amant-maîtresse

1. diamondra27 ( 05/03/2006 06:36)
Efa nahita sy nahalala olona nihodina ve 'nareo ka mba ni-confier taminareo izy?
Ahoana ny fijeriny azy?
Fa inona marina izy io e!
De inona ny rôle-ny?
De inona ny tombotsoa?
De inona ny plaisir?....
Tsy azoko mihitsy hoe: maninona no miodina?
2. Fiffi ( 05/03/2006 06:52)
ka hoe "miodikodina lesy ah! ity tanintsika ity"
efa mba naheno aloha fa mbola tsy nahita sy hoe nisy ni-confier fa dia aleo miandry an'ireo izay mahafantatra fa mahaliana tokoa izy zany !!
3. fasaly ( 05/03/2006 07:08)
ié! bdb ny antony ry diamonja a! arakaraka ny zava miseho any andranony any....fa matoa maka maitresse na amant ny oul ray de mitady ny zavatra en plus foana tsy azony ao andranony e!:wink:
4. diamondra27 ( 05/03/2006 07:17)
fasaly: insatisfait éternel nge 'zany e!( ho an'ny sasany) satria misy manky foana, de hiodina foana ve klé!tsy mba mihonona kely @ze ananana?

ny olona tsy mety satisfait nge hono toa tena mijaly indrindra e! satria mitady mitady foana nefa tsy mahita.

tena tsy maintsy misy manky foana le fitiavana aloha e! satria olona 2samy hafa nge e! de atao ze mba hampamety an'le akiray, ka raha sarotiny be izy de sarotra be...
5. fasaly ( 05/03/2006 08:10)
diam: ka lay izy ho an'ny rehetsa fa ho anzay mahatsapa mila miodina e!:wink: ié misy foana ny mank fa matetika mank affection na resaka sex foana ange e!:°)

sady rehefa tonga kou ky le izy tsy afaka lavina diam a! asa alouh fa efa otsanzay le izy:°)
6. sipagasy ( 05/03/2006 09:25)
fa angaha aloha fady ilay mihodina???hhihi azafady aloha annn, ny CDD sy ny Interim izany ve dia tsy hasiana jery fa dia ny CDI fona hhih, bedy eto injay za marna hihih a+:-*
7. fasaly ( 05/03/2006 09:32)
sipagasy::P:-*:*
8. lapino ( 05/03/2006 10:28)
>>> Efa nahita sy nahalala olona nihodina ve 'nareo ka mba ni-confier taminareo izy?

Ka le olona aza ve ry diamondra ni-confier dia hotantaraina eto le izy ? :P:P:wink::D
9. diamondra27 ( 05/03/2006 10:52)
lapino: tsy hoe: balance ange le izy ry lapino fa mba resaka @ ankapobeny e!:wink:
de tsy hitantara zavatra amiko tsony 'zany lapino fa 'za ve tsy mahatàna sekire:-D:-D:-D:-D
tandremo ary sao mivoaka le sekire-ntsika an!
ze tianao ihany fa 'za mahatàna sekire an! mbola tsy nisy sekire nivoaka aloha hatr@izao e!ka nisy namako ni' se plaindre e!hafa le oe: mifosa tahaka ny ataon'i rojiane; :-D:-D:-D, tsy ankahasitrahako
10. sipagasy ( 05/03/2006 11:02)
fasaly:

sipagasy::P:-*:*



hita akia fasaly annn fiainana mandalo ity ve akia dia ho faty an-kazo tokana kosa kleee hihihi
11. fasaly ( 05/03/2006 11:09)
sipagasy: marina zany wa! zay hampifalifaly ny tena sy mamirana ny saina sy ny fo no hatao an!:wink:
mahaiza manararaotra ny fiainana fa fohy lotsa izy ity e! zaoaza efa tonga dooly ny aretina tsy fahita mandripaka ity kanou, zay vao hoe taha izay ihany:°):°):°)
12. booboo ( 05/03/2006 11:13)
Miodina satria zay no mampety ny fiainany sy tiany.
13. fasaly ( 05/03/2006 11:14)
:P f'ita wa ry booboo ary izy raisonable an!:-D
14. booboo ( 05/03/2006 11:15)
:-D
15. lapino ( 05/03/2006 11:34)
Diamondra :wink::wink:,

16. fasaly ( 05/03/2006 13:40)
:roll::-D
17. xxx ( 05/03/2006 14:05)
ampireve tsara ny andry de tsy miodina eeeee:lol::lol:
18. dadabe ( 05/03/2006 14:18)
diamondra > ao fa zah tsy hiodina raha miaraka amiko ianao:wink: chose promise ?:-w
19. fasaly ( 05/03/2006 15:59)
xxx:

ampireve tsara ny andry de tsy miodina eeeee:lol::lol:


de raha ianao ndray ny tsy ampu revy de tsy hiodina zany fa izy ihany:°):-D
20. vahandanitra ( 05/03/2006 16:46)
tena tsy azoko ny tianao ambara ry diamondra koa azavao tsrara fa mihodina @ inona no tianao ambara de efa nincofier zavatra ahoana fa tsy mazava akia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5352