Allergie

41. Veloo ( 03/03/2006 18:24)
zany an :wink:
42. watafon ( 03/03/2006 18:38)
k efa we serieux za amty resaka ty an !!!:wink:
43. fijo ( 03/03/2006 19:53)
aty letsy misy tena mahay,faaty koa no ahitana ny tena vola fotsiny an
44. Veloo ( 03/03/2006 21:17)
wata eny ary e:-*
45. watafon ( 04/03/2006 12:25)
fijo,lasa bizn kou le izy no tena marina e!
46. fijo ( 04/03/2006 18:52)
izay mihintsy,efa nisy aza ny fikambannaa dokotera taty nilaza hoe,"izahay sy ny avocat samy nianatra,izahay aza hozy nianatra ela noho ireo,nefa ny andry zalahy ny consultation 91€ ny anay 20€"
eto dia tena mazava fa resaka vola no hiadivana,
marihako kley ,fa nisondrotra 21€ izao ny an'ny dokotera.hi hihi
47. Veloo ( 05/03/2006 00:12)
fijo a tena misy sens mihitsy io lazainao io, loza mihitsy o?:roll:
48. watafon ( 05/03/2006 16:25)
généraliste kosa angamba io ry fijo e? aty dago kou ange nisy barème napetraky ny fanjakana zay e! fa vitsy ihany no manaraka azy alou e! tô lafo loatra ho an'ny sarambabem-bahoaka le izy! ny tadidiko fotsiny d 100.000 fmg ho an'ny étranger!
49. Veloo ( 05/03/2006 19:31)
wata tssssss tokony atao bebe kokoa ho an'ny etranger kle mora be anie zany e?
50. watafon ( 06/03/2006 18:54)
andraso ary teneniko ny minisitra e! ka atao ahoana ary kou !
51. Veloo ( 06/03/2006 19:36)
ie :-D:-D:-D
52. Fiffi ( 08/03/2006 05:51)
marihako kley ,fa nisondrotra 21€ izao ny an'ny dokotera
sady tsy remboursé io 1€ io an! :-D:-D:-D

53. cutie ( 08/03/2006 15:45)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 28-02-2006 18:32:06
Lohateny : Allergie
Manomboka betsaka mihitsy ity allergie ity ka inona ry reto no mba fanafody natoraly azo ampiasaina, na inn no sakafo tsy tokony ho hanina?

ary zao vo hitako ty.
fanafodiny akia fantaro le mampa allergika an-jy aloha de mankanesa any @ reny natural food store reny. Na mitadiava herbal medecine.
54. Veloo ( 08/03/2006 15:51)
cutie a tsy za io ka hihihih
fa 40 choses maha allergika an'ilay ol de ahona aky? :roll: otrany tsy hain-njy zareo aky ny manasitrana azy a:wink:
55. cutie ( 08/03/2006 15:54)
asaovy mankany @ reny natural food store eny wa, na asaovy mitady le fanafody sinoa reny.
56. Veloo ( 08/03/2006 15:59)
oohh ok ho jerena ndray zany hihihihi:wink:
57. Fiffi ( 08/03/2006 19:11)
efa mihakaiky izao ny volana Mai dia ho avy daholo indray ny karazana allergie:(
58. Veloo ( 08/03/2006 20:59)
fiffi zany mihitsy ka hihihihi
59. Fiffi ( 09/03/2006 06:32)
veloo: ndry angaha tratran'io koa ? fa tena mazana be aloha indrindra fa rehefa tsy avy ny orana , @ io manko dia mba tsy manidina ny pollen .
60. watafon ( 09/03/2006 19:21)
cutie, aty dago lesy tô mbola tsy misy an'ireo lazainlà reo k ! fa mbo jereo zany ry veloo an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4125