boulimie

121. fijo ( 16/03/2006 20:05)
tsara hono le tsy tia ka;tena tsy zakako na ny tsirony aza ka.
122. watafon ( 18/03/2006 16:13)
hay v e !:wink:
123. pitchou ( 20/03/2006 16:47)
zà zao misesika paoma biolozika aty iii! :miam:
124. Veloo ( 20/03/2006 17:38)
bon app njy zany retsy a mazoto :-D:-D
125. pitchou ( 21/03/2006 16:45)
loza nge aky fa rehefa manomboka mitsako paoma d tsy mety mijanona ntsony e!
126. watafon ( 21/03/2006 18:37)
pitchou, paoma natao grefy t@ voanjo angamba zany e?:-D:-D
127. Veloo ( 22/03/2006 01:41)
pitchou a tsara mihitsy retsy zany a:-*
wata8O
128. pitchou ( 22/03/2006 17:06)
veloo> ka tsara ange fa reraka ny valanirano nefa tsy mety mijanona foana e!
wata> manahy mintsy aho lesy! tsy hay tsy hay ntsony moa itony ogm itony:?
129. Veloo ( 22/03/2006 21:13)
wata8O
pitchou dia ajanony ndray aky a:wink:
130. fijo ( 22/03/2006 21:25)
hoano ihany pitchou an,fa efa holany ny paoma natiora izao
131. watafon ( 23/03/2006 19:21)
veloo, maninn njay za kay ?
132. fijo ( 23/03/2006 20:37)
ka ela le niteny voanjo dia tsy hainy indray ko
133. pitchou ( 24/03/2006 16:24)
:-D:-D:-D:-D
fijo> ary aza jerijerevana aza zà sô kenda eo!
134. watafon ( 24/03/2006 19:38)
pitchou, mahaiza mitsako tsara sô kenda eo !!!!
fijo, :-D:-D
135. fijo ( 24/03/2006 20:43)
io efa zatra telomoka ko
136. pitchou ( 25/03/2006 16:48)
ary esory lavitra moa ny tanan'i fijo fa sô d mikaretoka tampoka eo @ le kaly e! zavatra le zavatra tsy maintsy hoanina haingana fa mitanotanona i fijo kou!
137. watafon ( 25/03/2006 18:55)
way ty reto miady kaly ôô !!! :-D:-D
138. Veloo ( 26/03/2006 14:18)
wata loza lesy ko:-D:-D:-D:-D
139. Fiffi ( 26/03/2006 16:19)
:roll:
140. fijo ( 30/03/2006 03:37)
pitchou ihany io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0516