Allergie

81. Fiffi ( 15/03/2006 05:38)
maloto be daholo hono hatraiza hatraiza @ zao fotoana izao:(
82. fijo ( 15/03/2006 20:08)
ny aiza no maloto?
83. Fiffi ( 15/03/2006 20:33)
ka maloto anie satria be ny pollution eh!
84. fijo ( 16/03/2006 04:39)
hay ny rivotra,everiko fa ny kibo
85. Fiffi ( 16/03/2006 04:51)
ny gaz avokan'ny pot d'echap io no tena polluant be.
86. Veloo ( 16/03/2006 17:43)
wata misaotra lesy a mbola tsy naheno an'io ndray za:-D:-D
87. watafon ( 16/03/2006 17:54)
veloo, tsisy fisaorana lesy an !
fijo, hitako ny avocat any lesy tena tafita marina tokoa an !!!
Fiffi, :-*
88. Veloo ( 16/03/2006 17:59)
wata :-*:-* njy ihany no mba tena mamaly ny question-ko au serieux tsinona knou :(
89. watafon ( 16/03/2006 18:07)
veloo, maninn moa isika raha miresaka @ teny anglais ndray e! hihihi! d mbo za ndray no manontany fôna ! :-D
90. Veloo ( 16/03/2006 18:18)
wata zay mihitsy lesy a @ zay i fijo tsy mi-compy :-D:-D:-D:-D
91. fijo ( 16/03/2006 19:49)
veloo "come on and you'll see"
wata,misy ny avocattena tafavoaka aty.raha ireny efa tena be mpahalala ireny,fa raha toa ka le avocat tsy dia be mpahalala ireny,tena tsoriko,fa misy mandray ambanin'ny smig.lafo anie letsy ny charge ny cabinet e;
92. Fiffi ( 17/03/2006 10:28)
wata: :-*:*:-*
93. watafon ( 17/03/2006 13:15)
fijo, =D=D=D
veloo, tena kôpy kle ! :-D
Fiffi :*:*:*
94. fijo ( 17/03/2006 20:02)
aiza i veloo e.hi hi hi
95. Veloo ( 17/03/2006 21:20)
fijo:-D:-D:-D:-D
wata :-D:-D
96. fijo ( 18/03/2006 04:00)
vao tonga dia tsikitsiky an.ary taiza foana
97. Fiffi ( 18/03/2006 07:11)
avelako aloha izany ianareo hanome fanazavana @ teny anglisy ny momba ny allergie .:-D
98. watafon ( 18/03/2006 15:58)
Fiffi, k i veloo anie no andrasana hitarika le resaka e!
99. Fiffi ( 18/03/2006 18:57)
wata: dia miandry koa zany zah ko!:-D:-D:*:*
100. watafon ( 19/03/2006 19:30)
veloo, let's go baby !!!!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1003