Allergie

1. Veloo ( 28/02/2006 14:32)
Manomboka betsaka mihitsy ity allergie ity ka inona ry reto no mba fanafody natoraly azo ampiasaina, na inn no sakafo tsy tokony ho hanina?
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 12:23
2. Veloo ( 28/02/2006 15:02)
azafady fa adiniko ny nanazava an'ilay karazana allergie.. Mbola vo elingelina kely :-D:-D
- misy ny allergie eny amin;ny oditra misy feno plaque mena2 betsaka
- misy rehefa avy mandro dia misy otran'ny lanin'ny moka reny
- misy ko ny mangididy be... ny tena rehetra
- misy ko ny tsy mahazaka sakafo (hono)
3. booboo ( 28/02/2006 15:16)
tsy tsara manatona dokotera ve klou manontany azy hoe inona no mahatonga ilay allergie ? Dia arakaraka izay ny valin'ny fanontaninao hoe inona no fanafody na ôtra ôtra zany. Sa ?

Tsy honohono io tsy mahatanty sakafo sasany io fa ny fianakaviako rehetra avy @ raiko tsy mahazaka hazan-dranomasina, ny zandriko tsy mahatanty ronono velona etc....
4. vale ( 28/02/2006 15:57)
ié, tarazo io tsy mahazaka sakafo io, ny anay koa izao ao @ fianankaviana betsaka no voan'io,... momba ilay mivonto rehefa avy mandro koa dia tena allergie io (rano) fa indray2 koa ny fandroana tsy azo atao be loatra (mihoatra ny 2x /jour) fa manimba ny hoditra hono.
Ny fanafody natoraly aloha ny @ ilay tsy mahazaka sakafo ny fanaon'ny mamanay dia tantely afangaro @ voasarimankirana dia hoanina, tsy tena efficace nefa fa rehefa tena mivonto be iny tsisy fanafody afa-tsy ny sirop na izay nosoratan'ny dokotera ihany:wink::wink:
5. watafon ( 28/02/2006 15:59)
booboo, :-* njy alou fa elaela zay e!
veloo, mila fantarina tsara alou zany oe misy zavatra tsy zakan'ny vatanao na ny organisme matoa mipoitra ny allergie k ny traitement voalohany indrindra zany raha fantatra ilay mahatonga io allergie io (allergène) d atao izay tsy hifampikasohana na tsy hinanana azy raha sakafo izy io !
matetika moa zany d miseho @ alalan'ny Tandimerina(urticaire) izy io ety ivelany!
raha tsy te hihinana fanafody zany enao d misotro rano betsaka fa mety hahafaka azy !
misy kosa anefa ireo allergie izay miseho any anatiny k mety mahasempotra ary mahafaty mihitsy raha tsy voatsabo haingana !io indray kosa d "urgence médicale" mihitsy !!
6. Fiffi ( 28/02/2006 16:06)
manantona mpitsabo aloha ary hanaovany "test" dia hita eo avokoa hoe allergie @ inona sy inona avokoa ny tsirairay. Avy eo manao traitement de désensibilisation mba tsy hinanana fanafody @ mahazo hoe allergika @ ronono fotsiny ohatra io an! fa matoa manao allergie dia misy zavatra tsy zakanao ao zany ary tsy iray fotsiny io fa maro mifangaro. Misy koa ny fitsaboina @ alalan'ny homopathie mba tsy hinana fanafody be loatra sao manimba tena any aoriana any fa ny homeopathie dia fitsaboina @ zava-maniry nefa mandaitra tsara .
7. Veloo ( 28/02/2006 16:29)
hummmmm efa nisy valony betsaka kosa... ilay makany @ dokotera aloha dia efa tsssssssss sesefany fanafody fotsiny enao nefa ilay izy miverina fona, ka efa mahaleo, misy ny dokotera sasany zany milaza oe allergika na sakafo rehetra zany kosa tsy possible kle...
ilay tandimerina ndray dia efa plaque be mena2 mivonto ireny..
vale a - mety marina ny anjy io ilay mandro (2x par jour)io..
ilay tantely sy vosarimarikana ho ampiasaina aky e..
wata a an3 so ihany fa mbola tsy tonga @ io stade io ka (ilay mahasemportra sy mahafaty), ny fisotrona rano be tsy nahafaka azy hono..
booboo, fiffi ny ronono tsy misotro hono ilay ol...
fiffi ilay homeopathie aky tena ela be mihitsy vo misy effet-ny a...

de inn ko ry reto no zavatra mety ho azo lazainareo hafa e?
8. booboo ( 28/02/2006 16:48)
Watafon > tsy mafana fo ôtra taloha intsony e :°)

Veloo > asaivo dinihiny oe refa inona na refa mimotika inn na refa manao inn izy no mipoitra ny tandimeriny. Dé @ zay refa tsy hanatona doko tsony izy dé tsy manao ireo raha fanaony mampisy tandimerina azy tsony !
9. diamondra27 ( 28/02/2006 17:09)
ny allergie aky be de be a!
de mila fantarina any @ spécialiste le izy aloha.
Jereo fa misy mbola zazakely de oe:tsy mahazo mihinana voatabia, na ronono sns... araka ny toe-pahasalamany

ao indray ny allergie @ nature: pollen, poussières ohatra de mievona sy voan'ny sery foana

ao ny allergie ny acariens= biby kely hita @ matelas matetika

ao ny allergie @ sakafo: hazadrano, ....

ao ny allergie @ fanafody =DANGER an! ohatra ze fanafody misy aspirine de tsy tantin'le olona

......

ary aza adino fa ao koa ny allergie @ namana:-D:-D:-D:wink:
10. watafon ( 28/02/2006 17:37)
k refa izany d aleo manantona allergologue e! d manao test de désensibilisation e ! d hita eo oe inn le allergène e! mba ahafahana mitsabo azy!
fa ny tiako tenenina fotsiny aloha raha resaka allergie na crustacés ohatra d aleo tsy mihinana fotsiny rehefa tsy mahazaka fa za zao efa nanindro-tena in-02 b zao e !
11. Veloo ( 28/02/2006 17:37)
diamondra =))=))=))
12. andry44 ( 28/02/2006 17:43)
veloo>mety ho ny dokotera i ndray izany no maha-allergie anao :-D:-D ny produits chimiques aloha tsy de tena mamely rah@io e!ny vola fotsiny no lany sady izay suite-ny avy eo tsy hay.
Fa ity misy fika tena mahomby;tsy hoe hanao dokam-barotra aho eto fa nahasoa ny namana maro² de lazina e!raha any Dago ianao de tsotra:manatona ny Homéopharma,misy dokotera manao consulation sy manomé conseil @ireny ary fanafodiny ao ihany no homeny.
Misy fanafoduy atao ao ambany lele izay ao @dry zareo,nutri-humidité no anarany fa nandaitra t@ tandimerina aloha e!
Andramo sao mahasoa!:wink:ilay manao consultation any mihitsy no tsara!!!!


Saika adino:Raha nisy analyse efa nato moa de hento ny résultat ho jeren-dry zareo fa mety hanampy izany!
13. watafon ( 28/02/2006 17:50)
diam, h@zao alou tsy nisy nampangidihidy ahy ny namana tato e!
14. Veloo ( 28/02/2006 18:32)
andry a ka zany mihitsy anie a aty @ tany mandroso taritin-dry zareo ilay izy mba ahazon'ny vola , ny dokotera serieux vitsy mihitsy ka zany no mba tadiavako fanampiana eto...
fa ho jereko io any frantsa rehefa mande any za...

andry a za tsy any dago.:cry:
misaotra o:-*
15. watafon ( 28/02/2006 18:40)
veloo,sô d produits ampiasaina @ douche no tsy zaka ? na le rano mihitsy ?
16. fijo ( 28/02/2006 20:40)
veloo an inona kay ny lergie amin'ny teny gasy?hi hihi za ihany ity an.
wata za letsy voan'ny asma raha vao manao sport an,nefa za tia manao sport.efa nantona mpitsabo aho ,fa he he tsy misy vokany
17. Veloo ( 28/02/2006 21:10)
wata an3 tsy io ka efa nojerana doly ny possibilite rehetra fa aleo natoraly sisa no ampiasaina ny homeo a la rigueur....
18. fijo ( 28/02/2006 21:20)
za lergikana karana,ka tsy mety sitrana mihintsy
19. watafon ( 01/03/2006 06:55)
fijo,iny itovizana k !
veloo, za mahita dr serieux b ato @ namana ato ! :wink:
20. Fiffi ( 01/03/2006 15:30)
veloo, za mahita dr serieux b ato @ namana ato !
iza hono zany ry wata ? :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2804