boulimie

81. Veloo ( 01/03/2006 18:52)
:-*:-*pitchou a ie wa retsy
82. fijo ( 01/03/2006 19:25)
hay koa mararay fasaly?tena loza ity kle
83. watafon ( 02/03/2006 12:46)
pitchou veloo, tsy taitra nareo fa en forme tsara mitsy ny aty k !:lol::lol:
84. fijo ( 02/03/2006 20:10)
ireo letsy mitsatoka an
85. Veloo ( 02/03/2006 20:46)
tsisy mitsatoka zany lery a ...
wata tsara zany e :-D:-D
86. fijo ( 03/03/2006 04:26)
hita ma mitsatoka fotsiny ko
87. Veloo ( 03/03/2006 15:56)
dain ko ty fijo mamorona eo ndray :-D:-D
88. watafon ( 03/03/2006 17:50)
aleo hanao fa hidona @ vato b ny hiafarany kou!
89. Veloo ( 03/03/2006 17:51)
:-D:-D
90. watafon ( 03/03/2006 18:29)
91. fijo ( 03/03/2006 20:05)
tratra indray veloo kely le
92. Veloo ( 03/03/2006 21:24)
aiza ko :-D
93. pitchou ( 04/03/2006 01:03)
fa lasa aiza i fasaly teo? sao d mba lasa any an-dakozia ndray ary! :-D:-D:-D:-D:-D
wata> rehefa en forme elà d mandry ny saina ka! :-D:-D:-D
94. watafon ( 04/03/2006 16:55)
pitchou, zay no tsy hahafoizako anao nge e!:-*:-*:-*
95. fijo ( 04/03/2006 19:04)
inona ko,fa matahotra aviaire indray pitchou de mampiomana an'i wata sahady hoe "raha marary aho de efa eo ela"tssss sipa fetsy ratsy
96. pitchou ( 05/03/2006 00:26)
fijo> inn ndray aza ny maha-zalou b an'elà eo!!!! :? tsy mbô zaran'là aza misy an'i wata azo atokisana eo? sa elà mataotsa we ho lanin'i lery dôly ny tsasiou vao nataoko ireo? :-D:-D:-D
97. Veloo ( 05/03/2006 00:54)
98. fasaly ( 05/03/2006 08:17)
:-D:-D eto aho pitchou a!
tsara be fa efa niena zà e! hihihihi.....efa haiko ny ni controle lay krizy de tsy mirangorango tsony:-D:-*:*
99. watafon ( 05/03/2006 16:37)
fasaly, arahabaina njy zany e! faly b za!! k tsy tokony arozena v zany sa? d njy tsy mihinana k !=))=))=))=))
100. fasaly ( 05/03/2006 17:02)
:(de iona indray no haniko ry watafom??????
de arosé-na amin'ny inona kalou e!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4308