteny hoe :tavoangy ny STAR e.ny ranony iany no lasa any sotroina fa ny tavoangy miverina any @ tompony .hahahaa
Zany hoe ny vadibe no Star eto de le maitresse no mpisotro .

86. kala
(
13/03/2006 04:53)
ari > marina mihitsy ny anjy fa ny an'i mandrindra angamba tsy vitan'ny we maîtresse fa de "maîtresseS" mihitsy ê!
diam27 > efa hadalana kosa le manao plan ny @'ny hoe mitibs de miril miaraka @ jôba vaovao. Mila tady hofatorana reny 8O8O...
f'angaha izy irery koa moa no mety hanao izany fa refa lhl tsy tahotra tsy henatra!:wink::wink::wink:
mandrindra >:oops::oops::oops::oops:

87. mandrindra
(
13/03/2006 08:28)
dadabe ô, inty aho e :D
diamondra27 a, ie miaraka mandeha any amin'ny boaty izahay fa tsy hoe izay rehetra atao akory dia hifanarabody eny daholo anie e, mba samy manana ny fahalalahany koa. aiza no hisy planina maty paika hoe andeha boaty dia tsy maintsy hikôty sipa kosa e, tsy fantatra akory izay sipa ho hita any amin'ny boaty, fa io hoe resaka feeling.
ahoana ary aho no lazainareo fa manana metlesse(s), na iray na maro, sao mba misy mety ho metlesse-ko aminareo ary e ?:D
porofoy amiko fa tsy azo atoa ny mihodina?
ianareo no mieritreritra hoe tsy mety io, dia raha manao izany ianareo dia manenjika anareo ny eritreritrareo. fa izaho manao hoe azo atao io dia tsy manenjika ahy ny eritreritro. io anie resaka définition fotsiny e, izay rehetra heverinareo fa tsy mety aminareo ve dia tokony tsy hety amiko, na amin'ny olona rehetra? tsia.
Ka izao aleoko mihodina milamina fa tsy ankifikitra. tsy hoe tsy maintsy mihodian anefa fa rehefa mba sendra dia lasa izao. ka hatramin'izao milamina sy mandeha tsara ny tokantranoko izay efa mananika ny faharoapolo taonany satria rehefa maneho fitiavana izahay dia tsy misy fiatsarambalatsihy mody tiako ianao, tiako ianao eo nefa mahatsapa fa very ny fahalalahana.
ie, tena mety izany amiko fa izao ho ahitsiko kely ny fomba fandikanao ny fijeriko.
voalohany aloha dia raisiko toy ny saribakoly ny olona miaraka amiko, raha mamaky tsara i ari.malala dia milaza aho fa lalao ny fitiavana fa tsy kilalao. ny saribakoly dia kilalao fa tsy lalao.
faharoa ny hoe lalao izany dia iarahana manao samy mandray anjara, malalaka, ny fetrany dia ny andaniny sy ny ankilany no mametraka azy, koa aiza ny mahavoahitsakitsaka ny maha olona.

fa ny feon'ny fieritreretanao nataonao aiza?

ilay hoe ny mahaolona voahitsaka, satria tsinona heveriao fa saribakoly daolo izany na ilay any antrano na ilay lazainao fa ahitanao fafiny, ka refa tonga ny fotoam-pilalaovana ny any antrano d milalao any antrano fa refa tsy any d milalao ny any ivelany... d mety zany aminao?
ie, tena mety izany amiko fa izao ho ahitsiko kely ny fomba fandikanao ny fijeriko.
voalohany aloha dia raisiko toy ny saribakoly ny olona miaraka amiko, raha mamaky tsara i ari.malala dia milaza aho fa lalao ny fitiavana fa tsy kilalao. ny saribakoly dia kilalao fa tsy lalao.
faharoa ny hoe lalao izany dia iarahana manao samy mandray anjara, malalaka, ny fetrany dia ny andaniny sy ny ankilany no mametraka azy, koa aiza ny mahavoahitsakitsaka ny maha olona.
89. bilakarenjy
(
13/03/2006 14:54)
dia ahoana izany raha vao mitopy maso fotsiny ny vadinareo na ny zanakareo vavy fa nahodin-dry zalahy tany .:?::?::?::roll::roll:,tena ohatran'ny menatra ihany aho k'ity.Raha resa-tsexe no anton'izany :-w:-w:-w:-@:-@
90. mandrindra
(
13/03/2006 15:48)
raha ny vadiko, tsy koi fa mba te ahita zavabaovao izy, zony izany.ny tena zavadehibe amiko dia ny mbola hitoriany sy anehoany fitiavana amiko. raha ny zanako vavy : tsy koi koa raha toa ka safidiny fa tsy noterena izy (efa ampy taon io ohatra fa tsy hoe 10 taona an). ny olombelona dia nateraka halalaka fa tsy ho gejaina.
ary nankaiza daholo nareo rehefa mba sendra nandalo i mandrindra?? :D

92. diamondra27
(
14/03/2006 06:08)
mandrindra: f'angah refa miaraka de oe : manarabody ! nefa t@ voalohany 'zao de faly ery tsy te-hisaraka aminy, masoandro mody no mampalahelo...
93. bilakarenjy
(
14/03/2006 08:05)
raha azoko tsara izany dia efa HIFANARAHANA ny anareo ry mandrindra satria miaina ao anatin\'ny FAHALALANA tanteraka ny fitaizana ifanabeazanareo ao an-tokantranonareo .Ianao manao izay mahadiavolana ny fonao ,ny andaniny manao izay mahafinaritra azy koa ,dia samy mizaka ny vokany avy :?::?::?::?::?::roll::roll:8O8O8O
94. bilakarenjy

95. mandrindra
(
14/03/2006 09:12)
diamondra27, ny tiako ho lazaina anie dia hoe tsy miaraka fôna fôna e. mba omeo ohatra aho raha mahafantatra mpivady ianao ka iarahany 100% ny ataony rehetra. ka hatramin'izao za tsy tehisaraka aminy, ny fitiavana tsy niova. na tamin'ny voalohany aza anie tsy niaraka 7J/7 sy 24h/24 e.
bilakarenjy, inona avy ny mahadiavolana ny fo, inona avy no mahafinaritra, dia inona kay ilay vokany fa toa ohatran'ny fantatrao izy izany?

96. diamondra27
(
14/03/2006 09:42)
mandrindra: mazava amiko io ka!y a du moment où on veut être seul(e)..., respect ^:^^:^ le partenaire:wink:
98. kala
(
14/03/2006 11:09)
mandrindra > raha tsy vhv tsisy atao koa kou andeha hanaraka ny olon-tiany na ny vadiny 24H/24
diam 27 > ny vhv akia mamela an'ny vadiny na olon-tiany handeha miril any tsy misy eritreritra firy fa ny an'ny lhl raha njy no mba mivoaka tsy miaraka aminy, vao tsy ampy adiny iray dia efa mi-sonne in-telo ny portable njy : chérie aiza enao! misy zvt maika be sns.... nefa matahotra sao mandeha any ananona any ilay vhv.
Mahina ny ataony izy io.
:twisted: Efa hoe ny ol iray rahefa manana ny olon-tiany dia tokony hajainy fa tsy asiana amant na maîtresse zany.
Zay mbola manome rariny ny olona manao izany dia ataoko mahita :evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:

100. mandrindra
(
14/03/2006 12:57)
kala, vakio tsara aloha izay nosoratako fa tsy nilaza aho hoe ny vhv dia tokony hanaraka ny lhl 24h/24, manjary mandiso fijery izany.
dia izao koa e, izay te hihodina aleo hihodina fa tsisy maharatsy azy izany ary izaho dia mbola manome rariny azy.