Ny olana eo @ firaisana ara-nofo

81. fijo ( 23/02/2006 21:55)
milay be ka,melsy eee.
82. Veloo ( 24/02/2006 01:08)
fijo kitako jereo etsy ambone rehetra etsy. io i fiffi temoin:P
83. Fiffi ( 24/02/2006 05:59)
=))=))=))=))témoin nahita maso ve ? :-D:-D
:-*:-* ndriko
84. watafon ( 24/02/2006 06:40)
Fiffi, tô miala njy !!! :-D:-D
veloo,mety efa taloha lesy zany an! :-*
85. Fiffi ( 24/02/2006 15:38)
wata: an3 tsy miala aho fa nitsikilo ka :-D:-D:-D
:-*:-*:-* wata , Veloo
86. Veloo ( 24/02/2006 17:08)
:twisted:
87. fijo ( 24/02/2006 19:33)
tratra indray veloo,fa niala bala ny vavolom belona le.:lol::-D;-)
88. Fiffi ( 24/02/2006 20:30)
Veloo: fa tsy midika kosa anie io hoe tsy vavolombelona aho an! :-*:-*:-*
89. fijo ( 24/02/2006 20:39)
asa ko,efa niala bala teo,ka sao manao vavolombelona mandainga an.
90. Fiffi ( 25/02/2006 06:28)
asa ko,efa niala bala teo,ka sao manao vavolombelona mandainga an.
wadrayyy kosa ry fijo an! efa nanangana tanana havana kosa anie aho hoe hilaza ny marina eh! hipoaka eo ny bala raha mandainga eo an!
91. watafon ( 25/02/2006 16:28)
fijo, tena mila avokà ty zavatra ty fa mety hiakatra fitsarana kle ! efa misy mananga-tànana ato !
92. Fiffi ( 25/02/2006 21:33)
watafon: :-D:-D:-D:-D
93. watafon ( 26/02/2006 06:59)
Fiffi fa arakaraky veloo ihany alou io e! izy no nitory sy naka vavolombelona teo !!
94. Fiffi ( 26/02/2006 07:31)
dia izaho no vavolombelona nefa tsy nangatahin'ni Veloo akory aho hoe Fiffi a! ao ndry ataoko vavolombelona an! :-D:-D:-D
95. Veloo ( 26/02/2006 18:50)
:roll::roll::-D:-D
96. watafon ( 27/02/2006 03:43)
raha azoko tsara zany d zava oazy izy ty an ! ataovy raharaham-pihavanana moa ry veloo an !
97. Fiffi ( 27/02/2006 06:00)
:-D:-D:-D:-D
98. Veloo ( 27/02/2006 16:41)
99. Fiffi ( 27/02/2006 18:22)
fa misy inona akia Veloo ? :-*:-*
100. watafon ( 27/02/2006 18:47)
Fiffi, mieritreritra ndray izy manao an'io e! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0641