boulimie

21. watafon ( 13/02/2006 04:44)
fasaly, tsara ho an'i toi mihitsy le manao sport k ! d le mimasta koa ange mahasalama e! anontanio ange fijo e! :-D:-D:-D
22. fasaly ( 13/02/2006 06:14)
:-D:-D:-D
23. ari.malala ( 13/02/2006 06:42)
:-D:-D:-D:-D
24. watafon ( 13/02/2006 09:11)
fasaly, ari.malala, tena marina ange io e!
25. fasaly ( 13/02/2006 11:13)
sady mahasalama ka! marina be mintsy warafom a!:lol:
26. Veloo ( 13/02/2006 21:43)
ty wata ty ko tsssssssss:roll:monoro hevitra ratsy:roll::roll:
27. watafon ( 14/02/2006 11:07)
veloo, tsy manoro hevitra ratsy zany retsy za an ! manamafy fotsiny ny efa voalaza !:wink: sady mahasalama ange wa e!
28. Veloo ( 14/02/2006 15:39)
8O ndray ty wata8O8O
oy injy oe:
d le mimasta koa ange mahasalama e! anontanio ange fijo e!


tssssssss de ahona ko? za tsy mino an;izany:roll:
:-D:-D
29. pitchou ( 15/02/2006 01:31)
:-D:-D:-D
fasaly> sao koa njy d nanao rezimm somary enjana teo?
zà taloha rehefa mianatra be d mihamatavy satria tsy mety mihitsy raha tsy mihinana sôkôlà! nefa raha vao vakanss d miha-mahia satria tsy tia sakafo zà @ zay fa aleoko matory
30. Veloo ( 15/02/2006 03:39)
:°)
31. watafon ( 15/02/2006 05:08)
veloo,:oops::oops::-D:-D:-D
32. Veloo ( 15/02/2006 14:32)
inn ty maha boramena an'i wata? :-D:-D:-D
33. fasaly ( 15/02/2006 15:56)
pitchou! zà kalou karazana obsedéé amlay fitandremana sakafo ho hanina e! tonga de calcul be foana hoe misy anzao io misy anzao io de mety ho eefet nzay ve ozinjy???????
34. pitchou ( 15/02/2006 17:25)
ie! possible aky an! t@ zà hanao régime d tena nohafatrafaran'ny dokotera mihitsy hoe izay no risika voalohany indrindra noho izany tsy mila mihafy be tsy mihinana ity rehetrarehetra ity hono fa ny fatrany no ferana!
ny mahatonga izany hono dia satria mahatsiaro ny tena-ndry hoe misy zavatra tsy ampy na adino d mitaky!
35. fijo ( 16/02/2006 04:51)
fa fijo nga mimasta????virja fotsiny izy ka.
aza manao regime zao nareo ry sipa,fa za aza izao tsy tia kaly efa tsy fidiny.
hano ny kaly ry fasaly dia mikotrana fa mety io,ary raha te ihinanna be iny ndry,tsarovy aho dia hilamina io.
36. watafon ( 16/02/2006 05:31)
fijo :-D:-D:-D
37. pitchou ( 16/02/2006 17:44)
wata> hitan'ise fa efa manomboka ho salama lery? :-D:-D:-D
fijo> hisy azy ndray ny resaka ato
38. Veloo ( 16/02/2006 18:48)
fijo a njy ty mirediredy :^):roll::roll:
39. pitchou ( 17/02/2006 08:01)
kalma fotsiny njy veloo fa manaporofo fotsiny izy we efa salama an!:D
40. watafon ( 17/02/2006 10:03)
pitchou , za koa alou mahita an'izany e! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5112