boulimie

41. Veloo ( 17/02/2006 17:11)
zany ve? 8O
:-D:-D
42. fijo ( 17/02/2006 19:53)
veloo,ka ndry tsy teo dia mba nirediredy aho ko.
43. watafon ( 18/02/2006 05:04)
aza ela famaly njy zany ry veloo fa sao d hanahirana an !!!!
44. Veloo ( 19/02/2006 23:35)
:-D:-D:-D:-D tssssssss adala2 nareo roa lahy reto ka:roll:
45. pitchou ( 21/02/2006 04:42)
veloo> ka i wata ange aky ny mpitsabo an'i fijo d ndraindray mifindra le aretina d miara-manondrana eo aloha izy 2lahy e!:-D:-D:-D
46. Veloo ( 21/02/2006 16:42)
pitchou a
ndray2 aho mieritreritra na mba ho sitran'i wata ihany io fijo io :-D:-D:-D
47. watafon ( 22/02/2006 03:46)
zao zao miampy anareo 02 ndray no tsy maintsy tsaboina kou !!!:-D:-D:-D
48. pitchou ( 22/02/2006 04:26)
ka aoka klou jerena we sitranao tsara ve i fijo sa tsia? manjary marary dôly ny iray trano vô loza! :-D:-D:-D:-D:-D
49. Veloo ( 22/02/2006 15:52)
wata, pitchou :-D:-D:-D:-D
pitchou a mety ho sarotra an'ny lery no hanasitrana an'i fijo kle =))=))=))=))
50. watafon ( 22/02/2006 18:13)
veloo,pitchou; zany mihitsy no tsy nanaovako Psychatrie k ! sao d miara mitapy ao !!:-D:-D
51. Veloo ( 22/02/2006 18:15)
=))=))=))=)) ty wata mampime kle =))=))
52. watafon ( 22/02/2006 18:34)
f'hita kou ! io ary za efa tsy ampme tsony !:-D:-D:-D
53. fasaly ( 22/02/2006 19:15)
o ry reto aaaaa! efa mba nihena kalou ny krizy ko e!
na
54. watafon ( 23/02/2006 06:31)
fasaly, tsara kosa zany ! fa inn no nataonjy?
55. fasaly ( 23/02/2006 06:54)
ni ady mba tsy hirangorango lotsa kou:wink:
mba tsy ho tratran'ny krizy na tentation hihina anzao rehetsa zao,:°) msotra tam torohevitra rehetra an! fa mbola tohizana ka!:°)
56. pitchou ( 23/02/2006 13:02)
fasaly> ny inn no tohizan-njy?8O tanjemo sao d ny boulimie an!
wata> ary tena nambarako fa psy elà an! hihihi
57. fasaly ( 23/02/2006 14:02)
pitchou! an an an an ! ka dray dray dray! aoka itsy
hanao ezaka tsy ho tratran'ny krizy ka!:-*
58. Veloo ( 23/02/2006 16:24)
wata a lasa psy ndray zany enao rehefa tsy hampime intsony :-D:-D
59. fasaly ( 23/02/2006 18:20)
izy aby zany ry veloo a! fa rahalasa psy de toa hanao kolik ihany kouuu:°)
60. fijo ( 23/02/2006 21:35)
nareo roa vavy ireo,za no tsara mitsabo anareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.351