amant-maîtresse

41. fasaly ( 06/03/2006 13:38)
mamzel sady tenaefa dans le nuage mahintsy njiko zany
efa avy niodina izy manao an'io:-D:-D
42. mandrindra ( 06/03/2006 13:43)
mamzelkely:


=))=))



mihodina miankavia sa miankavanana ?
43. mamzelkely ( 06/03/2006 13:43)
hita ky ko dans les nuage mits za :-D:-D
44. fasaly ( 06/03/2006 13:55)
kala: miverena moramora am laoniny injy de tsy mivaona ny sizé:wink:
45. mamzelkely ( 07/03/2006 06:09)
mandrindra any am zay mahazatra ka :°) tô akavanana angamba
46. xxx ( 07/03/2006 06:44)
Misy miteny ao ambony ao hoe misy mank d mihodina, za nefa miteny aminareo zao, za vhv (iangaviako ny OP izay mahafantatra ahy tsy hamoaka hoe iza aho aloha) fa tena misy mank ngeza b satria d ts mifankahita izaho sy ilay olontiako (efa 1 mois mahery izay, zany hoe tsy nisy rapport sy contact mintsy zany zahay), nefa tsy nieritreritra ny hiodina izany mintsy ah, tsy ny occasion nefa no tsy misy, fa za mintsy no tsy tia anizany. Noho izany amikoo hadalana sy fitadiavana aretin-tsaina ny fiodinana, ary indrindra efa fitadiavana hanimbana ilay couple satria tsinona rehefa mahazo tsirony avy any @ le faharoa d mahita tsininy @ le efa mahazatra ao antrano ary d teraka hoazy ny filàna kisa madinidinika sy ny fahitana ny kilema izay toa fahatsaran'ilay olontiana fahiny... Tanoo ny azo fa sarotra anie ny mila zareo eeeeeee :)
47. mandrindra ( 07/03/2006 09:26)
mamzelkely, moramora ihany ary rehefa mihodina miankavanana fa sao mandeha mafy loatra ka lasa sangodipanina !!!

xxx, tena tsy d'accord aminao mihitsy kosa aho aloha e. ny mihodina dia tsy fitadiavana aretintsaina na hanimbana tokatrano izany e. mitondra fahafahampo sy hafalina manokana ho ahy ilay izy e. ary izay any ivelan'ny trano dia any ivelan'ny trano fa tsy mila fampitahana ao antrano. izay fametrahana fetrany izay amin'ny akapobeny mihitsy no tena ilaina. ohatra ny asa any ivelany, noho izany tsy tokony afangaro amin'ny ao antrano.
izay soa hita any ivelany dia lesona entina manatsara ny ao antrano fa tsy natao hamotehana.
48. fasaly ( 07/03/2006 15:16)
xxx: tsara fa tohizo=D=D==D
49. diamondra27 ( 07/03/2006 18:49)
50. kala ( 08/03/2006 05:58)
fasaly & mandrindra > ka hita fa raha vao vhv no miodina kou!:wink:

f'angaha tena nivao zà lé.

Andraso zà hiaraka @ mamzel hidina ka!:-D

51. diamondra27 ( 08/03/2006 06:33)
kala::-D:-D:-D
mety ka! sady tonga de relax be eo @ hamak nge e! sy mialokaloka eo ambany cocotiers:wink::-*:-*
52. mamzelkely ( 08/03/2006 06:39)
53. dadabe ( 08/03/2006 11:45)
na inbona fomba ilazana sy iarovana azy dia mazava e

VAVAHADIN'I AFOBE NY FIODINANA ./.zay mbola miteny eo de:evil::°)
54. fasaly ( 08/03/2006 18:05)
:evil::evil::evil::twisted::-D
55. diamondra27 ( 09/03/2006 05:50)
tsy azo atao ny mihodina 'zany rankizy fa bedin'i dadabe a!
56. kala ( 09/03/2006 06:11)
diam > tsy azo atao zany ny miodina fa ddb ihany zany no mahazo miodina.:wink:

ngamba tsy vitan'ny tafiditra eo @ vavahadin'ny afobe fa avy de mamantana any @ farihy mirehitra afo
:evil::evil::evil::evil::evil::-D:-D
57. mamzelkely ( 09/03/2006 06:38)
tssssss dadabe mandainga nefa izy aza ts mitsahatra miova bebe ko [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/col%E8re/vignette2/thumbnails/headshake10_gif.gif[/IMG]
58. diamondra27 ( 09/03/2006 06:58)
ddb: njay ary nenao ry ddb, marina kosa 'reo voalazan'ny mpiara-monina 'reo an!
be fihodinana marina 'ty dadabe 'ty f'efa bebe 46 be 'zao, azy irery; sady tia tena fa tsy zarainy :-D:-D:-D
Sa ahoana ralay?

ho an'ny rehetra aloha io tokony tsy hiodina io e!
59. xxx ( 09/03/2006 07:48)
mandrindra, mitady excuse hanamarinana ny fampirafesanao ny vadinao enao, anao irery izay, fa io aloha ny point de vue ako, tsy maninona na iza homba ahy na iza tsy homba ahy, fa généralité koa ilay noteneniko io satria raha mandinika ianao, d ny ankamaroan'ny olona miodina d mitantara refaveo hoe lasa tiko b le faharoa ka inona no tokony hataoko sns... d eo no itenenako hoe fitadiavana aretin-tsaina sy famotehana tokantrano na couple ilay fihodinana. Fa ho anareo izay mankasitraka azy aloha, dia izao ihany, afo anie io fitiavana io e! mandoro io, ary izay milalao ihany anefa no ho may @ farany! Tsy misy mahay madeha tahaka ny akoho hono fa rehefa mandeha ambony sahafa solafaka ihany, izany hoe na miseho anao ho mahay manafina sy mihatsaravelatsihy @ ao antrano aza ianao, tsy maintsy manao faux pas ihany ary dia manampoiza fa roa ihany ny alternatives: na ilay efa tena vady hamela anao, saingy tsy hanana confience aminao intsony izy, na tonga dia rava ny anareo, dia izay revy mandalo ve no hanimbana zavatra efa niorina taona maro? asa aloha....
60. diamondra27 ( 09/03/2006 10:39)
Raha ny fahafantarako le maîtresse aloha, dia sipa te hiaraka @ olona efa manambady. De ilay lhl 'zany no nanitsakitsaka tokatrano.

Misy izy ireny milaza fa tsy mahita fitia @ vadiny intsony, na koa hoe: routine, na koa hoe: mba te-hiaraka fotsiny 'zao(manao carte sur table),de niaraka 'zany izy reo ary mety ho indray mande, mety haharitra amambolana, mety ho herintaona na +.

Ny tombotsoa de ny fitiavantena, samy te-hahazo plaisir personnel na ny andaniny na ny ankilany. Rehefa milamina ny tokatranon'le kof de atsipiny @zay le maîtresse , de mitomany, ...
Rehefa miaraka elaela anefa , de lasa mitsiry ho azy le fitiavana eo @ le lhl sy vhv (sipa), de raikitra ny chantage..., de eo no mipoitra ny olana.

Ny tsy azoko de oe: maninona fa fantatra izany fa tsy mety nefa atao ihany sy mitady fahoriana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2688