boulimie
103. pitchou
(
05/03/2006 20:18)
:-D:-D:-D:-D wata njay no hampiditsa azy @ fakam-panahy eo an!
fasaly> arabaina zany njy!:-*:-*:-*
fasaly> arabaina zany njy!:-*:-*:-*
105. watafon
(
06/03/2006 18:08)
pitchou, za tsy mitondra azy @ fakam-panahy zany akia an ! faly fotsiny a k !:-D:-D:-D
111. Veloo
(
10/03/2006 16:54)
wata a njy kosa anie tsy mila regima any dago a ny sakafo mbola organika doly any.. fa aty ko lesy mila manao regime ka:wink:
112. fijo
(
10/03/2006 20:00)
wata izay tokoa,fa marina letsy io voalazan'i veloo io an,any mada aho,na mikaly toa inona aza tsy matavy izany,fa aty vao mihinana kely dia izay raha vao tsy mihetsika
113. watafon
(
11/03/2006 14:15)
misy mampatavy ihany lesy aty kle ! tena kôzy e! za zao raha vao mihinana ireny pate instantané reny d tsapako mahazo pds mitsiny!
115. watafon
(
13/03/2006 17:36)
tssss! za zao manana bobaka b ato nefa tena tsss ! sa njy hihinana ?:-D:-D:-D
116. Veloo
(
13/03/2006 18:35)
za ndray tsy dia tena tia an'io ka ... io lesy no sakafo ny aty a any ka matavy be doly ry zareo...
117. watafon
(
14/03/2006 18:31)
kiiii ! andraso fa omeko ireo oul tsy ampy kaly aty zany reto kle! njy tsinona tsy hihinana kou , sa omentsika an'i Fiffi ?:-D
