boulimie

1. fasaly ( 09/02/2006 20:26)
izaho tsy dia mihinankanina be fa raha vao taitra ka mihinana de tsy ankijanona fa ny hitady ho hanina foana.......boulimie ve zany sa signe na boulimie????
novalian'i Fiffi ny 06/04/2006 13:06
2. Fiffi ( 09/02/2006 20:47)
fasaly: asa raha azo hatao hoe boulimie io fa raha ny fahafantarako ny boulimie aloha dia tsy tahak'izao e! jereo eto ange e! boulimie.fr
3. Fiffi ( 09/02/2006 20:49)
http://www.boulimie.fr/questce/intro.htm io fa diso aho :(
4. Veloo ( 09/02/2006 20:50)
:-*fasaly a ho avy eo ny dokotera roa lahy mihitsy hiresaka @ njy @ zany.. io ndray aloha dia tena tsy mba aiko e...:wink:
5. Fiffi ( 09/02/2006 20:52)
Veloo: iza hono akia izany ? :-*:-*:-* sao dia mba hilako vonjy koa :)
6. lemenakely ( 09/02/2006 21:01)
mety ho stress koa
7. Veloo ( 09/02/2006 21:13)
fiffi a i watafon sy i toubib aky a :-D:-D:-D:-D
lemenakely a ie io ko no tena numero one..:wink:
8. Ralay ( 10/02/2006 03:30)
Tsy boulimie no fahalalako ny anjy io ry fasaly fa fahazaran-dratsy nefa mety signe de debut-na boulimie koa.Tandremo ary sao mivadika eo tokoa :lol:
9. Fiffi ( 10/02/2006 06:05)
Veloo: :-D:-D:-D fa toa mbola tsy tonga hiany ry zareo e? :-D
fasaly: fa inona hiany aza no hataondry ao an-dakozia ao ? asio kadena akia ny frigo ah! dia aza mividy gato sy biskui hajanona anaty plakara ireny ndry , fa ataovy eo amonin'ny latabatra ny karoty tapatapaka dia isakin'ny mandalo ndry dia mangalà 3 na 5 dia io no ho hanina
10. fasaly ( 10/02/2006 06:46)
ralay:aleo hilamina marina fa tena gravy be raha tratran'io klé

fiffi: izany anie rehefa mihetsika lay fahatairako hihinakanina zay de mifangaro ao na ny mamy na ny masira de na efa voky be aza de mitady fona e!
:oops:
11. diamondra27 ( 10/02/2006 06:54)
fasaly: boulimie= aretina

stresse fotsiny ny mahazo anjy na nostalgie fa ny sainjy ihany no mitondra an'io de voavaha ny solution.
Aza mitanondrika fa tadiavo ny source-ny le blème njy, de refa hita iny de moramora kokoa ny mamaha azy

boulimie= misakafo foana njy sans avoir faim, de mihinana zao retra retra zao, na masira na mamy
ka le izy tsy oe: refa mihetsika le hatairana fa tena eo foana =obsédé na sakafo e!
12. diamondra27 ( 10/02/2006 06:58)
fasaly: indraindray an! miezaka ny manadino le blème njy , de everinjy fa afaka iny na adino, kanefa ao @ coin de cerveau ao, mbola misy kely voatazona , de zay le manosika anjy te-hisakafo foana foana, refa misy androny. Satria tsy voafafa tanteraka le blème, na soucis.

Tsy haiko na azonjy ny tiko lazaina eto na tsia.

BON COURAGE kia a! de tanjemo ihany ny ligne fa njy manja be kosa @ sary e!:wink::-*
13. majakely ( 10/02/2006 07:23)
na mety le anjo mangatsika kou ,,,de filany le vatana ,,, mba manao rezerva izy e,,hihihi sa ahona ???
14. watafon ( 10/02/2006 09:47)
fasaly, mbola tsy boulimie aloha izany mahazo anao zany k ! fa na izany aza mety hotonga amzany ihany raha mitohitohy ! ilay filazanao hoe mitady tsy ankijanona no nanatra kely! fa sô d mbo misy zavatra manahirana ny sainao kosa aloha tatoato e?
15. fasaly ( 10/02/2006 15:58)
diamondra, kou rehefa miestika lay krizy de mitady ary mihinana na tsy noana aza, mitady mamy mitady masira, efa manao fanahy iniana tsy mividy taikanina tehirizina alou e!
fa ndraindray de tampoka hahandro vary sy tsaramaso na efa voky be tahaka n'inona aza de lasa ihany zao.

watafom ka zay no hatahorako nge e! rehefa mietsika io krizy-ko io de tena mikaroka mintsy an!

fiffi: mety aloha lay karoty e! fa ngah iny fantatra rehefa tonga lay hoe hihina gateau aho zao an! ary tsy maha controle tsony wa! fa soa fa tsy isan'andro alou e! ka zay no ataoko hoe signe aza ve zany fa rahefa tsy izy alou de misy hitsaboana sy hiarovana azy de ny mialoha.....
16. Veloo ( 10/02/2006 20:04)
fiffi a inn ny anjy fa tonga i (wata io) nefa tsy dia nanazava firy an'ilay izy 8O8O
17. fijo ( 10/02/2006 20:18)
fasaly an,hilazako zavatra ndry,fa tsy vazivazy,fa mitady le zavatra ndry no maha tonga izany.
efa nahita fandaharana momba izany aho,dia nilaza le psy,fa olona tsy ampy fitiavana"le aranofo"no manao an'io,dia nalainy ohatra ny vehivavy manaizana.
ny vehivavy manaizana hozy,dia toa te ihinana zavatra foana,ohatra te ihinana fraise foana ,na voasary foana,na mila zavatra hafa,ary tsy mety te hijanona,nefa ny tena marina dia ny vadiny no hilainy eo.
18. watafon ( 11/02/2006 04:52)
fasaly, k izay tsy maha controle izay intsony ange no fiatombohany e! raha mbola tsy tonga amin'ilay atao hoe :"obsession"na sakafo zay alou enao d mbola tsy boulimie zay ! fa raha tsy voafehinao ilay filàna te hihinana d mety hivadika an'io boulimie io izy !
ny olona boulimika zany d ankoatran'io obsesion io d misy zavatra banga na tsy ampy ao aminy(araka ny voalazan'i fijo)na fitiavana io na tambitamby ohatra na zavatra hafa !!
19. fasaly ( 11/02/2006 08:59)
fijo- watafom: kay tena marina angamba zany......:oops:
(loza kou rehefa virja lesss!):°) ka tsy maintsy hi mast ohany zany ouppppps



fa ho entiko hiadiana amle izy kalou dia ny sport aho no manàla ny foko e! rehefa manao sport be iny aho 3 na 4 fois par semaine de somary hadino lay izy....sady vo controlé, fa rehefa midonàka tsy misy hatao dia lasa izao voan'ilay krizy.....:cry:
20. Veloo ( 12/02/2006 00:10)
fasaly:roll::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.121