Allergie
101. Fiffi
(
19/03/2006 20:34)
wata: mampihevona be anie io miresaka olona tsy ao io eh! na dia tsy manao ellergie aza izy an!:-D
104. Veloo
(
21/03/2006 17:00)
fiffi ty ko tsssssssssss:twisted:
zany ny fiteny ny ol aty babe fa tsy baby...:roll:
zany ny fiteny ny ol aty babe fa tsy baby...:roll:
114. Fiffi
(
24/03/2006 05:22)
aza mandainga moa eh! io fa tsy mety mividy glasy ho ahy de mody hoe kinkina !:-D
120. sakaizakely
(
25/03/2006 21:26)
Mety ho possible ilay isa 40. Lasa polyallergies izany. Mety koa manao allergies croisées ilay olona. Ny fanaovana tests cutanés et sanguin ihany no tena azo antoka dia ny allergologues ihany no tena mahafantatra ny fanafody tokony hohanina. Izaho mantsy voan'io ary efa nanandrana homéopathie fa tsy efficace tamiko ny traitement dia naleoko niverina fanafody pharmaceutiques. Ny ahy klou pollens 8 no tena maha-allergique ahy ary misy sakafo sasany mampihetsika azy, eny fa na voankazo izay heverina ho natiorely,aza. Indrindra indrindra ny sakako industriels misy conservateurs sy le E ireny, miampy ny produits cosmétiques. Ka raha tena isaina dia eo @ trentaine d'allergènes eo dia izany no anaovako hoe possible ilay chiffre 40. Ka dia ny mifady ihany no solutions.
Veloo:
cutie a tsy za io ka hihihih
fa 40 choses maha allergika an'ilay ol de ahona aky? :roll: otrany tsy hain-njy zareo aky ny manasitrana azy a:wink: