Ny olana eo @ firaisana ara-nofo

121. Fiffi ( 02/03/2006 05:07)
fijo: fa misy inona eh? sa hiantsoko dokotera eo fa toa lasa menamena be ? :-D:-D:-D:-D
122. watafon ( 02/03/2006 12:55)
Fiffi! melsi akia an ampy tsara io k!:*:*:* koa nenjy!!
123. Fiffi ( 02/03/2006 15:17)
:-*:-*:-*:-*
124. watafon ( 02/03/2006 17:26)
ampy calin tsara kosa anjoany k !:-*:-*:-*
125. Fiffi ( 02/03/2006 18:10)
:-$:-$:-$:-$:-$
126. fijo ( 02/03/2006 20:13)
miandry aho fiffi an
127. Fiffi ( 03/03/2006 05:03)
fijo: fa inona hiany ary ity andrasanao ity ? ho tara train eo ianao raha hiandry eo foana an! :-D:-D
128. Veloo ( 03/03/2006 15:58)
:-D
129. watafon ( 03/03/2006 17:53)
i fijo anie manana fiara fa tsy hande train zany e!:-D
130. Fiffi ( 03/03/2006 19:49)
ka hoe toa en panne hono ilay fiara ko! :-D:-D:-D
131. Veloo ( 03/03/2006 21:26)
:roll:
132. Fiffi ( 04/03/2006 06:24)
Veloo: :-D:-D:-D:-D:-D
133. Fiffi ( 04/03/2006 09:29)
wata: inona ilay fiarany , soa dia mila hatosika ? :-D:-D:-D:-D
134. fijo ( 04/03/2006 19:07)
fiffi an,miandry andry hanainga le tongotra ko,sao mandainga mantsy
135. Fiffi ( 04/03/2006 19:49)
fijo: :-D:-D:-D andraso eo poly wa ! tsy azonao @ zany aho an! sady zao ririna mangatsiaka be zao ve dia hanainga tongotra ? tsy hidiran'ny rivotra eo dia marary kibo eo no farany ? :-D:-D:-D:-D:-D
136. Fiffi ( 04/03/2006 20:04)
velona angaha ilay fiara ry fijo ? tsy nila natosika zany ? sa lany lasantsy fotsiny ? :-D:-D:-D:-D
137. Veloo ( 05/03/2006 01:10)
:-D
138. Fiffi ( 05/03/2006 06:38)
:-D:-D:-D:-D
139. watafon ( 05/03/2006 16:40)
404 aloha no hitako farany fa tsy haiko na izy ihany ity mila atosika ity e!! :-D:-D
140. Veloo ( 05/03/2006 19:43)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4663