Allergie

61. Veloo ( 09/03/2006 19:49)
fiffi a mampijaly ny pollution aty ivelany ka aleo ihany any dago mbola PURE doly ny rehetra
wata a ie misy betsaka aty ka ka ho jereko mihitsy :wink:
62. Fiffi ( 09/03/2006 20:49)
Veloo: sûr @ zany ve ndry ? :wink:
63. cutie ( 09/03/2006 22:48)
watafon, any aza no tena betsaka koa
64. watafon ( 10/03/2006 04:20)
cutie,zany v? marina tkou zany kay!
veloo, ao tanà kou ange lesy ry veloo k tsy laitra ny pollution e! za zao refa tonga ao d manao rhinite allergik b tsy laitra mitsy nefa aty amorontsiraka tsy maninona mitsy !
65. Fiffi ( 10/03/2006 04:46)
ny pollution ao Tana aloha dia ny fiara no tena mandoto be eh!
66. watafon ( 10/03/2006 06:12)
Fiffi, zany tokoa , ny anakamaroan'ny fiara efa tsy tokony hahazo handeha intsony fa efa hainareo ihany e
67. Veloo ( 10/03/2006 16:16)
fiffi a ao Tana fotsiny no maloto fa any ivelany juste apres 20 km dia efa tsara knou :roll:
wata a za ko lesy mikohaka mihitsy rehefa mande ao Tana dia misarona vava ry orona mihitsy dia bedin'ny rahavaviko aho fa soa hono dia ataon'ny olona maimbo ry zareo amin';ilay fihetsiko.. Tsy hita izay hihainana ao Tana kle.. za aloha tsy dia mande firy ao e any ambanivohitra anefa mahafinaritra ery :wink:
68. fijo ( 10/03/2006 19:53)
veloo ary raha manao toa nysilamo ndry?misarona daholo ny vatana.

wata,ny specialista dia entre 45€ ka hatramin'ny 90€,ny dokotera io an,

fa ny avocat raha manao cosultation "momba ny droit fiscal" izao ohatra dia 247€;ary raha momba ny"droit international" dia 427€ hors taxe daholo ireo lazaiko ireo an;
ka izay no mamikoraka ny radoko aty.
69. watafon ( 11/03/2006 13:58)
fijo hay kosa kay flagrant b le elanelana kle, rariny reo raha mkoraka e!
70. Veloo ( 13/03/2006 00:17)
:°):-o
71. Fiffi ( 13/03/2006 04:59)
fijo: nefa @ zay mbola tsy maintsy manantona dokotera géné aloha zay vao afaka mankany sa diso aho ?
72. Veloo ( 13/03/2006 16:50)
73. watafon ( 13/03/2006 17:26)
Fiffi, afaka tonga d manantona anà enao k !tsy olana mitsy !:-D:-D
veloo, le mikoraka ndray zao no tsy hainjy e ?
74. Fiffi ( 13/03/2006 17:40)
kay ? Veloo ah , andao hiaraka isika sy ndry ary :-D
75. watafon ( 13/03/2006 17:45)
rôvina nareo no tonga aty ? :-D:-D:-D
76. Veloo ( 13/03/2006 18:30)
:-D:-D:wink:wata a inn zany mikoraka zany8O
77. Fiffi ( 13/03/2006 18:43)
atchoum !!! tena voan'ny haretina fontawa zah zany kle :-D:-D:-D:-D:-D:-D
78. watafon ( 14/03/2006 18:20)
veloo, mikoropaka lesy ny dikan'izany an !
Fiffi, za ihany no afaka manasitrana an'io nefa !:-D:-D
79. Fiffi ( 14/03/2006 20:26)
wata fa allergie @ inona aloha ary io ?:-D:-D
80. fijo ( 14/03/2006 21:14)
wata,tena misy elanelana be aloha e,ary io consultation io,raha tena horaisina ny dossier,dia mbola vao miha loza,satria raha divorce izao ohatra,io no tsotra indrindra ka ataoko ohatra.
raha avocat iray no raisin'izy mivady,dia samy mandoha 1000€ eo izy roa.dia vita ny raharaha.izany hoe 2000€+ilay 91€=2091€ ary ny TVA 19.5%=407,77€.
raha totaliana izany dia 2498,77€ dia misaraka e.tsy manao ny fizarana ny fananana nefa eoan,iny mbola afera hafa koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1711