amant-maîtresse

21. Ralay ( 05/03/2006 19:15)
Nga tsy hain'i diamondra ilay hira manao hoe: Miodikodina lesy a ity tanintsika ity ....:lol:
22. Veloo ( 05/03/2006 19:50)
lapino :-D:-D:-D:-D
23. diamondra27 ( 06/03/2006 06:47)
ralay: tena efa ela loatra de tsy tadidiko le hira e!
andraso aloha hiverenana henoina indray raha 'zanyo^oo^o

vahandanitra: ny tiako tenenina de oe: na nisy boky novakiana, na olona nitantara mikasika ny amant na maîtresse (oh : oe: TV:ça se discute...), na niainanao, ze fantatra mikasika an'io e!
Tsy voatery hoe: hitonona anaran'olona ho'aho fa @ ankapobeny no ilazàna azy


dia mazotoa daholo ary e! mampitandrina e!sa mampahafantatra anay
24. diamondra27 ( 06/03/2006 06:56)
vahandanitra: le oe: niodina tiko lazaina de le olona miaraka @ olonkafa anefa efa manambady e!

de ni-confier tiko lazaina eto = mba nitaraina le olona voadona , na nisy resaka nande henonao mikasika an'io maîtresse sy amant io

ohatra oe : nisy ramatoa anakiray mahatsiaro mijaly satria ny vadiny de manana maîtresse.
Question: inona no antony, inona ny tombotsoan'ilay olona miodina, de inona ny rôle-ny le maîtresse? De inona ny plaisir-n'le ramose @io situation io? sns...
25. Ralay ( 06/03/2006 10:32)
Misy ny couple mifanaraka fa samy hiodina satria mila zava-baovao, misy koa ny couple mamela malalaka ny iray hiodina satria tsy afaka hanome fahafampo azy ny iray (ex:sexe).Ao ihany koa ny te hiodina tsotra izao manararaotra ny fiainana...... Ka dia samy manana ny tiany fa libre service io :lol:
Ny njy angah tsy te hiodina ry diam :-D
26. fasaly ( 06/03/2006 10:47)
ralay: mazava:°):-*
27. mandrindra ( 06/03/2006 11:00)
maninona no mihodina?
araka io voalazan'i booboo io e. sady ampiako hoe tsy voatery hoe mitady bebe kokoa noho ny eo ampelatanana fa mety misy tadindokanga mifanaraka fotsiny dia lasa izao e.

inn no plaisir, inn no tombotsoa?
fahafinaretana, sensation de bien être ilay hafaliana tanteraky ny fitiavana tsy misy hazavaina fa milay fotsiny izao e, ny plaisir sexuel manginy fotsiny ets...

Efa nahita sy nahalala olona nihodina ve 'nareo ka mba ni-confier taminareo izy?
amiko misy karazany roa ny mihodina, ny mihodina maharitra na ny manana birao faharoa na fahatelo dia ireo no tantana eo; io aloha tsy dia voako loatra raha izaho manokana.
ny mihodina sans lendemain, sendra mifanena, mifankahalala, mifanakalo hevitra dia mifanakalo efitra dia fohy ny fiarahana fa manja be. izany hoe ilay tompotoerana tsy miova fa ny remplaçant no miovaova araka ny toetrandro ary indraindray mety tsy misy. tsy mila mandeha mihaza fa dia ny trangampiainana daholo no mahatonga izany. tsy manahirana ny mitantana ilay fiarahana fohy toy izay.
28. fasaly ( 06/03/2006 11:11)
:°)ary tena efa expert be nge ry mandrindra zany e! mba hiofana kekly any zahay raha mety fa tena mbola fanina amin'ity resaka miodina ity:{:{:{
29. booboo ( 06/03/2006 11:18)
fasaly > hum hum, fangalana rdv ankolaka ve zany ? :°)...hihihihihihihi
30. fasaly ( 06/03/2006 11:24)
booboo::P sao mba misy mahasoa any kou, njy kou ngah haka:°):-D
31. booboo ( 06/03/2006 11:38)
fasaly > :-D
32. diamondra27 ( 06/03/2006 11:46)
ralay: mbola lasa nanao tour du monde izy ka tsy haiko na niodina na tsia fa tsy maintsy miverina eo foana izy e!:wink:

merci @ le fanazavana e

33. diamondra27 ( 06/03/2006 11:52)
mandrindra: ahan , ary hita eo @ manodidina ihany 'kay zany 'ty zavatra 'ty an!
mazava tsara mitsy izy eto ka

de inona no fahafinaretan'ny le lhl nihodina ary? Vita t@ le 2ème bureau de , nisolo indray de etc...
Sa oe: mila mivoaka fotsiny le fika de tsy maninona na tsy misy sentiments aza?:-w:-w
34. fasaly ( 06/03/2006 11:57)
:roll::roll::roll:
35. mandrindra ( 06/03/2006 12:31)
rahoviana ary i fasaly no ho malalaka dia atao ny fandaminana e.
i booboo koa mahazo tonga, fa io izay tianareo roa na miaraka na tsirairay mety daholo :D

diamondra a, ilay hoe mila mivoaka fotsiny le fika dia tena fomba fijery diso. raha tena hoe mila mitifitra fotsiny fa tsisy zavatra hafa dia na makorelina dia efa mety. ny mihodina tsy mijanona eo amin'ny resaka firaisana fotsiny ka fa misy fahafinaretana aratsaina, arampanahy ny ara-nofo moa tsy hadino. mandehandeha mahita raha hoy ilay hira izay.
36. kala ( 06/03/2006 12:51)
namaky fotsiny aloha de mandinika :lol:

mandrindra >tena ilaina ve le mihodina ê! ary hoan'ny lhl ihany sa ny vhv koa..

Raha ny lhl manko ny mihodina de manisa ny conquête-ny izy avy eo ary raha ny vhv dia tsaraina avy hatrany ho kilasin'ny makorelina

Ianao miteny fa misy fahafinaretana ara-tsaina,ara-nofo fa tsy ekeko kosa ny ara-panahy satria vao mainka aza hoatrany mivoha midanadana ny vavahadin'ny afobe @'izany mihodina izany sa :?:

mivaona kely ny resako fa avereno @ laoniny ê!:-D
37. fasaly ( 06/03/2006 13:23)
mandrindra:

rahoviana ary i fasaly no ho malalaka dia atao ny fandaminana e.
i booboo koa mahazo tonga, fa io izay tianareo roa na miaraka na tsirairay mety daholo :D






booboo: ahoana zany:{:{:{:{?????
38. fasaly ( 06/03/2006 13:25)
kala: aza mora mitsaratsara makorelina zany androky fa tsary mety:-D:-D
39. mamzelkely ( 06/03/2006 13:32)

=))=))
40. mandrindra ( 06/03/2006 13:37)
kala, na lahy na vavy mahazo manao daholo amiko. raha ataoa valy boraingina fotsiny hoe ilaina sa tsia ny mihodina dia hoe tsia ny valiny ho lazain'ny anakamaroany satria tsy hita izay mety hilana azy. saingy mitondra fahafinaretana izy io no sady miteraka hafaliana noho izany ilaina izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5057