amant-maîtresse

121. diamondra27 ( 23/03/2006 12:56)
samia mifanaja e!
122. mandrindra ( 24/03/2006 09:16)
kala, efa mety daholo anie ny lafiny rehetra e, fa ny any ivelany dia ny kisendra no mandeha. dia mbola averiko konkou fa ny mihodina, amiko hoy aho, dia tsy midika tsy fanajana velively. ny titulaire, titulaire eo foana ary manana ny toerana mahaizy azy dia ny tsara indrindra.
diamondra27, samy manao an'io daholo fa ny famaritana no samy hafa.
123. kala ( 25/03/2006 07:43)
nan!nan!nan!
tsy mitovy fijery tsika sy enao.:roll::roll:
kisendra :?:
tsy mila mihodina hoa fa refa mihdina dia efa mandika sahady ny toky nifanomezana "anao irery ny fitiavako sns..."
sa hoe anao irery ny fitiavako fa zaraiko amin'olona ny tenako :twisted:
sa mivaona ve zany hevitro zany :oops:
124. xxx ( 25/03/2006 11:57)
Ny ahy ilay théorie hoe "histoire de culs et d'argent" foana no mampihodina no laviko tanteraka

Amintsika mitsara ny olona nihodina ve efa nisy sendra cas hoe nisy olona tena tiana (@ fo tsotra) nefa ianao efa miaraka aman'olona ? Ny tiako lazaina, raha toa ka mbola tsy teo dia tsy tsara loatra ny mitsaratsara avy hatrany satria mety misy zavatra tsy fantatrao ilay izy
125. ari.malala ( 27/03/2006 07:10)
mandrindra, raha miara misakafo fotsiny fa tsy mifampitarika hatreny am-pandriana anie tsy maninona e! Fa ilay mihodina voaresaka eto ve tsy ilay miafara @ fanaovana firaisana e!ka io ilay teneniko hoe tsy manaja na ilay vadinao na ny tenanao. Amio izany tsisy afatsy tokana ny fidelite e! Rehefa iray dia irey. Dia ho an'i xxx, mitia amin'ny fo tsotra, inon no tianao tenenina? tia @ maha mpinamana? raha izay tsy mampaninona mintsy, iza moa no tsy hananamana?fa ilay mampirafy mitnsy no tsy mety @ saiko e! tsy azo iadian-kevitra mits aho @ io resaka io fa refa tokana dia tokana ihany. Ny vatako iray, ny foko iray ko maninona no hozarazaraiko @ olona bdb?
126. mandrindra ( 30/03/2006 14:31)
ari.malala a, samy filana aranofo ihany ireo koa maninona no ny sasany ekena fa ny ssany lavina ?
kala a, ny ho anao irery ny fitiavako dia tsy mivoana mihitsy ary tena marina, fa tsy mbola nisy nifanome toky izany na eny amin'ny alitara io na manoloana ny ben'ny tanana ho anao irery ny vatako.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6879