Allergie
121. Veloo
(
26/03/2006 03:23)
sakaiza a tssssss efa natao doly hono ny rehetra fa tssssss tsy misy vokany e.. miverina fona na dia mihinana fanafody ary:roll:
wata babe=baby= ny fi-prononcer-na azy fotsiny no atao oe beibe zany e asivo accent eo @ e
wata babe=baby= ny fi-prononcer-na azy fotsiny no atao oe beibe zany e asivo accent eo @ e
127. watafon
(
30/03/2006 19:10)
fijo, kôzy v ?
veloo, d ovaiko sweetie ndray ny ps -ko fa tsss !!!:-D:-D:-D
veloo, d ovaiko sweetie ndray ny ps -ko fa tsss !!!:-D:-D:-D
130. fijo
(
30/03/2006 20:28)
aleo letsy tsy valina veloo fa tsy harany indray le resaka an,ndry wa bedy foana.
wata ,tena tsy mahazaka ireny fofona simika ireny aho,na le produit ampiasaina amin'ny WC ireny aza tena avy dia sempotra be mihintsy
wata ,tena tsy mahazaka ireny fofona simika ireny aho,na le produit ampiasaina amin'ny WC ireny aza tena avy dia sempotra be mihintsy
138. sakaizakely
(
02/04/2006 22:32)
Dokotera mandamoka izany fa ovay any. Nena nefany mety tsara ny traitement. Za rehefa tonga ny pollinisation (mars-septembre eo) dia sahirana be sady manao allergie @ voankazo (allergie croisée) tsy afaka mihinana poma, poara, paiso,... tsy afaka misotro na cidre (satria ranona paoma). Ny sakafo izay misy additifs E 471-479 ireny koa tsy azoko anina. Fa rehefa manaraka tsara ny traitement dia afaka mihinana ihany. Nefa aza zany généraliste no nandehanako fa tsy tena allergologue. Sô mba le dokotera no tsy mahay ????
Veloo:
sakaiza a tssssss efa natao doly hono ny rehetra fa tssssss tsy misy vokany e.. miverina fona na dia mihinana fanafody ary:roll:
wata babe=baby= ny fi-prononcer-na azy fotsiny no atao oe beibe zany e asivo accent eo @ e
139. Veloo
(
02/04/2006 22:40)
sakaiza a zay ihany ve retsy no zavatra tsy azo-njy hanina? lazao ahy doly oe izay nataon'ilay dokotera? mety ny anjy aky no harahako a miciiiii an:-*
njy misy an;ireny plaky mena2 be otran;ny lan'ny moka ireny ko?
njy misy an;ireny plaky mena2 be otran;ny lan'ny moka ireny ko?
140. Fiffi
(
03/04/2006 05:22)
sakaizakely: ka izay ny tena olana anie eh! ny generaliste tonga dia manome ny fanafody tena ilaina fa ny hafa kosa mbola manodikodina etsy sy eroa nefa tsy ahitana vokany akory!