boulimie
62. watafon
(
24/02/2006 06:04)
d tsy maintsy hanokatra cabinet na psy ihany za na d tsy tiako aza fa tô mety ho be kil ihany kle :=))=))
65. watafon
(
25/02/2006 16:22)
raisina an-tanandroa lesy an !!! mahafinaritra ahy zany fitiavan'là namana zany lesy ry fijo!:-D:-D:-D
66. pitchou
(
25/02/2006 17:34)
wata> koa ho ampy ve less raha carnet iray no hakan'là rendz-vous? :-D:-D:-D:-D
67. watafon
(
26/02/2006 06:56)
pitchou, tena tsy ampy k ! hitanao zao habetsahan'ny kil ato zao =))=))=)) , hanankarena ihany lesy ny farany kou !!!
73. watafon
(
27/02/2006 18:43)
eny ary e! ary aza mivanitika lava ôtran'io fa ôtrin'i adala !=))=))
77. pitchou
(
01/03/2006 00:09)
ary manomboka efa lasa mintsy i wata zany an! aiza i toubib mba hanome tanana @ fitsaboana azy e!
78. fijo
(
01/03/2006 04:16)
i veloo no tena tsy tana intsony ka.dia manaraka ny mpitsabo sao manondrana eny ny marary
