amant-maîtresse
61. zoklbfkfk
(
09/03/2006 10:46)
diamondra a! marina mihitsy zany ka! na le kôfa nefa aza tsy tokony hihodina zany.
Maninona raha tena omena ny eo an-tanana ny rehetra ê : ny fitiavana, vola, fahafinaretana isan-karazany.:wink:
toy izay hampijaly ny ao an-trano (na tsy azo tsapain-tanana aza le fahoriany ao) sy mbola hiampy iray ndray ny vehivavy hamoy fo atsy ho atsy(ilay maîtresse io).
Ilaina fifehezan-tena kely ry zalahy! Raha te-hanala azy dia ataovy any ananona any -tsy asaina resaka fitiavana fa dia tsorina hoe "fiarahana ara-..." fotsiny..

62. ari.malala
(
09/03/2006 11:10)
Misy tsy azoko ny tianao tenenina ry zoklbfkfk! Hoy ianao hoe
Io aloha dia iombonako hevitra tanteraka aminao, fa amiko na lhl na vhv samy tsy tokony hiodina mintsy!
D nefa avy eo ndray d hoy ianao hoe
d eo le tsy azoko, sady mampiditra no mamoaka... Fa tsy mba tsapanareo mintsy ve fa tsy manisy hasiny ny vehivavy anie zany ataonareo zany e!!! Nga ny vehivavy machine à sexe no hoe fiarahana ara... fotsiny? Marina fa misy ny mpivarotena, saingy iny indray zavatra hafa, fa raha vehivavy nitady fitiavana kosa ve, naninona raha efa manambady ianao, raha mba asiana frein hoe za efa manambady, tsy azoko atao ny miaraka aminao! Sa ve dia nataotao foana koa ilay voady teo anatrehan'Atra sy ny olombelona? (somary mivaona fa miala tsiny) satria dia tena marina mintsy ilay voalaza hoe
dia mahafinaritra anareo v ny mieritreritra an'izany?
na le kôfa nefa aza tsy tokony hihodina zany.
Io aloha dia iombonako hevitra tanteraka aminao, fa amiko na lhl na vhv samy tsy tokony hiodina mintsy!
D nefa avy eo ndray d hoy ianao hoe
Raha te-hanala azy dia ataovy any ananona any -tsy asaina resaka fitiavana fa dia tsorina hoe "fiarahana ara-..." fotsiny..
d eo le tsy azoko, sady mampiditra no mamoaka... Fa tsy mba tsapanareo mintsy ve fa tsy manisy hasiny ny vehivavy anie zany ataonareo zany e!!! Nga ny vehivavy machine à sexe no hoe fiarahana ara... fotsiny? Marina fa misy ny mpivarotena, saingy iny indray zavatra hafa, fa raha vehivavy nitady fitiavana kosa ve, naninona raha efa manambady ianao, raha mba asiana frein hoe za efa manambady, tsy azoko atao ny miaraka aminao! Sa ve dia nataotao foana koa ilay voady teo anatrehan'Atra sy ny olombelona? (somary mivaona fa miala tsiny) satria dia tena marina mintsy ilay voalaza hoe
mbola hiampy iray ndray ny vehivavy hamoy fo atsy ho atsy(ilay maîtresse io).
dia mahafinaritra anareo v ny mieritreritra an'izany?
63. diamondra27
(
09/03/2006 11:20)
zoklbfkfk: tsy mitsara zà an! fa milaza ny zavatra fantako sy tantara henoko
ka eo nge le blème e! efa mihena le fitiavan'ilay iray , de mitady any ankafa. Nefa tokony hoe: ahoana re no ataoko mba hampiroborobo ny fitivanay fa tsy hampiena azy. De eo le resaka oe: lâche no mitranga , satria tsy sahy na tsy mi-intéressé an'le kof tsony le vadiny , de aleony miodina
Inona ny antony?
mety ho laisser aller, tsy mahakarakara tena, tsy manambitamby tsony fa be trerona be.
Inona no tokony hatao?
mivoaka en amoureux de asaina tezain'i bebe ny zaza
mba asiana fiarahana matetitetika (oh : miara-manao sport, mampiaraka na de vady aza, mifampiera refa misy atao, be de be e! tsy voatanisa, atolotra compliments, ....
Tsy voatery hoe: resabola foana fa mba asiana fahaizana manuelle ihany koa...

64. diamondra27
(
09/03/2006 11:26)
ari: marina ny anao, kanefa tsy azo raràna le olona , na de fantany aza fa tsy mety de mbola ataony ihany.
Le manala azy de efa resaka ifanaovany io, ka sady mahatsiaro manky izy mitsam 'zany, de samy mifanala eo , raha azoko le resaka. Samy mahita plaisir de 'zay.Samy miala:evil:
Nefa ny tenin'Atra manao oe: aza manao tsinotsinona ny tenanao fa ny tenanao de tempolin'Andriamanitra
tsy hay intsony na le maîtresse no hamono tena na le vady ao antrano e!

65. kala
(
09/03/2006 12:05)
diam > =D=D=D=D fa marina daholo zany voalazanao zany.
EFa voalazako tery ambony FA NA LAHY NA VAVY : TSY MISY TOKONY HIHODINA ZANY.
Mety hialapà le lhl hoe tsy masaka le ao an-trano. Misy antony ao. Ary fototry ny tsy fahamasahana ny "manque de communication". Koa io no tokony hiarahana miasa saina hoe "ahoana ny hampandeha tsara ny ato an-trano : ara-pitiavana indrindra indrindra...." Ilaina ny mifanome teny mamy ê!

66. ari.malala
(
09/03/2006 12:38)
Hoy i diamondra27
Dia inona kay no manahirana miresaka e! hoe tiako raha mba toy izao ny firahantsika na ezahina averina tadidiana ny fotoana vao nifankahita, t@zany anie ohatran'ny tsy hofaty e! ko manin ra reny no ezahina kolokoloina tsy hofaty tokoa!
Amiko tsy tombon-tsoa mihintsy zany! fitiavan-tena ve d ho tombon-tsoa? Tsy maintsy misy anankiray voa foana ao, d le maîtresse, ilay any antrano moa izany efa tsy asina resaka, fa d efa voahitsaka tanteraka ny mahaolona azy... :(
ka logique be zany Diam a! zay anie le hoe hafa ihany ilay voalohany e!
Io le voalaza ao ambonimbony ao hoe fitadiavana olana sy aretin-tsaina ka! Inona no hataoko fa zao fa zao fa zao, nefa nikoty azy tsy nahalala maty!
Io ky d hadalana a! Te hampiseho fa mazana nefa au fond malemy sy lâche!
Raha ny fahafantarako le maîtresse aloha, dia sipa te hiaraka @ olona efa manambady. De ilay lhl 'zany no nanitsakitsaka tokatrano
Marina io, fa saingy, na te hiaraka tahaka ny inona aza anie le vhv, refa le lhl no mhay mifehy tena hoe za tsy hanitsaka y tokantranoko d tsisy afaka ataon'nle vhv e! na hi allumer an'le lhl tahaka ny in eo aza izy!
[quote]Misy izy ireny milaza fa tsy mahita fitia @ vadiny intsony, na koa hoe: routine,
Dia inona kay no manahirana miresaka e! hoe tiako raha mba toy izao ny firahantsika na ezahina averina tadidiana ny fotoana vao nifankahita, t@zany anie ohatran'ny tsy hofaty e! ko manin ra reny no ezahina kolokoloina tsy hofaty tokoa!
Ny tombotsoa de ny fitiavantena, samy te-hahazo plaisir personnel na ny andaniny na ny ankilany
Amiko tsy tombon-tsoa mihintsy zany! fitiavan-tena ve d ho tombon-tsoa? Tsy maintsy misy anankiray voa foana ao, d le maîtresse, ilay any antrano moa izany efa tsy asina resaka, fa d efa voahitsaka tanteraka ny mahaolona azy... :(
Rehefa milamina ny tokatranon'le kof de atsipiny @zay le maîtresse , de mitomany, ...
ka logique be zany Diam a! zay anie le hoe hafa ihany ilay voalohany e!
Rehefa miaraka elaela anefa , de lasa mitsiry ho azy le fitiavana eo @ le lhl sy vhv (sipa), de raikitra ny chantage..., de eo no mipoitra ny olana.
Io le voalaza ao ambonimbony ao hoe fitadiavana olana sy aretin-tsaina ka! Inona no hataoko fa zao fa zao fa zao, nefa nikoty azy tsy nahalala maty!
Ny tsy azoko de oe: maninona fa fantatra izany fa tsy mety nefa atao ihany sy mitady fahoriana?
Io ky d hadalana a! Te hampiseho fa mazana nefa au fond malemy sy lâche!
68. mamzelkely
(
09/03/2006 13:54)
eo az ry diams aa [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/19032003/tchin.gif[/IMG]
69. mandrindra
(
09/03/2006 14:00)
hoy i ari.malala
an3, tsy marina izany ka, tsa maniaky aho.
Ohatra raisiko hoe izaho izany no amin'ilay tantara. mandeha boîte dia dôzidôzy, dia mahita sopa dia mianga ny feeling dia mivoaky ny boaty dia crac-boum-badaboum, ambony ambany. (toa tsy tsaroako aloha raha efa nataoko marina izy ity an :°)). avy eo barakay samy vita zanako tsisy tohiny. dia iza no voa amin'izany, za sy le joba samy nahazo fafiny, de inn no hamparary ny vadiko amin'izany? noho izany tsisy voa fa misy kosa aloha ny nahita tombony bebe kokoa.
hazavao hoe fa tsy azoko !!! inn ilay mahaolona voahitsaka ?
tsy manaiky mahitsiny aho ka. voalohany aloha hoe fantatra fa tsy mety, fa iza no milaza fa tsy mety izany, lalana aiza no mametra an'azy? ary raha misy izany lalana izany dia inn no sazin'izay mandika izany lalana izany?
faharoa tsy voatery hoe te hiseho ho mazana izany io anie, zavatra feeling io. fa sao dia ny mpijery kosa no tonga dia manao hoe mafybe i rakoto fa manana vady maro?
ari.malala a, misy mihitsy ny fiarahana ara-nofo fotsiny ka. manaiky aho fa tsy machine à sexe ny vehivay fa rehefa manao kosa anie samy mahita fafiny koa inn indray ary no olana e?
tandremo sao dia miakatra eo an !!!
Amiko tsy tombon-tsoa mihintsy zany! fitiavan-tena ve d ho tombon-tsoa? Tsy maintsy misy anankiray voa foana ao, d le maîtresse, ilay any antrano moa izany efa tsy asina resaka
an3, tsy marina izany ka, tsa maniaky aho.
Ohatra raisiko hoe izaho izany no amin'ilay tantara. mandeha boîte dia dôzidôzy, dia mahita sopa dia mianga ny feeling dia mivoaky ny boaty dia crac-boum-badaboum, ambony ambany. (toa tsy tsaroako aloha raha efa nataoko marina izy ity an :°)). avy eo barakay samy vita zanako tsisy tohiny. dia iza no voa amin'izany, za sy le joba samy nahazo fafiny, de inn no hamparary ny vadiko amin'izany? noho izany tsisy voa fa misy kosa aloha ny nahita tombony bebe kokoa.
efa voahitsaka tanteraka ny mahaolona azy...
hazavao hoe fa tsy azoko !!! inn ilay mahaolona voahitsaka ?
Voalaza teo :
Ny tsy azoko de oe: maninona fa fantatra izany fa tsy mety nefa atao ihany sy mitady fahoriana?
Io ky d hadalana a! Te hampiseho fa mazana nefa au fond malemy sy lâche!
tsy manaiky mahitsiny aho ka. voalohany aloha hoe fantatra fa tsy mety, fa iza no milaza fa tsy mety izany, lalana aiza no mametra an'azy? ary raha misy izany lalana izany dia inn no sazin'izay mandika izany lalana izany?
faharoa tsy voatery hoe te hiseho ho mazana izany io anie, zavatra feeling io. fa sao dia ny mpijery kosa no tonga dia manao hoe mafybe i rakoto fa manana vady maro?
Fa tsy mba tsapanareo mintsy ve fa tsy manisy hasiny ny vehivavy anie zany ataonareo zany e!!! Nga ny vehivavy machine à sexe no hoe fiarahana ara... fotsiny?
ari.malala a, misy mihitsy ny fiarahana ara-nofo fotsiny ka. manaiky aho fa tsy machine à sexe ny vehivay fa rehefa manao kosa anie samy mahita fafiny koa inn indray ary no olana e?
tandremo sao dia miakatra eo an !!!
70. kala
(
10/03/2006 05:09)
mandrindra aza no tena miakatra be ery klé:wink:
avy any @ boaty dôzidôzy zany ve de tsy maintsy hiaraka @'ny sipa foana ê!?ntsss:roll::roll::roll:
de ny feo fieritreretana ve tsy mba manaitra kely we "in ty atao?"
fa raha izaho manokana aloha de matoa ny lhl mandeha mankany @ boaty tsy midika hoe ndehana manao dôzy de maka jôba sns...
EFA HOE TSY MBOLA MIHODINA HOA NA LAHY NA VAVY!:evil::evil::evil::evil::evil::evil:

73. diamondra27
(
10/03/2006 07:24)
mandrindra: raha izany indray ve tsy atao hoe:" revy "fotsiny e!na hoe "ditra", resaka hafa iny fa tsy maîtresse na amant
74. dadabe
(
10/03/2006 09:01)
raha mba mananatra kely le dadabe de miaka-pofona daholo ry le mdrr:evil::twisted::?::arrow::evil::twisted:o^o:@ rehetra ireto marina moa:evil::evil: jereo fa diso hatramin'ny zavatra nosoratako kle mdrrrr:-w
76. ari.malala
(
10/03/2006 10:59)
Mandrindra ô, tsisy miakatra eo ka :) hoy ianao hoe tsisy voa, ary tsisy mamparary ny vadinao, fa mety hoe tsy hitanao marary eo ivelany anie izy e, fa na inona na inona nataonao tsy maintsy fantatra foana iny, ary @ andro ahafantarany azy no harary izy, d zay le voalaza ary ambony ary we roa ihany ny alternatives, na izy hamela anao, nefa misy akony mavesatra be eo @ fifandraisanareo iny satria tsy hatoky anao intsony izy, na tonga d vita ny @nareo. D hoy koa ianao hoe tsisy lalàna mametra an'izany, fa ny feon'ny fieritreretanao nataonao aiza? Ary moa ve dia tsy maintsy feran'ny lalàna vao hoe tsy hanao an'itsy na tsy hanao an'iroa? Fa angaha zazakely no tsy maintsy mila balise foana? D ny saziny hoa d zay e, ny faharavan'ny tokantrano! Mety hiteny ianao hoe miverina any @ le nahitana fafiny, fa ho tantin'ny sainao v raha ianao koa anie ka mba hitsakitsahin'izay olon-tianao? Hay, d io ilay hoe ny mahaolona voahitsaka, satria tsinona heveriao fa saribakoly daolo izany na ilay any antrano na ilay lazainao fa ahitanao fafiny, ka refa tonga ny fotoam-pilalaovana ny any antrano d milalao any antrano fa refa tsy any d milalao ny any ivelany... d mety zany aminao? Hoy ianao hoe barakay, asmy vita zanako, fa misy ny vehivavy sasany io resaka firaisana io dia miteraka sentiment @ le olona nanaovany azy, ka atao ary hoe lasa tia b anao le ol nefa ny anao tena resaka sexe fotsiny, d inona ndry no hataonao?
77. kala
(
10/03/2006 12:00)
marina mihitsy zany ry ari.m fa i mandrindra ange tsy mety mandalo eto mamaky ê!
Efa voalazako tetsy hoe ahoana hoy lay feon'ny fieritretana....minia tsy mihaino sy mandre:wink:
raka mandeha mihodina ary ralhl ka fantatr'ilay vady ao an-trano. tonga koa i :evil: ao amin-dravhv ka lasa koa izy. Tsy hozakan'ny lhl iray na iza na iza io. Fa de rava tokantrano de hanorina etsy ndray - de hoatr'izay foana ve...8O8O8O8O

78. ari.malala
(
10/03/2006 12:21)
Ka io anie r'ikala l etiko tenenina e, fa i mandrindra aky tena hita b hoe ao anatin'le manana amante ngamba d miaro b ny cas ny a! Fa zao ihany hoa, aleo ihany hanao fa ze mandeha ihany anie no vakivaky tongotra e, ary na ela na haingana d ts maintsy fantatra eny foana d izyihany no hitaty ny vokany ko! inona moa!!!
80. diamondra27
(
11/03/2006 06:29)
mbola lasa any @ boîte izy e!
mandrindra: de maninona raha miaraka @ vadinao ianao raha andeha ho any boîte d @ zay tsy mitady sipa intsony? Fa mety le envie mihitsy no efa misy, efa masaka ny plan, prémediter :x