Allergie
21. diamondra27
(
01/03/2006 17:10)
wata: 'za kosa tsy niteny oe: namana ato no maha allergie fa namana fotsiny no nolazaiko e!:wink:
24. Veloo
(
01/03/2006 17:50)
tsssssss iza ko zany manondrana zany aleo tsy ho dokotera kle....
eee fantatro i Fijo ndray zay no ao an-tsain'i wata ao :roll::roll::roll:
eee fantatro i Fijo ndray zay no ao an-tsain'i wata ao :roll::roll::roll:
25. watafon
(
01/03/2006 18:11)
fa tena misy any tkou v alou le dr tsy serieux lazainao io e? mba mahagaga ahy loatra raha any no misy manao an'izany ry veloo?
26. Veloo
(
01/03/2006 18:26)
wata a tena marina io ary betsaka ry zareo aty ... za kosa ve de andainga e? akvitsina no mba manao serieux ny asany oe tonga dia manome fanafody mahasitrana ano ... ilay traitement omena anao soa ihany aloha fa tsy mahafaty fa darozan'-dry zareo ela be ilay aretina.. zany aloha no fantatro an... ny miseo aty amiko any @ gasy hafa usa no tsy fantatro...
27. fijo
(
01/03/2006 19:12)
wata,an,na any na aty samy misy dokotera milalao mararay io.nisy radoko izay taty"vazaha",rehefa mankany aminy aho,dia tsimaintsy manao tampody,vao tena mahazo fanafody tsara.
30. watafon
(
02/03/2006 12:26)
za ry zareo tsy mba manao an'izany an ! ny ahy d izay ahasitrana faran'izay haingana ny marariko no ataoko k ! tsy haiko na @ le za oe medecin d'entreprise v no mahatonga ahy anao izany ? tsia an !! tsy mety amiko zany fomba fiasa zany k !
33. andry44
(
02/03/2006 17:46)
watafon> raha toaanao doly ny dr de tena tsara,fa misy marina io dr milalao marary io indrindra moa raha mana assurance maladie ilay client!dray taony....:roll::-o:-o
Raha allergie izany tsy vitan'ny fanafody chimique.
Jereo sao misy représentant an'ny homeopharma any e!
Raha allergie izany tsy vitan'ny fanafody chimique.
Jereo sao misy représentant an'ny homeopharma any e!
35. Veloo
(
02/03/2006 20:41)
wata mampalahelo e ny radoko rehetra tsy mitovy aminao :-*
andry44 aiza? aty ve?8O
andry44 aiza? aty ve?8O
38. watafon
(
03/03/2006 17:31)
andry, veloo, fijo, :-*:-*:-* misaotra e!
veloo,alefaso dago le oul e! nefa any ange le lesy no misy ireo dr tena kalaza momba an'io e!
veloo,alefaso dago le oul e! nefa any ange le lesy no misy ireo dr tena kalaza momba an'io e!